Efa nahita sarin'Atra ve hianao?
1. niryna
(
06/11/2007 17:36)
Nisy fivavahana iray izay raha tsy diso aho Hindou izy io.Misy tanana marobe ilay Atra vehivavy izay hinoany.
Asa aloha raha fifandrifian-javatra na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny minoino foana izany Atra maro-ratsaka izany ka dia nasehony tao amin'ity firenena iray tokoa ny maha lafiratsiny an'izany.
Misy zaza vao nivoaka tamin'ny vaovao androany fa manana tanana efatra izy ary tongotra efatra.Ity izany tena hita maso fa misy firenena mino Atra hafa misy tanana maro .Izay voararan'ny baiboly fa Atra saro-piharo Izy ary Izy irery ihany no
Girl with 8 limbs faces surgery

novalian'i vavolombel ny 20/11/2007 09:51
2. ikaretsaka
(
06/11/2007 17:44)
ianao no mi associe zavatra @ izany foana
fa zavatra miseho ohatran'ny zavatra miseho izany hoe manan-dratsan-tanana 6 sy atody misy tamenany anankiroa na akohokely manana tongotra efatra!
fa tsy azontsika fotsiny.
Dia aza manao afirmation gratuite aloha fa mba jerena sy mitsara @ voany k'aloha...
fa tsy hoe raha vao zavatra bizzarre de iznay foana no ao an-droha.
tsy haiko hoe hatraiza ny finoanao fa ohatran'ny minomino foana izany ianao, mba marina e

3. rabilabila
(
06/11/2007 18:10)
:roll::roll:Mahagaga !!! Tsy hitako intsony izay lazaina fa tapina ny domiko.:-D:-D
4. niryna
(
06/11/2007 18:52)
http://www.sou.edu/BIOLOGY/Faculty/Jessup/kali.jpg
sanatria mitovy izao ilay zaza ary mifandipatra ilay izy tanana ,tongotra,tanana tongotra .:cry:

5. ikaretsaka
(
06/11/2007 19:43)
dia inona ny olana? raha liana ianao dia ianaro aloha ny fivavahany hoe ahoana de inona marinany hevitra fonosiny, fa tsy vao aty an-tokonana d'efa ....
rabila> aboahay ny dobla fotsy ary!:-D
rabila> aboahay ny dobla fotsy ary!:-D
6. pissoa
(
06/11/2007 20:21)
Ary hono hoa, mba efa nisy olona niteraka "vola" ve ? na niteraka tapa-kazo ? na "voninahitra" sns :roll::roll::roll:
9. fijo
(
06/11/2007 22:25)
niryna an,io fanambanianareo kristianina ny finoan'ny hafa io,no tena olana aminareo.izany andriamanitra izany tsy mbola nisy anihta ary tsy hay akory na misy marina na tsia.ka nahoanano avy di alazaina fa sazy ny nahazo ilay zaza,di amino koa izany i niryna fa sazy koa ny tsunamy,ary di asazy daholo ny sampona misy rehetra???????
12. ikaretsaka
(
06/11/2007 23:11)
ka izay letsy ry lefijo no fahitany ilay izy hoe rehefa tsy mifanaraka amin'ny eritreretin'ny saina dia devoly sy ratsy izay an
mba nahagaga ahy ihany ireny olona ireny t@ nanao baolina! hoe efa namboarina be ilay baolina (no brossena, natao lucarne, nasina ny karazana effets rehetra kanjo azon'ny gaolina dia ho'zy zao hoe gaolina misy devoly fa simba ny planina ko!:-D

13. rabilabila
(
06/11/2007 23:12)
tena tsy haritro ny tsy hanoratra na dia i niryna aza no nanokatra ny sujet . Manahirana be ahy ny hamela ny resaka hijanona eo:
Ka avoakako izany ny dobla fotsy ry Ika a!!
Niryna>>>
Tsy hitako izay hidiran\'i Durga (déesse de l\'Inde ) amin\'ny \"anomalie\"n\'ilay zaza.
Betsaka ny facteurs nety nahatonga io \"fahasamponana\" io .
- Nety nihinana fanafody tokony tsy nohanina ilay ramatoa tamin\'ny fotoanan\'ny différenciation-n\'ny cellules dia nisy sela tsy nandeha tany amin\'izay tokony nalehany nefa ny fonction\'ireo sela ireo dia ny hanao membres .
-Nety monina eo akaikin\'ny usine tsy manao traitement de dechets ilay ramatoa ka nisotro ny rano tao anatin\'ilay renirano nanarian\'ity orin\'asa ny dechet-ny.
- Nety monina akaikin\'ny centrale nucléaire izay nipoaka dia tsy nisy niteniteny ,ilay ramatoa , dia nisy fiantraikany tamin\'ny fivoaran\'ilay embryon ilay izy .
Betsaka ny loza azo vokatry ny tsy fanajàn\'ny olombelona ny tontolo iainany ,ka misy fiantraika any amin\'ny fahasalamana ilay izy :
- ao ny ttratran\'ny radiation dia mi-developer homamiadana.
- ao ny tratran\'ny intoxication chimique dia tsy miteraka na miteraka zaza sampona : Inde , Chine , Tchernobyl, Afrika ,Russie , Canada ,...sy izay tany rehetra tsy manao traitement de dechets na koa tsy miraharaha ny population locale fa rehefa azo ny profit dia izay no tanjona fa tsy raharahiana izay mety ho faty na haratra na ho sampona .... Izany ry niryna no ataon\'ny tany mandroso hoe \" dommages collatéraux \"
Ka mba dinidiniho ihany re ry niryna fa izahay mbola te-hanao domy a!!Marina e!!:snif::snif:

hoy i Ika>>
ianao no mi associe zavatra @ izany foana
fa zavatra miseho ohatran\'ny zavatra miseho izany hoe manan-dratsan-tanana 6 sy atody misy tamenany anankiroa na akohokely manana tongotra efatra!
fa tsy azontsika fotsiny.
Dia aza manao afirmation gratuite aloha fa mba jerena sy mitsara @ voany k\'aloha...
fa tsy hoe raha vao zavatra bizzarre de iznay foana no ao an-droha.
tsy haiko hoe hatraiza ny finoanao fa ohatran\'ny minomino foana izany ianao, mba marina e
Hoy i Fijo>>
niryna an,io fanambanianareo kristianina ny finoan\'ny hafa io,no tena olana aminareo.izany andriamanitra izany tsy mbola nisy anihta ary tsy hay akory na misy marina na tsia.ka nahoanano avy di alazaina fa sazy ny nahazo ilay zaza,di amino koa izany i niryna fa sazy koa ny tsunamy,ary di asazy daholo ny sampona misy rehetra???????
Ka mba dinidiniho ihany re ry niryna fa izahay mbola te-hanao domy a!!Marina e!!:snif::snif:
15. fijo
(
06/11/2007 23:24)
tao madagasikara nisy vadina senatera ankehitriny niteraka,de feno maso ny vatan'ilay zaza.ngaha isika gasy misy manana andriamanitra feno maso???sa i tsaramaso
16. ikaretsaka
(
06/11/2007 23:27)
tsleeeeeeeeeeeeeeeeeee:{ ela letsy.. manoko vanjobory no resaka dia tsaramaso no afaran'ialahy rehefa tsy ampy ny vanjoborin la
17. LazaDaddy
(
06/11/2007 23:27)
niryna:niryna> Zaza kambana io saingy tsy nisy loha ilay iray. Mampalahelo ilay zaza sy ny fianakaviany, ny fidirambolany rahateo koa voalaza fa 50p isan'andro ka tsy misy nanaiky nanao operation azy ny dokotera afa-tsy izao vao haingana izao. Mampalahelo koa ny manodidina tsy misy manampy @ io operation io noho ilay "finoany".
na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny minoino foana izany Atra maro-ratsaka izany ka dia nasehony tao amin'ity firenena iray tokoa ny maha lafiratsiny an'izany.
Na inona na inona anefa zava-mitranga dia aoka ho lavitra ny saintsika ny mandatsa fa olona tahaka antsika daholo ireny ary mitovy ny fitiavan'Andriamanitra azy sy isika.