Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
XxxX ( 29/10/2007 14:17)
mama sera
MILAY LE VAZO E !!!!! Inty misy lalam-pirenena fahadimy ambin-telopolo Izy io dia mbola lalam-pirenena saingy efa adinon'olo Raha miainga avy any Antananarivo ianao Handeha ho any Moron... tohiny
novalian'i sarobidy ny 30/10/2007 08:48
sarobidy ( 29/10/2007 14:13)
Munica Brava & Barbarita
Munica Brava lalaovin'i Natalia Orerio sy Barbarita, anisan'ny telenovela (feuilleton) be mpanaraka indrindra aty @ faritra atsinana. Ary ny any aminareo inona no be mpanaraka ndrindra, mba zarao ee... tohiny
novalian'i sarobidy ny 12/11/2007 12:30
nirijimka ( 29/10/2007 11:33)
Antso ho fampiroboroboana ny aterineto eto Madagasikara
Efa imbetsaka no voaporofo fa kinga amin'ny fikirakirana haitao vaovao ny eto Madagasikara. Raha efa nivezivezy manerana ny firenena ianao dia hibaribary aminao fa tsy voatery natokana ho an'ny sarang... tohiny
novalian'i adler ny 29/10/2007 18:11
nirijimka ( 29/10/2007 11:10)
Antso ho fampiroboroboana ny aterineto eto Madagasikara.
Efa imbetsaka no voaporofo fa kinga amin'ny fikirakirana haitao vaovao ny eto Madagasikara. Raha efa nivezivezy manerana ny firenena ianao dia hibaribary aminao fa tsy voatery natokana ho an'ny sara... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/11/2007 21:09
xxx ( 29/10/2007 08:50)
Vehivavy en règle manao sport
Inona no tena marina, tsara sa ratsy ho an'ny vehivavy sy ny fahasalamany ny fanaovana sport nefa tonga ny fadimbolany? Raha tsara lazao ny antony ary raha ratsy, satria nahoana? Misaotra tompoko... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2007 07:23
Jeankely ( 29/10/2007 06:55)
Ny fisainana, fomba, ny rehetra no voatsindrin'ny vazaha
Tsy ny Sipa ihany no lasan'ny vazaha fa na ny fomba fijery na ny fomba fanadihadihana zavatra dia izay mitovy @'ny analyse-ny vazaha no avo fijery. Hita eto izany @ fametrahana filozofia isan-karazany... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/11/2007 10:41
madazikart ( 29/10/2007 05:11)
Sary fararano
Loza mihintsy ity fitiavan-javatra ity fa dia mampifoha vao mangiran-dratsy andro alahady.Satria moa izany ny tenanay tia maka sary dia nipipika tetsy sy teroa ka dia [url=http://hotokar.free.fr/La%20... tohiny
novalian'i rova30 ny 19/11/2007 21:04
soanja ( 28/10/2007 18:23)
Apokalypsa
Mahavariana rehefa mamaky ny Apocalypse fa betsaka ny zavatra tsy azo nefa tian'ilay Mpanoratra hampitaina tamin'izay nanoratany azy. Dia i John of Patmos moa izany no nanoratra azy. Inona no fihevi... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 22:05
xxx ( 28/10/2007 18:09)
Acte de naissance
Miarahaba anareo rehetra. Mba mangataka soso-kevitra aminareo , aiza no ahitako lettre type de transcription d'acte de naissance ? Ny Raiko dia nationalité français , dia zaho misoratra aminy dia m... tohiny
novalian'i xxx ny 03/11/2007 09:07
bosista ( 28/10/2007 18:03)
ahitan-doza ve ny mivadika finoana???
marina ve fa mahalasa adala na koa tsy mahavanombanona ,tsy mahazarizary ny mivadika finoana,sa menace fotsiny io? raha maharesy lahatra ahy ary ny fivavahana anakiray ary hitako fa mafonja kokoa ny h... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:22
ratonga ( 28/10/2007 16:39)
krika, soupapa, doublapon!!!
:-D http://dailymotion.alice.it/bestdu33/video/x2gi6l_tsiky-tsidika-resakrika_family :-D... tohiny
novalian'i mbaliana ny 30/10/2007 11:01
xxx ( 28/10/2007 12:23)
antenne parabolique, satelite
Hono hoy aho ry zareo???? sao ianareo izay mampiasa antenne parabolique ireny mba efa afaka ni -capte programme tv malagasy, dia raha eny..inona ilay programme????misaotra mialoha....... tohiny
axl2070 ( 28/10/2007 11:44)
Fangatahana hitsidika vady aman-janaka
Inona moa no tokony hatao raha te hiala @ mpampiasa ny mpiasa iray nefa voasakana tsy mahazo miala noho ny fiantohana ara-tsakafo sy ny resaka trano ataon'ny mpampiasa. Ny olana dia izao mangataka hij... tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2007 10:28
xxx ( 28/10/2007 10:55)
Salon Auto Tokyo
http://doremiru.labs.goo.ne.jp/ Patiny @ Hyundai : [img]http://img144.imageshack.us/img144/9281/hyundai00004dp4.jpg[/img]... tohiny
xxx ( 28/10/2007 09:42)
Iza no tianareo @ izy roa ?
http://es.youtube.com/watch?v=1cayhjdG9uY Bianca sa Charice :)... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:31
Bita ( 28/10/2007 07:44)
Aoira - Rossy
Raha mba misy manana ny hiran'i Rossy AOIRA. Misaota mialoha. ... tohiny
novalian'i Bita ny 31/10/2007 17:01
Bita ( 28/10/2007 01:38)
Volo na randrana na faneva no hanavakavahana ny olona
Nisy 2 lahy niara nianatra hono. Ny iray tso-bolo be ary ny iray tena ngita bron (afro)...... Rehefa miady izy 2 lahy dia ny volon-dry zareo no fatao resaka hifanaratsiana. Indray andro ary dia avy be... tohiny
novalian'i RyAnona ny 08/11/2007 07:34
nenipita ( 27/10/2007 15:55)
voan'ny nendramboalavo ny zanako
salut nareo, ny zanako 3 taona voan'ny nendramboalavo, nefa misy zandry vao 2 mois izy ka izany no atahorako hoe mety hifindra amin'ilay zaza ve izany ilay aretiny? matahotra ihany mantsy aho satria ... tohiny
simplex ( 27/10/2007 15:14)
Governemanta
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/793 [img]http://www.madagascar-presidency.gov.mg/webimages/GROUPE.jpg[/img] lasa vevavy ny minisitry ny defense. :P Revoluti... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 02:10
Fody ( 27/10/2007 13:44)
Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!
Tsy vao voalohany izao no [b]tratra tamin'ny lainga sy ny fanendrikendrehana nataony i fijo[/b]. Maro moa ny lainga sy endrikendrika nataony teto, saingy ninina tsy jerena ireny. Ny tena nisonga... tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 09:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9907