Acte de naissance

1. xxx ( 28/10/2007 18:09)
Miarahaba anareo rehetra. Mba mangataka soso-kevitra aminareo , aiza no ahitako lettre type de transcription d'acte de naissance ?
Ny Raiko dia nationalité français , dia zaho misoratra aminy dia mikasa ny hangataka transcription d'acte de naissance . Ny taratasy ilaina rehetra efa vonona doly fa ny lettre sisa no tsy haiko .
Misaotra mialoha.
novalian'i xxx ny 03/11/2007 09:07
2. rush ( 29/10/2007 18:46)
tsy mila taratasy ianao fa mangataka any nantes, anaty internet efa misy dia fenoinao, alefanao io, miandry kely ianao dia mahazo, mazotoa e!
3. xxx ( 03/11/2007 09:07)
rush : misaotra betsaka.:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3045