Efa nahita sarin'Atra ve hianao?
41. niryna
(
08/11/2007 04:47)
Ny vaovao no ampitako ka izay fandraisantsika azy tsy maninona.Nitombona fotsiny ny eritreritro hoe ao anaty baiboly ireo teny tsy manaiky hiankohoka amin'Atra hafa afatsy i Jehovah irery ihany.
Tsy afaka manao sarin-javatra na mitovy na manana endrika amin'izany hoy ny Tompo.
Tonga manatona an'ilay zaza daholo ny mponina rehetra eo an-tanana mangataka fitahiana aminy.:roll:,lasa andriamanitra kely ilay zaza ary mino ry zareo fa io no andriamanitra izay avy amin'ny fanahin'ny maty taloha ka lasa velona indray na mifindra amin'ny hafa (reincarnation of goddess):roll:
Eksodosy
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;
6 nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
Eksodosy 34:7
7 mitahiry famindrampo ho an'ny olona arivo mandimby, mamela heloka sy fahadisoana ary fahotana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka sy ny zafy hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika.:cry:

42. niryna
(
08/11/2007 04:53)
Aza manana andriamanitra hafa hoy Jehovah afatsy Izaho irery ihany: Mpit 2:17-19,Mpit 2:11-19 Det 32:39,Jos 25:14-15,20.
MPITSARA 2
17 Fa na dia ny mpitsara azy aza dia tsy mba nohenoiny, fa nandeha nijangajanga nanaraka andriamani-kafa izy ka niankohoka teo anatrehany; nivily faingana niala tamin'ny làlana izay nandehanan'ny razany nanaraka ny didin'i Jehovah izy, fa tsy mba nanaraka izany.
18 Ary rehefa nanangana mpitsara ho azy Jehovah, dia nomba izany mpitsara izany Izy ka namonjy ny olona tamin'ny tànan'ny fahavalony tamin'ny andro rehetra niainan'izany mpitsara izany; fa nalahelo azy Jehovah amin'ny fitarainany noho ireo nampahory sy nampalahelo azy.
19 Kanjo nony maty ilay mpitsara, dia nanao ratsy indray izy mihoatra noho ny nataon'ny razany, fa nanaraka andriamani-kafa sy nanompo azy ary niankohoka teo anatrehany izy; tsy nitsahatra tamin'ny fanaony na tamin'ny làlana nanaovany ditra izy. :cry:

43. niryna
(
08/11/2007 05:08)
Isika kristiana hoy ny soratra masina dia hanatona an'Atra mivantana fa tsy tokony hanandratra ,hivavaka, hitady zavatra hafa na fanampiana avy amin'ny zavatra hafa na atra hafa na fanahy hafa izay tsy FM na ,ny maty (no worshiping,praying ,seeking guidance and no helping from any other gods or any spirit or dead ).
Lev 17-7,Det 6:4,Det 32:17,Sal 106:37,IKor 10:19-20
DEOTORONOMIA 32
17 Namono zavatra ho fanatitra ho an'ny demonia[Heb. ireo tompo.] izay tsy Andriamanitra izy --[u] Dia andriamanitra tsy fantany, Fa andriamanitra vao niseho, Izay tsy natahoran'ny razanareo.
IKor 10:19-20
19 Inona ary no holazaiko? Mety ho zavatra va ny hena aterina amin'ny sampy, na mety ho zavatra va ny sampy?
20 Tsia, fa izay zavatra aterin'ny jentilisa ho fanatitra, dia aterina amin'ny demonia, fa tsy amin'Andriamanitra (Deo 32:17) ; koa tsy tiako ho mpiombona amin'ny demonia hianareo.
8O

44. niryna
(
08/11/2007 05:21)
Mety ho sarotra ho tanterahana anefa izany raha ohatra ka tsy manana finoana an'i Kristy tokoa isika.Ny teniny anefa dia tsy miova izay nolazainy omaly ,anio,rahampitso ary ho mandrakizay.Manatona Azy dia hanatona antsika koa izy.Izy irery ihany no hatokiso,ary ny teniny izay marina ho antsika rehetra no lalana mitondra amin'izany fahatokisana sy finoana azy
MATIO 4
4 Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: "Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra" (Deo.8.3). izany.
Ny tiany ataontsika rehetra dia ny mitia azy amin'ny fo ,vatana ary ny fanahintsika.Izy irery ihany no manome antsika hery sy tanjaka ary fanantenana."Akino amin'i Jehovah ny lalana dia ho lavorary izay rehetra ataonao rehetra"
Mt 22:37, Sal 119:2, Mt 6:33, Kol 3:5
DEOTORONOMIA 6
5 Ary tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra.
MATIO 6
33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.^:^
(l)niryna

45. niryna
(
08/11/2007 05:55)
fijo:
niryna an,io fanambanianareo kristianina ny finoan'ny hafa io,no tena olana aminareo.izany andriamanitra izany tsy mbola nisy anihta ary tsy hay akory na misy marina na tsia.ka nahoanano avy di alazaina fa sazy ny nahazo ilay zaza,di amino koa izany i niryna fa sazy koa ny tsunamy,ary di asazy daholo ny sampona misy rehetra???????
* People in little girl's village believe she is the reincarnation of a goddess
When Lakshmi was born into a poor, rural Indian family, villagers in the remote settlement of Rampur Kodar Katti in the northern state of Bihar believed she was sacred. As news of her birth spread, locals waited in line for a blessing from the baby.
http://www.cnn.com/2007/HEALTH/11/06/india.girl/index.html
Lasa nataon'ilay fokontany masina ilay zaza satria mitovy ny ratsan-tanana efatra izay Andriamanitra hivavahany ,eny fa na dia ny anarany aza dia nalaina avy tamin'ilay andriamanitra manana ratsan-tanana efatra.
http://www.sou.edu/BIOLOGY/Faculty/Jessup/kali.jpg
Kali, the Hindu Goddess of
46. niryna
(
08/11/2007 05:58)
ikaretsaka:
ianao no mi associe zavatra @ izany foana
fa zavatra miseho ohatran'ny zavatra miseho izany hoe manan-dratsan-tanana 6 sy atody misy tamenany anankiroa na akohokely manana tongotra efatra!
fa tsy azontsika fotsiny.
Dia aza manao afirmation gratuite aloha fa mba jerena sy mitsara @ voany k'aloha...
fa tsy hoe raha vao zavatra bizzarre de iznay foana no ao an-droha.
tsy haiko hoe hatraiza ny finoanao fa ohatran'ny minomino foana izany ianao, mba marina e
* People in little girl's village believe she is the reincarnation of a goddess
When Lakshmi was born into a poor, rural Indian family, villagers in the remote settlement of Rampur Kodar Katti in the northern state of Bihar believed she was sacred. As news of her birth spread, locals waited in line for a blessing from the baby.
Her parents, Shambhu and Poonam Tatma, named the girl after the Hindu goddess of wealth who has four arms. However, they were forced to keep her in hiding after they were approached by men offering money in exchange for putting their daughter in a circus.:oops::cry:
47. ikaretsaka
(
08/11/2007 12:58)
dia i niryna angaha lasa Hindu? lasa mino ny A/try ry zareo koa no lasa liana be @ izany?:wink:
48. rabilabila
(
08/11/2007 13:39)
Aok'izay ry Ika a!! Lavitra be ilay "trano fisainana" ka sao dia misy latsaka eo :-D:-D
49. xxx
(
08/11/2007 13:46)
niryna:
Nisy fivavahana iray izay raha tsy diso aho Hindou izy io.Misy tanana marobe ilay Atra vehivavy izay hinoany.
Asa aloha raha fifandrifian-javatra na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny minoino foana izany Atra maro-ratsaka izany ka dia nasehony tao amin'ity firenena iray tokoa ny maha lafiratsiny an'izany.
Misy zaza vao nivoaka tamin'ny vaovao androany fa manana tanana efatra izy ary tongotra efatra.Ity izany tena hita maso fa misy firenena mino Atra hafa misy tanana maro .Izay voararan'ny baiboly fa Atra saro-piharo Izy ary Izy irery ihany no
Girl with 8 limbs faces surgery
Hoy Andriamanitra hoe "handeha isika hanao olona tahaka ny endritsika" ... ==> ny sarin'Andrimanitra dia isika tsirairay avy
(( tsy haiko aloha ny boky sy andininy fa miala tsiny ))
50. ikaretsaka
(
08/11/2007 14:00)
rabilabila:
Aok'izay ry Ika a!! Lavitra be ilay "trano fisainana" ka sao dia misy latsaka eo :-D:-D
rabilabila koa.. za mba gaga sy manontany ohatran'ny manontany rehetra
52. fijo
(
08/11/2007 21:17)
niryna ,eny e,ny olona nino fa izy no tranga isehoan'andriamaniny,fa ndry misaina hoe sazy io.izay le fanambaniana.
53. niryna
(
09/11/2007 07:19)
ikaretsaka:
dia i niryna angaha lasa Hindu? lasa mino ny A/try ry zareo koa no lasa liana be @ izany?:wink:
Inona no mahasamy hafa azy amin'izay tsy manaraka ny tenin'i kristy? Mitovy fa tsy sahala =))=)) Iza ary izany o!:-$
54. niryna
(
09/11/2007 07:22)
xxx:
niryna:
Nisy fivavahana iray izay raha tsy diso aho Hindou izy io.Misy tanana marobe ilay Atra vehivavy izay hinoany.
Asa aloha raha fifandrifian-javatra na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny minoino foana izany Atra maro-ratsaka izany ka dia nasehony tao amin'ity firenena iray tokoa ny maha lafiratsiny an'izany.
Misy zaza vao nivoaka tamin'ny vaovao androany fa manana tanana efatra izy ary tongotra efatra.Ity izany tena hita maso fa misy firenena mino Atra hafa misy tanana maro .Izay voararan'ny baiboly fa Atra saro-piharo Izy ary Izy irery ihany no
Girl with 8 limbs faces surgery
Hoy Andriamanitra hoe "handeha isika hanao olona tahaka ny endritsika" ... ==> ny sarin'Andrimanitra dia isika tsirairay avy
(( tsy haiko aloha ny boky sy andininy fa miala tsiny ))
:D
55. ikaretsaka
(
09/11/2007 17:15)
dia hoe misy tsy manaraka ny tenin'i kristy dia iny koa ianao fa tsy hanaraka ? pfff
57. niryna
(
10/11/2007 12:22)
ikaretsaka:
dia hoe misy tsy manaraka ny tenin'i kristy dia iny koa ianao fa tsy hanaraka ? pfff
I (l) ikaretsaka ,too :D
58. bosista
(
10/11/2007 12:25)
niryna>> enao ve izany mananihany ny mpanao forum eto sa ahoana? rehefa hainao fa isika rehetra no sarin'A/TRA de inn koa no mbola anontaniana eto? sa mbola tsy nahita olombelona ianao fa izao vao nahita?!!
59. niryna
(
11/11/2007 05:46)
bosista: