farany tena fitia ary lalim-paka

1. xxx ( 26/10/2007 15:34)
olona roa no mifampiresaka de miresaka tsotra tsy misy resam-pitia.
kanjo tonga ilay olona iray ary nanambara azy roa.
ary ianareo mifankatia!!!
sady mananiany manao hoe ( rahoviana ny raharaha)
de nifampijery ary samy nihomehy, no niara namaly hoe- raharaha inn fa zay pinamana tsotra (saina madio ny ho namana)!

de naverimberin-polo kely ilay hoe mifakatia nareo hoe.

kanjo tokoa fa lasa raikim-po tampoka teo ampivazivaziana teo aza ny iray, ary nanomboka nangovitra sy tsy nahatombina fa lasa tena tia de tia ary ho doria, nivoady fa ho tia mandrakizay na inn andro...

le iray de nianahana fotsony sady gaga fa tsy hita izay amaliana ity namana tsotra tsy foy.
novalian'i Aino ny 05/11/2007 10:07
2. tess ( 26/10/2007 15:44)
:-D
3. fanaina ( 26/10/2007 16:57)
:lol::-D:-D:-D
4. methode ( 27/10/2007 17:06)
Mety ho zava-misy io! ndrindra le sakatsakanan-dava reny!
5. karinah ( 27/10/2007 21:55)
Tess::lol:
6. fasaly ( 27/10/2007 21:59)
karinah: feno olona tera-pitiavana mafy ato wa e!:-D
nefa fatapatako io xxx io....:^)
7. karinah ( 27/10/2007 22:08)
ie!:-D:-D:-D:oops:mba omeo sopapa fasaly ah!:wink:
8. tess ( 27/10/2007 22:12)
fotsony....:wink::-P
9. karinah ( 27/10/2007 22:14)
:-D:-D:-D Tess:lol:
10. salmo1 ( 28/10/2007 10:24)
tess:
nefa fatapatako io xxx io....

karinah:
ie!:-D:-D:-D:oops:mba omeo sopapa fasaly ah!:wink:

tess:
fotsony....:wink::-P

tess: mahana be zah:b:b
:@
Matetika zaho no tena mpanao ''....''. Fa eto kosa dia tsy zaho maintsy lay xxx, fa mety nisy naka sopapa i salmo1:idea:

Ny antony namaliako an'ty dinika ity de nisy nanontany zah oe: -sode i salmo1 iany lay xxx atsy fitiavana? - Non! non!
Mino aho fa tsy avy aty Spain ity xxx ity :@
;-)
11. fasaly ( 28/10/2007 12:04)
:^):^);-)
12. mignone ( 28/10/2007 21:19)
za koa mahafantatra anlé fotsony :°)
13. karinah ( 29/10/2007 20:29)
:roll::-D:-D:roll:
14. tsaramaso ( 30/10/2007 08:44)
hahahahaha fotsony ....
15. Jeankely ( 30/10/2007 10:03)
Farany fitia tsaramaso
16. salmo1 ( 30/10/2007 10:58)
Mba halany jeankely maintsy ity tsaramaso ity, fa maninnn any jeankely foana aza izy:?:
;-)
17. koffman ( 30/10/2007 14:42)
maninn an'i Jean Kelyn marina ary i tsaramaso e? sao de...???:?:
18. xxx ( 30/10/2007 15:42)
:-D:-D:-D:-D hifampihinana eo ireo mantsy....
19. Aino ( 05/11/2007 10:07)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1841