ho an'ireo izay ho any amiko @ 4 juin ho avy zao

1. nirijimka ( 24/05/2005 06:57)
toy izao sy toy izao ary ny fandehany!
hita mantsy fa maro ireo misalasala ny tsy ho tonga satria tsy mahita ny trano hono ka inty atoroko etoana ny lalana mankany!
- ny adresiny aloha an dia: LOT IVG 193
- ny misy azy indray dia: ANTANIMENA fa tsy behoririka zany
- ny lalana mankany: rehefa tonga eo @ POSTE Antanimena ianareo dia manaraka ilay lalankely mivoaka aty @ Immeuble SANTA (ex-RAMAROSON), mande eo @ 150 m eo ianareo dia misy trano iray vita @ feta ciment atoraka ireny eo,(marokoroko ny rindrina), juste alohan'ny hidinana ilay totoho-bato.
manga ny lokon'ny varavarana sy ny varavaran-keliny ary iray tokontany @ trano iray mavokely ilay izy dia ao le tantara no miseho!
na de matahotra ny ho very aza ianao de mino aho fa tsy maintsy ho hitanao ny lalana mankany sy ny toerana satria tsy maintsyefa manomboka mitabataba ao @ 7 ora hariva eo!
kah manantena ny fahatongavanao zany zahay e! de samy mitondrà izay voasaringotry ny tanana an! hihihihihi.
de raha azao atao de manorata anarana eto we za sahy ho any mba ahitana ny mety ho isantsika ????
novalian'i lo ny 31/05/2005 06:34
2. tafita ( 24/05/2005 07:55)
Kay eo akaikin'ny Fianaranay o o o o
Izaho mantsy dia mianatra eto akaiky eto ( manao catéchèse ) C N F C . fa sady mampianatra ao amin'ny Notre Dame.
Mataviza hoy ny fiteny fa ho avy zahay .
3. naritsimba ( 24/05/2005 12:16)
Misy mangataka ny hanombohana ny fotoana @ 2 ora tolakandro ka asa raha mety na tsia ry nirjimka fa misy ireo zay tsy afaka mivoaka @ alina.
Misaotra mialoha.

ZA ALOHA DE HOAVY E
4. naritsimba ( 24/05/2005 12:22)
Misy mangataka ny hanombohana ny fotoana @ 2 ora tolakandro ka asa raha mety na tsia ry nirjimka fa misy ireo zay tsy afaka mivoaka @ alina.
Misaotra mialoha.

ZA ALOHA DE HOAVY E
5. rpk ( 24/05/2005 14:05)
misy labiera ve???
6. hery ( 24/05/2005 14:20)
tafita> oups... angah l'ty elah efa nody any Dago? Mampamangy any amin'ny namana izany amin'io fotoana io e.

nirijimika> ok, manja e. Zahay moa tsy afaka fa inoako fa maro ny ho avy.

rpk> ataovy matotra wah fa tsss... aza manao lohana rainiboto.
7. rpk ( 24/05/2005 14:27)
misy labiera ve???
8. welie ( 24/05/2005 18:57)
tafita waaaaaaaaaaaaaaaa........... Nga nody elà marina klé? Dia tsy mbo niteniteny akoriny!!!! Tsss... :-(


Zafady fa toa lasa tafiditra teto @le size nefa zà tsy afaka akoriny.... :-P
9. cutie ( 24/05/2005 21:31)
nirijimka
Tena akaikinay nareo zany kay no mipetraka . :-D:-D:-D
Tafita in li CNFC??
10. sonwin ( 25/05/2005 18:26)
cutie cly toa lasa mananihany ndry:roll:
11. cutie ( 25/05/2005 18:51)
mananihany ahona sw cly ??(l):-*:-*:-*
Tsy azoko.
12. Veloo ( 25/05/2005 20:35)
Manja eee mazoto izay ho avy oooo
ary iza no akaty amiko? ;-)
13. fijo ( 25/05/2005 23:08)
veloo za hoany amindry ka
14. cutie ( 26/05/2005 00:36)
za kou ho any @ njy veloo :-*
15. Angie ( 26/05/2005 10:31)
Dia mirary soa ny rehetra dia mifalia koa ho anay fa aza mamo be fotsiny, zahay mantsy croix bleu.
Mbola ho avy ihany zahay hiaraka hidance.
Nirijimka> mifankahalala ve isika? lay lot trano mantsy toa haiko ... taloha ...t@ za mbola tanora :lol:
16. fijo ( 26/05/2005 23:27)
nga angie izao efa antitra????????
17. mozart ( 30/05/2005 06:22)
tsy maintsy hoa vy any ny tenanay fa mety taratara kely, tsy asiana olana iny fa miantso @ finday raha sendra tsy mahita ny trano! zay fa manentana antsika namana rehetra fa hanala azy be @ io ehhhh!!!!!
de za aloha tsy afaka manampy @ le hikarakara ny tsakitsaky fa tena miasa za @ io! mety @ 21h any ary vao mirava za!!!
18. fijo ( 30/05/2005 23:05)
izany ve tsy hotara le
19. ravatorano ( 31/05/2005 06:16)
tsy tara lah ry mozart ah za aza mety 22h vao ho tonga ny fety anie tesy hanomboka raha tsy eo amin ny 21 h eo fa mbola mikenokenona amin ny fanamasahana aloha eh .
Hitako ilay trano fa dia ho avy eh na dia ny hihira sy hanandra-t-sira fotsiny aza.
20. lo ( 31/05/2005 06:34)
ho avy less za bandy akama a :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3057