Linux eto am dago

1. rherym ( 26/10/2007 15:29)
Salut dôly ry mpiserasera rehetra.

Hitantsika amin'izao fa mivelatra be ny sehatra informatika eto am tanana . Ny olon-drehetra mifikitra amin'ny windows nefa pirate daholo ny ankamaroany ka andao mba hampiasa linux e.

Manana tetik'asa hizara linux sy logiciel open source eto am tanana za d mba mila olona betsaka ka zay mazoto sy/na afaka hanampy dia aza misalasala.

2. moraina ( 26/10/2007 16:03)
Tena mahanfinaritra ahy izant tetik'asa miresaka logiciel libre izany koa vonona za raha misy ny ilana ahy
3. wooda ( 27/10/2007 13:25)
Mety asiana fanazavana fanampiny ve azafady? :D
4. rherym ( 28/10/2007 19:05)
Ny tiana hatao dia hizara maimaim-poana ny linux sy izay logiciel azo zaraina izay efa maro izany nefa ny telechargement avy amin'ny internet dia mbola olom-bitsy ihany raha eto amintsika no afaka manao azy ka ny tanjona dia hanangana foibe mba ahafanan'ny olona maka azy amin'ny support (flash disk, cd , sns...).
Marihako fa ireto manaraka ireto aloha no misy aty amiko fa mbola eo am-panangonana :
-Système linux: Ubuntu, Kubuntu, Fedora, Damn Small, Debian, Mandrake, Mandriva
-Logiciel : eto angamba sasantsasany fotsiny no hoteneniko fa tsy ary ho voatanisa eto daholo izy rehetra : Open office (office maimaim-poana) , Gimp (Traitement sary) , klite codec pack , IZarc (compression ohatran'ny winzip fa mahavita zavatra btsaka kokoa),Poly edit (traitement txt),Audacity (traitement son),emule (P2P) , sns...
Tena be loatra ka tsy possible ny ho voatanisa eto.

Ny ilako olona:
Hanome logiciel libre tsy misy aty amiko
Hanolotra na mahita toerana azo izarana izany maimaim-poana (ohatra hoe cyber café)
Hanampy eo amin'ny fizarana azy.

Azoko inoana fa efa noteneniko angamba izay tokony hotenenina rehetra fa raha misy adinoko dia manoratra ihany aho.

Raha mba afaka hanampy ianao dia mba teneo izay azonao atao amin'ireo

5. athrix ( 27/12/2007 08:49)
D aôna ary ny atao @ zay tetikasa ho ataontsika zay satri zah kou matsapa fa tena ilaina zany eto @tsika, sady ny olona ko tô variana lôtra @ty windows ts mamely ty!!
6. fahamarinana ( 27/12/2007 09:05)
:arrow:rherym =D=D:tena bonne idée tokoa satria ny connection any amintsika tsy dia possible foana fa dia mahereza daholo e.Za moa tsy havanana sady tsy manana fa rehefa mba misy ilay adresse dia zarao aminay fa mety misy namana na havana any an-toerana interressées,mankasitraka e(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3246