fanontaniana maromaro

41. ari.malala ( 29/10/2007 11:57)
Izaho koa ry ika dia gaga mintsy! ohatry ny hoe refa ny pretra katolika 1 no nahitana kihana d ny pretra katolika rehetra no maimbo anaty lasaka 1... nefa mba firifiry koa moa ny pasitera no manao hadalana fa toa tsy mba misy resaka... mampalaelo b le fisainan'ny sasany!

xxx ilay farany io, jereo sy avereno vakiana ny ao ambony ao fa misy valin-teny mazava momba ny tokony ho fahamasinan-toetran'ny pretra ao.
42. xxx ( 29/10/2007 13:56)
ikaretsaka:

hafa ny niala dia nanambady ry xxx an
izy izany niala dia nanambady.

tsy nazava ny nolazaiko : nandritra ny naha pretra azy dia niteraka t@ ilay olona izy , efa taty aoriana (10 ans tany ilay zaza) vao niala izy. Izany hoe mbola tao anatin'ny maha pretra azy izy no niteraka

ikaretsaka:

saingy tsy haiko izy ity izy ity moa vokatr'ilay hoe tena phenomene be izany na misy zavatra tsy aritra amin'i mompera ka dia raha vao misy iray na 2 manao izany dia efa wawawa be
asa angaha?

Hafa i Monsieur-tout-le-monde dia hafa i mompera koa. Tsy misy hoe tsy aritra @ mompera fa izy no nisafidy dia izy no mandika ny safidiny ka mahagaga ihany koa

Olona 1 na 2 hoy ianao ? Fandio iray siny tsy mahaleo fandoto iray tandroka hoy ny gasy

43. pissoa ( 29/10/2007 14:15)
tsy nazava ny nolazaiko : nandritra ny naha pretra azy dia niteraka t@ ilay olona izy , efa taty aoriana (10 ans tany ilay zaza) vao niala izy. Izany hoe mbola tao anatin'ny maha pretra azy izy no niteraka

Mazava ny zavatra teneninao, fa ianao no toa tsy mahazo resaka. :-D
I LazaDaddy koa tsy mahazo resaka tahaka anao :-D
Ireto no notenen'i Fody teo :

Fijo:

misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.ao mada ao be ny pretra mananjanaka ohatra.

Tsy hoe Pretra manan-janaka ... fa olona misara-bady aman-janaka lasa manao pretra.

I Fijo avy eo miala bala hoe tsy fantatro ny ofisialy, nefa ery ambony milaza fa
Fijo:
io somary mahagaga ahy,satria aminareo mpino toa tsy mety ny misaraka velona

Mba omeo moa ny porofo moa fa ny filazana hoe misy lava eto amin'ny forum anie tsisy dikany e, indrindra i Fody efa milaza fa mandainga sy manendrikendrika fotsiny i Fijo. :wink::-D

Hafa i Monsieur-tout-le-monde dia hafa i mompera koa. Tsy misy hoe tsy aritra @ mompera fa izy no nisafidy dia izy no mandika ny safidiny ka mahagaga ihany koa

Olona 1 na 2 hoy ianao ? Fandio iray siny tsy mahaleo fandoto iray tandroka hoy ny gasy

Hay ve Mr Tout le monde ireny atao pasitera ireny e - Misy zavatra tsy mahagaga ahy tampoka eto an-tany izany :-D:-D:-D
44. ikaretsaka ( 29/10/2007 19:02)
duh! uny indray no tsy hitako ry pissoa madame-toute -la-monde
45. ari.malala ( 30/10/2007 13:27)
:-D:-D
46. ikaretsaka ( 30/10/2007 17:59)
azon'i ari kosa tsotsoutseman angamba izay ny valinteny notadiavinao e
47. fijo ( 30/10/2007 22:43)
pissoa an,tsy fialana bala le resaka forme ny mariage,fa io moa tsy fanontany olona.fa fanazavana nomeko fotsiny io,satria ny fanambadiana anie maro karazany e.ny sasany vita soratra sy fiangonana vao mpivady,ny sasany vita soratra dia efa izy,ny sasany vita fanamasinana fotsiny dia izy"ortodoxa"ny sasany vita fomban drazana dia izy.ary azo antsoina daholo fa mpivady ireo.ka izay n nanaovako le fanazavana.fa tsy fialana bala araka ny hevitrareo.
48. fijo ( 30/10/2007 22:44)
ika,io resaka ST piera hoe efa nanambady fa nisaraka nony nanaradia an'i lery io,dia tsy za no nilaza azy fa i fody.ka hamarino any aminy.
49. Fody ( 31/10/2007 10:35)
I Md Piera dia nanam-bady tokoa. Nanam-bady izy matoa nanana rafozana.

Fa i Piera dia tsy nisara-bady mihitsy. Aoka hazava ny resaka. Tsy nisy teny na dia iray aza milaza fa nisaraka tamin'ny vadiny i Piera.
Araka ny Evanjely ny hoe: mandao ny vady aman-janany dia ts mitovy mihitsy amin'ny hoe: misara-bady.
Toy ny olona rehetra mandeha mikatsaka zava-tsoa izy, mandeha tany lavitra, ka voatery mamela ny vady aman-janany, izay ilay hoe: mandao fa tsy sanatria hoe: misaraka.
Sa ve ho anao rehefa mandeha mianatra na miasa aty ivelany ny iray amin'ny mpivady dia misaka izy izay (ny tiany lazaina eto dia tsy ilay hoe: misara-toerana akory, fa hoe: vita hatreo izany ny fiarahana, rava ny mariazy...)
50. ari.malala ( 31/10/2007 11:20)
ikaretsaka:

azon'i ari kosa tsotsoutseman angamba izay ny valinteny notadiavinao e

oudry, efa namaly nge za ao ambonimbony ao hoe misaotra betsaka an'ika sy xxx hoa fa mazava tsara e:) d mbola mamerina ny fisaorana iany re e:) fa in hoa ny dikan'le we "namaste" e, enao mants toa mpampiasa an'io?
51. xxx ( 31/10/2007 13:34)
Zao aho vao mba handray anjara amin\'ny fanomezana hevitra. Tsy tokony hafangaro aloha ny pretra tsotra sy ny pretra relijiozy satria ny pretra relijiozy dia manao voady manokana ankoatra ny mahapretra azy izay mampiavaka azy amin\'ny fikambanana hafa. Na dia mitovy aza ny voady atao dia samy manana ny heviny ireny araka ny mpanorina ny fikambanana. Ny pretra tsotra( tsy relijiozy) indray dia tsy manao ny voady fahadiovana, fahantrana, fanekena toy ny an\'ny relijiozy fa fanekena ny Eveka sy ny fiangonana ny azy no voady ataony.
Mety hisy ny mandray ny Sakramenta fito satria misy izay voalaza teo aloha teo fa misy koa pretra niala dia manao mariazy aradalana, kanefa ny sakramenta dia famantarana tsy azo fafana.
Misy ny vehivavy nanambady sy niteraka ary lasa masera. Raha mandinika ny tantaran\'ny fikambanana sasany dia io mihitsy aza no nahatonga ny niorenan\'ny fikambanana: Mananontena no nivondrona namorona ny fikambanana, nefa amin\'izay fotoana izao dia tena fikambanana masera miroborobo izy, fa saingy tsy misy veuves miditra intsony fa tanora indray no miditra ao.
Mikasika ny hoe pretra na relijiozy manan-janaka indray dia izao no hevitro: Toy ny olona rehetra ihany izy ireo ka mety ho tratran\'ny fankampanahy, ary tsy hoe nanao firaisana impolo vao mety hanan-janaka fa raha sendra hoe amin\'ny votoana mahalonaka ilay vehivavy no tonga ilay fankam-panahy dia mety ho manan-janaka tsy satry izy. Ny tovovavy indrindra no maka fanahy matetika ka rehefa isan\'andro kosa ve izay no anasana ny sain\'ilay pretra na relijiozy tsy ho lavo izy ny farany. Nefa ve dia iny fahadisoana tanatina minitra vitsivitsy iny no ilazana fa mpamitaka sy tsy misy fotony ilay olona. Hoy i Jesoa:\" Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy\".
Izaho kosa eto tsy milaza hoe dia mahazo manao izay tiany izany ireo fa ao ny feon\'ny fieritreretana (conscience) mitsara azy. Ny fanafintohinana ny hafa no ratsy.
Mbola misy tsy mahalala angamba fa dia efa an-taonany maro ny fangatahan\'ny pretra tsy relijiozy sasany hanambady fa hatramin\'izao dia mbola mandinika ny Fiangonana ary mbola mahatsapa fa sarotra ho an\'ny Pretra manambady ny hanatontosany ny asany mahapretra azy. Raha tsy diso aho ny Pretra any amin\'ny Katolika tantsinana dia misy manam-bady fa saingy safidy mialoha ny fanamasinana io!
52. xxx ( 31/10/2007 13:35)

53. ikaretsaka ( 31/10/2007 14:23)
dia misy koa ny relijiozy tsy pretra :wink:
54. fijo ( 31/10/2007 23:05)
o ry fody an,jereo ity voalazanao ity

"ny tiany lazaina eto dia tsy ilay hoe: misara-toerana akory, fa hoe: vita hatreo izany ny fiarahana, rava ny mariazy...) "
nosoratano ery ambony kely ery io.ka nisaraka izy izany sa tsia.hoy ianoa:"ny tiany"lazaina,
ary io ST piera io ve nadao de niverina namonjy ny vadiny sy ny zanany sa tany dia tsy hita intsony.raha izay dia efa nisaraka izy izany.raha tsy izany dia pretra manambady izy,ka fidio izay izy;
raha tsy nisaraka izy dia manamarina ilay hevitr'ilay pretra nolazaiko io.izay nataony ohatra ka nolavinao.ao ambany ao ny teninao efa navoakako ao
55. Fody ( 01/11/2007 12:07)
Io averiko io ny zavatra nosoratako.
Dia mba mianara mandinika rafijo ò!
48. Mpandefa : Fody [ Valio ] 31-10-2007 11:35:37
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
I Md Piera dia nanam-bady tokoa. Nanam-bady izy matoa nanana rafozana.

Fa i Piera dia tsy nisara-bady mihitsy. Aoka hazava ny resaka. Tsy nisy teny na dia iray aza milaza fa nisaraka tamin'ny vadiny i Piera.
Araka ny Evanjely ny hoe: mandao ny vady aman-janany dia ts mitovy mihitsy amin'ny hoe: misara-bady.
Toy ny olona rehetra mandeha mikatsaka zava-tsoa izy, mandeha tany lavitra, ka voatery mamela ny vady aman-janany, izay ilay hoe: mandao fa tsy sanatria hoe: misaraka.
Sa ve ho anao rehefa mandeha mianatra na miasa aty ivelany ny iray amin'ny mpivady dia misaka izy izay (ny tiany lazaina eto dia tsy ilay hoe: misara-toerana akory, fa hoe: vita hatreo izany ny fiarahana, rava ny mariazy...)
56. fijo ( 01/11/2007 21:02)
izany hoe hamarinina fa tsy nisaraka izy,ka pretra manambady izany.mitombona le ohatra noraisin'ilay pretran
sa hamorona inona indray?
57. Fody ( 01/11/2007 21:18)

55. Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-11-2007 22:02:40
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
izany hoe hamarinina fa tsy nisaraka izy,ka pretra manambady izany.mitombona le ohatra noraisin'ilay pretran
sa hamorona inona indray?

Iesy e rafijo ò!

Mba diniho ihany izay lazaina amin'ny manaraka fa manalabaraka tena e!
58. fijo ( 01/11/2007 21:20)
tsy valianale zavatra lazaiko fa mody miala eo,valio aloha e,sa tsy hay valiana io.
59. Fody ( 01/11/2007 21:56)

Mandehana vakio kely izay voalazanao ary ambadika aloha. Zavatra hafa mihitsy fa tsy misy ifandraisany amin'ny resaka eto.
60. fijo ( 01/11/2007 22:09)
aza ahodian ny resaka e.valio aloha ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083