Aoira - Rossy

1. Bita ( 28/10/2007 07:44)
Raha mba misy manana ny hiran'i Rossy AOIRA. Misaota mialoha.
novalian'i Bita ny 31/10/2007 17:01
2. bokosta ( 29/10/2007 14:26)
slt izaho ihany koa mba mitady an'io hira io fa raha toa ka mahazo ianao dia mba handefaso aho azafady.
:D
3. Bita ( 31/10/2007 17:01)
Hiezaka aho raha mba manam-potoana haka azy ao @ dailymotion d afaka manana ny tonony avokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2311