farany tena fitia ary lalim-paka
1. xxx
(
26/10/2007 15:34)
olona roa no mifampiresaka de miresaka tsotra tsy misy resam-pitia.
kanjo tonga ilay olona iray ary nanambara azy roa.
ary ianareo mifankatia!!!
sady mananiany manao hoe ( rahoviana ny raharaha)
de nifampijery ary samy nihomehy, no niara namaly hoe- raharaha inn fa zay pinamana tsotra (saina madio ny ho namana)!
de naverimberin-polo kely ilay hoe mifakatia nareo hoe.
kanjo tokoa fa lasa raikim-po tampoka teo ampivazivaziana teo aza ny iray, ary nanomboka nangovitra sy tsy nahatombina fa lasa tena tia de tia ary ho doria, nivoady fa ho tia mandrakizay na inn andro...
le iray de nianahana fotsony sady gaga fa tsy hita izay amaliana ity namana tsotra tsy foy.

répondu par Aino le 05/11/2007 10:07
6. fasaly
(
27/10/2007 21:59)
karinah: feno olona tera-pitiavana mafy ato wa e!:-D
nefa fatapatako io xxx io....:^)
nefa fatapatako io xxx io....:^)
10. salmo1
(
28/10/2007 10:24)
tess:
nefa fatapatako io xxx io....
karinah:
ie!:-D:-D:-D:oops:mba omeo sopapa fasaly ah!:wink:
tess:
fotsony....:wink::-P
tess: mahana be zah:b:b
:@
Matetika zaho no tena mpanao ''....''. Fa eto kosa dia tsy zaho maintsy lay xxx, fa mety nisy naka sopapa i salmo1:idea:
Ny antony namaliako an'ty dinika ity de nisy nanontany zah oe: -sode i salmo1 iany lay xxx atsy fitiavana? - Non! non!
Mino aho fa tsy avy aty Spain ity xxx ity :@
;-)
16. salmo1
(
30/10/2007 10:58)
Mba halany jeankely maintsy ity tsaramaso ity, fa maninnn any jeankely foana aza izy:?:
;-)
;-)