Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nirijimka, milahatra araka ny daty
nirijimka ( 27/06/2011 07:39)
révoltion facebook à madagasacar
Nisy fihaoanana nontontosain'ny mpi-FB vitsivitsy t@ zoma lasa teo tao @ café de la Gare Soarano, rehefa nandeh ny resaka dia nahatsapa ny rehetra fa "tsy mbola motraka daholo akory ny tanora malagas... tohiny
novalian'i nirijimka ny 01/07/2011 16:33
nirijimka ( 12/11/2007 07:17)
viva Tuléar!!!
hihihi... tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2007 21:54
nirijimka ( 29/10/2007 11:33)
Antso ho fampiroboroboana ny aterineto eto Madagasikara
Efa imbetsaka no voaporofo fa kinga amin'ny fikirakirana haitao vaovao ny eto Madagasikara. Raha efa nivezivezy manerana ny firenena ianao dia hibaribary aminao fa tsy voatery natokana ho an'ny sarang... tohiny
novalian'i adler ny 29/10/2007 18:11
nirijimka ( 29/10/2007 11:10)
Antso ho fampiroboroboana ny aterineto eto Madagasikara.
Efa imbetsaka no voaporofo fa kinga amin'ny fikirakirana haitao vaovao ny eto Madagasikara. Raha efa nivezivezy manerana ny firenena ianao dia hibaribary aminao fa tsy voatery natokana ho an'ny sara... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/11/2007 21:09
nirijimka ( 23/10/2007 13:32)
mitohy ny fety e!!!!!!!!!
izao indray aza e! velesian ny vy dieny mafan , ka rehefa ao anaty ny ambiance de fête ihany tsika de zao indray ny manaraka! araka ny tapaka sy nifanarahana à Association Milasoa , izay mpiara mi... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:14
nirijimka ( 12/10/2007 06:51)
Andeh Tuléar ndray za io dia iza no mety ho hita any
zao zany e! ny 21 au 28 zao za any Tuléar dia milaza mialoha indray ho an'ireo izay namana any sy ireo izay mety ho any @ io fa hisy revy indray @ "angisy " any @ io! lolll ô lety ra-pata a, elha ve... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2007 20:23
nirijimka ( 28/09/2007 20:32)
humm, milay ny mihaona tampoka aty antany lavitra
tafahoana aty tuléar zahay sy pata anio, hummm, mialy an! refa ela tsy nahita namana dia nisy nasesiky ny razana! sady natao afapo t@ tsaky calmar sy henomby lery anio. ny lesoka de tsy nety nanota f... tohiny
novalian'i fijo ny 09/10/2007 20:03
nirijimka ( 24/05/2005 06:57)
ho an'ireo izay ho any amiko @ 4 juin ho avy zao
toy izao sy toy izao ary ny fandehany! hita mantsy fa maro ireo misalasala ny tsy ho tonga satria tsy mahita ny trano hono ka inty atoroko etoana ny lalana mankany! - ny adresiny aloha an dia: L... tohiny
novalian'i lo ny 31/05/2005 06:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.01