fanontaniana maromaro
21. Fody
(
26/10/2007 21:20)
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Iza le olona, dia aiza no misy azy?
Fanontaniana tsotra mila valiny io.
22. fijo
(
26/10/2007 21:24)
fa ngaha tsy hita io valiny lazaiko io,fa toa miverimberina be le resaka?????,sa romotra be?
23. Fody
(
26/10/2007 21:26)
Aza avadika zavatra hafa ny valim-panontaniana fa ity no anontaniako:
Iza ilay olona tondronao eto?
Aiza no misy azy?
Valio!
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Iza ilay olona tondronao eto?
Aiza no misy azy?
Valio!
24. fijo
(
26/10/2007 21:28)
ka efa io ny valiny.ny zanany nianatra tao amin'ny ND,kilasimandry tao mahajnga tao.ny maman'i lery io ,mbola nijery azy tany fony izy mpianatra.
sa mila valiny ahoana indray
sa mila valiny ahoana indray
25. Fody
(
26/10/2007 21:36)
Tsy hoe fitia te hamerimberina fa resaka connexion no mampiverina an'io.
Tsy resaka pretra manan-janaka no hanontaniako anao fa ity zavatra lazainao ity
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Iza io olona io, dia aiza no misy azy?
Raha Malagasy io dia sahiko no milaza aminao fa tsy nisy an'izany fa lainga, ary tena lainga, sy tena endrikendrika fotsiny.
26. fijo
(
26/10/2007 21:41)
ka ny dadan'io bandy io no pretra ry akama.izay no hilazako anao hoe le anaran'ny rainy tsy haiko,fa io ankizy io nianatra tao amin'ny sekoly nianarako.aiza ary ity fahazoanareo resaka.??????ny mamany araka io lazaiko io,mbola mitsidika aazy fony izy mpianatra.ary io maro ny mpianatra tao amin'ny ND nahalala io tranga io.
sa hanontanian ako ahoe aiz any adresiny?

27. LazaDaddy
(
26/10/2007 21:41)
fijo> misy akamako izay indray pretra tsy manambady (ofisialy) fa mananjanaka sady mpimamo.
Fody>
1) Satana no mpanameloka araka ny anarany ka sao dia mba....? Mahalasa saina ihany ilay fanontaniana fanameohana averimberinao.
2) tsy afaka hanonona anarana sy toerana misy azy aho fa raha anjaranao no mamantatra hoe iza @ ireny pretra akamako be dia be ireny (raha tsy izy rehetra :^) )?

28. fijo
(
26/10/2007 21:45)
le hoe vady ofisialy aloha tsy haiko io.any amin'ny tany tsimihety mantsy asa na vita fanambadina any amin'ny mairie aby ny olona na tsia,fa dia hoe manambady na mpivady.ary ny maman'io bandy iosy ilay dadany izay pretra dia efa tsy miray trano intsony,fa le reniny io mbola any amin'ny misy andry zalahy any,fa mandalo mijery azy ao mahanjanga fotsiny.
29. Fody
(
26/10/2007 21:49)
Izaho ve no tsy mahazo resaka sa ianao no tratra amin'ny lainganao e!
Mazava be ny zavatra soratanao, ary teny malagasy. Ataoko fa mazava koa ny fanontaniako ary teny malagasy.
Hoy ianao:
Ny fanontaniana mila valiny, izay tsy hainao ny mamaly azy fa avadikao zavatra hafa dia hoe:
Iza io olona lazainao io? Aiza no misy azy?
Io no tiako ho fantatra.
Mazava be ny zavatra soratanao, ary teny malagasy. Ataoko fa mazava koa ny fanontaniako ary teny malagasy.
Hoy ianao:
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Ny fanontaniana mila valiny, izay tsy hainao ny mamaly azy fa avadikao zavatra hafa dia hoe:
Iza io olona lazainao io? Aiza no misy azy?
Io no tiako ho fantatra.
30. fijo
(
26/10/2007 21:53)
le rangahy io pretra tao mahajanga tao.valiny ngamba io.ny anarany efa nolazaiko tery ambony tery fa tsy haiko.ny zanany izay nianatra tao amin'y sekoly nianarako no nahalalako ilay resaka.ka valiny ahoan aihany vao mety???
31. LazaDaddy
(
26/10/2007 21:58)
fijo> ny mahagaga @ zavatra toy ireny indraindray (namatetika) dia odian'ny foibe tsy fantatra ilay toe-draharaha. Misy ihany aloha ny "esorin-dry" zalahy fa ny ankabeazany na odiany tsy fantatra na arovany (cf. pedophilie). Tena mamoa fady mihitsy ary tsy fiangonana Katolika ihany no misy toetra mamoa fady.
32. fijo
(
26/10/2007 22:03)
izay no nilazako hoe "ilay fanambadiana ofisialy"le formen'ilay fanambadiana aloha tsy hay io.hoe vita mariazy sivily ve sa dia fiboaha dia vita sa noamasinina sa ahoana io tsy haiko.
fa ny resaka dia hoe mamanay sy babanay.ary aza hadino fa sekoly katolika io nianaranay io

34. fijo
(
27/10/2007 04:02)
fanontaniana kely oan'i fody.
St pierre moa tsy efa nanambady vao nanaradia an'i ralavavolo?
ary toa nariany ilay vadiaman janany rehefa nnohamasinina izy??tsy ohatra iray koa va io ry zanako?????sa io ohatra vazaha ka tsy mety?

35. ravatorano
(
27/10/2007 05:44)
tano mafy ny finoanao fa aza mety ozongozonina :-D:-D
tena latsaka b za namay an'ity kalé :-P
tena latsaka b za namay an'ity kalé :-P
36. ikaretsaka
(
27/10/2007 16:15)
St Piera tsy hayna efa nanambady na celibatera fa na izany na tsy izany fatsy Mariazy tany am-piangonana ny an'i lery :wink: ary tsy nisy filazana momban'ny vady ny fianakavian'i lery mihitsy na Baiboly na Apocryphes na ny boky hafa mihitsy na resaka Archeologika na inona, ary mbola eo am-pikarohana izay ny manam-pahaizana , mbola theory ilay izy fa tsy mbola hita mihitsy ny porofo hatramin'izao!
misy koa ry LD sy ry fijo ilay hoe nahazo anulment an..
[quote=fijo} 27-10-2007 00:03:39
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
izay no nilazako hoe "ilay fanambadiana ofisialy"le formen'ilay fanambadiana aloha tsy hay io.hoe vita mariazy sivily ve sa dia fiboaha dia vita sa noamasinina sa ahoana io tsy haiko.
fa ny resaka dia hoe mamanay sy babanay.ary aza hadino fa sekoly katolika io nianaranay io
[/quote]
dia jereo sy hamarino ilay olona izany aloha na vita mariazy am-piangonana na hoe concumbinage sy resaka fisoratana (mariazy las vegas), na fibohana na vodiondry na inona fotsiny
Ny an'ny katolika dia ny Mariazy any ampiangonana, amin'ny maha "sakramenta azy" no mikaonty sy omen-danja bebe kokoa sy porofo hita maso ara pinoana hoe mpivady ny mpivady!
hafa mihitsy ny azy ny heo Mariazy am-piangonana izany. Raha izay dia tsy mahazo sy voarara raha misaraka...
maro ny couples tsy sahy manao an'io mariazy am-piangonana io raha fantany sahady fa ho hafahafa ny tokantranony raha vao miaraka!

37. ari.malala
(
29/10/2007 06:20)
xxx sy ikaretsaka, misaotra betsaka @ fanazavana e.
salmo1, in ny problemanao am katolika kay?:)

38. xxx
(
29/10/2007 10:29)
Minia mikipy i Fody sady mafy sofina . Ny olona rehetra mahalala fa misy ny pretra manan-janaka , fa noho ny @ fiaraha-monina sy ho fanajàna ny asany dia tsy "officialiser-na" izany
Izaho nanana namana pretra, gaga be aho fa hoe niala izy, dia nanambady, nanambady olona efa niteraka . Hay izany zanany tao anatin'ny asany io zaza io
Ny tiako lazaina dia hoe zavatra misy izany mais toute verité n'est pas bon à dire, tsy eto no sehatra hametrahana ny anaran'ilay olona

39. ikaretsaka
(
29/10/2007 10:37)
hafa ny niala dia nanambady ry xxx an
izy izany niala dia nanambady. saingy tsy haiko izy ity izy ity moa vokatr'ilay hoe tena phenomene be izany na misy zavatra tsy aritra amin'i mompera ka dia raha vao misy iray na 2 manao izany dia efa wawawa be
asa angaha?

40. ikaretsaka
(
29/10/2007 10:38)
ohatra izao hoe ry pasitera maihol.. vadiny efa fahafiry? fa tsy misy resaka loatra..