Governemanta

1. simplex
(
27/10/2007 15:14)
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/793

lasa vevavy ny minisitry ny defense. :P
Revolution fa saingy hoe copier-coller @ lafrantsa :)
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 02:10

3. lehilahytsyresy
(
27/10/2007 17:44)
Tsy voatery hoe i Frantsa irery ihany akory no modely nalaina tahaka tamin' io resaka io.
Tany Japon koa dia vehivavy ny ministry ny Defense teo aloha:
Yuriko Koike, Ministre de la Defense sous le regime de l'ancien premier ministre Shinzo Abe.
Izany moa dia azonao jerena ao amin' ny wikipedia:
http://en.wikipedia.org/wiki/Yuriko_Koike

6. Jeankely
(
28/10/2007 06:10)
Ny fiovaovan\'ny firafitry ny governemanta matetika loatra aloha dia tsy maintsy misy fiantraikany. Noho izany mila mahay mifanohy haingana ny elements mifandimby. Raha ny ohatra nisy hatr\'izay mantsy dia mbola eo ny fanendrena SG, DG sy ny Directeurs isankarazany any @\'ny Ministera ary misy fiantraikany amin\'ny fahafaingananan\'ny taratasy atao io. Tsy fanenjehina ny ahy fa filazana hoe mila voafehy ny fahafaingananan\'ny asa ary mila mahay mampitohy ny asa fa tsy lany andro. Ny fahaizan\'ny Ministra vaovao aloha dia tsy hidirako satria tsy manampahaizana aho fa ny vokatra sy ny fahafainganana no hany resahiko.

7. simplex
(
28/10/2007 11:52)
Jean Kely,
Mbola sous contrat doly ny SG sy ny DG retraretra k. Tsy ho lany andro @ fanovana azy ireny tsony sady teknisiana doly ireo, fa tsy mpanao politika loatra.
Ny ankamaroan'ireo ministra ireo aloha efa mahalala ny rouage @ administration doly e. Le Ivohasina ihany no mbola vao hoe zao vao mitana andraikitra lehibe otr'zao. Kanefa ny fianarana nataony tena io resaka competitivite @ commerce international io mintsy, ka asa.
i Haja no somary atahorana, matheux nedala. Tsy dia hoe catastrophiq aloha ary mety tena hanatsara zavatra ary ny fisiany ao hanitsiana haingana ny kitoatoa sy ny tsy matihanina rehetra ao. Fa ra vao miditra politika economika matanjaka mety tsy voan'lery. Zany hoe afaka manana mpanolotsaina aloha izy e. Bonne chance ihany alou ary tsara ny manisy "nouveau sang" @ ministera kle otr'ireny refa hita fa tsy dia nande tsara hatrizay...
pissoa,
:-D:-D:-D
k mety atao priorite @ zay ngamba ny spaoro dia omena tiko boys @ zay :P
na zany aza posta garazy io eeee :°):-P:)

8. Robert
(
28/10/2007 14:07)
Fa angah rehefa misy zavatra ataony Malagasy de hoe halatahaka foana...
Mba io indray no Hita-Dra8 hampandrosoana ny firenena na de hita aza fa tsy misy zava-bita tsony t@ ity 2e mandat ity, fa resa-be @ MAP fotsiny..
Mba io indray no Hita-Dra8 hampandrosoana ny firenena na de hita aza fa tsy misy zava-bita tsony t@ ity 2e mandat ity, fa resa-be @ MAP fotsiny..

9. ainga
(
28/10/2007 14:24)
simplex : tany anaty garazy hono anie no namoron-dry steeve Jobs ny apple e :P
Io simista lasa minisitry ny spaoro io kosa àry sao dia natao iadivana @ doping ^^^^ dokotera na farmasian kosa mety ka !:-D:-D:-D:-D:-D
shhhhhhh ! avelao izy aloha hiasa dia ho hita eo raha mandeha ilay garazy na tsia.

10. simplex
(
28/10/2007 18:41)
Ny mapme @ le izy nge ry Bob dia ny an'ny Frantsa (na Japs) olona manana fahalalana @ resaka fiarovana le vevavy e. Jereo ilay rohy nalefan'i lehilahytsiresy io fa expert @ middle east ilay ramatoa...
Ny antsika ve ranga expert @ linguistics kle, kozy kosa zany ra mba mifahantsahana :roll::°):)
Kanefa moa ny ministeran'ny defense antsika tsy hita izay ilana azy afa tsy ny handrava grevy sy barazy ka aleo hataony aloha.
@ zao kou mba voapepo tsara ny miaramila gasy mandray baiko avy any @ vevavy :P sady mety hitombo ny isan'ny vevavy manao polisy @ io an :) sa efa mahazo manao miaramila moa ny vevavy? :P
Ny performance indray, mbola vao 10 mois zay sady annee d'election @ ity taona ity. Normale ra tsy dia mande ny ambiny rehetra...
ainga,
aleo marina hiasa alou fa, sao manosika omby botry eto :)

12. Jeankely
(
29/10/2007 08:16)
Koa raha marina hoe tsisy fiovana ny rafitra any @'ny Ministera rehetra ireo inona no tokony hanovana Ministra. Izaho dia tsy mino izany satria na ny anaran'ny Ministera aza miova sa tsy misy dikany fa apetapetaka fotsiny ny anarana fa ny teo aloha ihany. Tsy mifanaraka @'ny anarany ve ny firafiny sa ahoana? Mandany andro io indraindray fa asa loha raha manana fahaizana manokana marina ny Malagasy. Izany no iriana aloha.

13. sarobidy
(
29/10/2007 08:42)
aleo aloha ry zareo hiasa fa tsy ho hita eo iany ve zay apoakany eee, aza d malaky kivy

14. Jeankely
(
29/10/2007 09:00)
Isaiaka kosa aloha tsy kivy na manaratsy satria raha tsy mahomby izy mampalahelo ary raha mahomby izy tena tsara. Ny hiresahana tsy fanimbana akory fa filazana ny mety hitranga angamba. izay no anisany naha vizana ny Mpanohitra Malagasy satria tsy ny ahasoa ny firenena no katsahany fa ny ahazoana seza ka ny fitsongolohana rehetra natao hanapitehina. Tsy izany ny tianay atao fa aza matahotra. Tsy manaraka ny hevitry ny vizana ny aty e.

15. Kwasi
(
29/10/2007 09:29)
Ny antsika ve ranga expert @ linguistics kle, kozy kosa zany ra mba mifahantsahana
Kanefa moa ny ministeran'ny defense antsika tsy hita izay ilana azy afa tsy ny handrava grevy sy barazy ka aleo hataony aloha.
Raha ny defense dia olona STRATEGE no tena ilaina. Manana izany ve ilay ministra? Tsy haiko aloha. Fa raha ny ilana ny defense hatr@zao dia marina ny an'i simplex hoe aleo ataony aloha.

16. Fatsorali
(
29/10/2007 11:13)
Kwasi:

efa Jeneraly stratege betsakambefolo no nifandimby nitana an'io ministera io zay fa tsy hitako ze afaka nitondra reforme na ny iray aza. Amiko de olona tsy miaramila mihintsy no tokony hitantana an'io. isika zao sivily nefa mba manan-kevitra ihany. de in ary zany ny blem raha vevavy indray no minisitry ny fiarovana? i sesily io a t@ izy mbola prezidan'ny oniversitén'i Diego tena nikandra ary nhavita zavatra. za mino fa izay no antony nahatonga azy notendrena @ io andraikitra io.

17. Jeankely
(
29/10/2007 11:51)
Ny loza amin'ny fitondrana ao Madagasikara anie dia na lazainao mahaibe na lazainao tsy mahy tsy afaka tena hiasana ilay sehatra. Ny vahoaka ihany koa tsy mahatoky izay zavatra tapahana ka tsy tafavoaka ny baolina. Izaho raha miteny vahoaka dia milaza ny Mpiasampanjakana, ny Dokotera, ny mpampianatra sy ny manana andraikitra rehetra nefa tsy ao anaty fitondrana mivantana. Indraindray manko misy mihevitra fa vahoaka mira olona tsy aninontsy aninona fa olona miandry fotsiny.

18. ari.malala
(
29/10/2007 13:22)
Ny zavatra voamariko ary mampalahelo ahy dia toa andrakandrana daolo ny zavatra nataon'ity fitondrana ity, satria hita ve fa tsy dia namely tao amin'ny ministera iray de afindra ministera? Sady ny tena loza dia toa miankina @ inspiration n'ingahy prezidà ny zavatra atao...:-(

19. Jeankely
(
30/10/2007 04:49)
Izaho aloha tsy dia miditra @'ilay hoe inspiration -n'olona iray. Ny equipe misy tiana tsy hiala mihintsy dia ahodikodina ny fahalalako azy. Ary ry zalahy koa moa tsy tia hiala satria mahatoky fa vitany daholo ny sehatra isan-karazany. Misy ny sasany aza efa tao vao mipitika dia tia hivadika palitao. Izay ahasoa ny Malagasy no tianay aloha ary tsy fandresena ho anay mihintsy ny fandrenesana fa tsy tafavoaka daholo izay mifandimby rehetra. Madagasikara mihoatra @'izao tontolo izao no jerenay fa tsy ny hoe misy mahazo vahana dia faly an-toerana.

20. ari.malala
(
30/10/2007 13:59)
k in aza ny vahaolana e! ny aty anie efa tena fahantrana mihoapampana e!