Volo na randrana na faneva no hanavakavahana ny olona

1. Bita ( 28/10/2007 01:38)
Nisy 2 lahy niara nianatra hono. Ny iray tso-bolo be ary ny iray tena ngita bron (afro)...... Rehefa miady izy 2 lahy dia ny volon-dry zareo no fatao resaka hifanaratsiana. Indray andro ary dia avy be ny orana ary dia hotsaka izy 2 lahy satria tsy nisy elo na impermiable (raglan) na mba hisaronan-doha. Rehefa tonga tao an-trano izy roa lahy dia ilay bandy tso-bolo nifitsaka toy ny voalavo lena ny volony ary dia nila servieta hamafana azy tsara ary dia ratsy tarehy be izy t@ izay ary ilay afro kosa tonga dia nakifikifiny fotsiny ny volony ary na dia rano indray mipitika aza tsy tavela tao ary tsy nisy fiovany akory ny endriny. Dia ilay iray ary tena kay misy ilana azy ireny volo ireny......:-D:-D:-D
novalian'i RyAnona ny 08/11/2007 07:34
2. mirana5 ( 28/10/2007 06:29)
BOF!!!!!
3. koffman ( 05/11/2007 13:01)
aza manambany rasta a a a!:-D
Fa miresaka volo zany nareo, nareo ve tsy mandinika hoe le voajanahary @ le olona no manendrika azy?
Ohatra ho ngita volo izy tsara kokoa noho izy manao lissage
na hoe malama be ny volony tsara kokoa noho izy atao permanente
na koa hoe frisé ny volony tsara kokoa noho izy lisséna
Ny tiako tenenina hoe misy antony matoa nataon'Atra isan-karazany le volo, fa tsy nataony hoe malama dôly na ngita be dôly
tsy haiko aloha fa hevitro izany e
4. RyAnona ( 08/11/2007 07:34)
Marina ny anao razoky, saingy nahoana i Michael Jackson sy ireo Amerikana no nahita hevitra hanamboarana ny volony. Ary i Bita anie tsy nilaza ny naharatsy azy fa nanamafy ny tenin-drangahy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3303