Efa nahita sarin'Atra ve hianao?
23. niryna
(
07/11/2007 05:31)
ikaretsaka:
ianao no mi associe zavatra @ izany foana
fa zavatra miseho ohatran'ny zavatra miseho izany hoe manan-dratsan-tanana 6 sy atody misy tamenany anankiroa na akohokely manana tongotra efatra!
fa tsy azontsika fotsiny.
Dia aza manao afirmation gratuite aloha fa mba jerena sy mitsara @ voany k'aloha...
fa tsy hoe raha vao zavatra bizzarre de iznay foana no ao an-droha.
tsy haiko hoe hatraiza ny finoanao fa ohatran'ny minomino foana izany ianao, mba marina e
Hafa ny ratsan-tanana kely ery,ity tena miholakolaka http://www.cnn.com/2007/HEALTH/11/06/india.girl/index.html
Io ny sarin'ilay zaza,ny tongony sasany ihany no azo eto fa eo ambanin'ny tongony koa mbola misy tanana lavabe.Efatra lava izany ny tanany ary efatra lava koa ny tongony ary sanatria mitsoparaparaka mihakavia,mihakavanana.Mampalahelo
24. niryna
(
07/11/2007 05:33)
rabilabila:
:roll::roll:Mahagaga !!! Tsy hitako intsony izay lazaina fa tapina ny domiko.:-D:-D
Rabilabila mila mitandrina isika fa efa maro ny mpaminany sandoka ary efa maro ny zavatra voalaza ao anaty baiboly no mitranga.
15 Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.
16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? Matio 7:15-16
25. niryna
(
07/11/2007 05:37)
ikaretsaka:
dia inona ny olana? raha liana ianao dia ianaro aloha ny fivavahany hoe ahoana de inona marinany hevitra fonosiny, fa tsy vao aty an-tokonana d'efa ....
rabila> aboahay ny dobla fotsy ary!:-D
ha,ha,hi.
16 Ary nitondra azy tamin'ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy.
17 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ry taranaka tsy mino sady efa nivadika, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Ento atỳ amiko izy. Matio 17:16-17
26. niryna
(
07/11/2007 05:44)
pissoa:
Ary hono hoa, mba efa nisy olona niteraka "vola" ve ? na niteraka tapa-kazo ? na "voninahitra" sns :roll::roll::roll:
Zaza voaloboka aky no misy fiteny a,ary misy maniry anamamy koa ny ao anatin'ny kibon'ny olona na zavatra hafa ireny misy aretina ary misy koa ny olona vokatry ny fialonana dia manimba olona.Mahay mamosavy sy mamono fa tsy mahay manasitrana.
Nisy olona namosavian'ny olona ka rehefa natao daholo ny ala-nenina rehetra tany amin'ny dokotera.Ngezabe hono ny kibony kanefa izy tsy manambady ary tsy bevohoka koa fa nisy zavatra nataon'olona.Farany lany haiky ity ramatoa reniny ary dia noentiny tany amin'ny fiangonana manasitra sy mivavaka ireny marary ireny ilay tovovavy.Nivoaka tao anaty kibony zavatra maintimainty sady maimbo be efa nisy eraky ny tafi-mandry.Izay no tenin'ity ramatoa renin'ity tovovavy ahy.Tsy nino izany Atra izany aho hoy izy fa manasitra Izy.Noho izay zavatra nitranga taminy izay no nahatonga azy mianakavy nametraka ny fiainana eo amin'Atra.
27. niryna
(
07/11/2007 05:48)
fijo:
niryna an,io fanambanianareo kristianina ny finoan'ny hafa io,no tena olana aminareo.izany andriamanitra izany tsy mbola nisy anihta ary tsy hay akory na misy marina na tsia.ka nahoanano avy di alazaina fa sazy ny nahazo ilay zaza,di amino koa izany i niryna fa sazy koa ny tsunamy,ary di asazy daholo ny sampona misy rehetra???????
odry,ny zava-misy no teneniko ary izaho nametraka fanontaniana mba vakio tsara.Hay tokoa moa tsy zakan'ny vavoninao mihitsy ilay kristiana ka azafady raha izany
1Izay rehetra andidiako anareo dia tandremo mba harahina; aza ampianao izany, ary aza anesoranao.
2 Raha tahiny misy mpaminany na mpanonofy eo aminareo izay milaza famantarana na fahagagana aminao
3 sady manao hoe: Andeha isika hanaraka andriamani-kafa (izay tsy fantatrao), ka aoka hanompo azy isika, na dia tanteraka aza ny famantarana na fahagagana izay nolazainy taminao, Det 13:1-3
Tenin'Atra io fa tsy avy aty amiko an!!!
28. niryna
(
07/11/2007 05:52)
rabilabila:
Ika>> Misy mi-triche dia tapitra ny domy ko!!
prime:
Tia anao Andriamanitra
"Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo." Jaona 14:27
Andriamanitra tia ny olona rehetra ary te-hanome fiadanana sy ny tena fiainana... vonona ny hino sy handray izany ve ianao?
"Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa, indro, mahary an'i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana." Isaia 65:18
"Mifalia* mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia*. [* Na: veloma]" Filipiana 4:4
Mahereza,fa aza manamafy ny fo .Tia ny rehetra Atra.Miandry anao Izy.Manaova fanandramana dia hohitanao.Atsoy Izy raha tena misy tokoa hianao hoe , tonga ato amiko !
29. niryna
(
07/11/2007 05:58)
ikaretsaka:
andao andramana!:-D
ika > toa mitady ho very fotsiny ity ny volampanjakana raha izao no mitohy koa.Mandehana amin'izao tontolo izao hoy i kristy hitory ny filazantsara. koa ahoana hianao no tsy manao fa lasa mamalana.Lasa ireo namana maromaro miresaka ny tenin'Atra ,tapitra tohiranao daholo.
Mbola tsy novalianao ny fanontaniako,aza menatra .Inona tokoa no hinoanao?
Atra,sa kristy sa misy hafa?
Kivy aho ranadahY ,tena kivy tanteraka.Soa ihany fa misy ilay Atra ,miambina antsika ka miandry antsika hiverina hatrany.
Ahoana no alalanao fa misy FM miaraka hianao?
30. niryna
(
07/11/2007 06:02)
rabilabila:
Ika>> Misy mi-triche dia tapitra ny domy ko!!
Misy Atra mitazana rabilabila raha mi-triche eo.Mahita ny ao am-po tsy miloaka anie ilay Atra izay e!
Sady fantany daholo izay ataontsika rehetra na tena mino azy na tsy mahafantatra azy dia mitsapatsapa amin'ny fanontaniana avy ao anatin'ny teniny ihany e.
Mino tanteraka aho fa toy ny rehetra,mbola kely hianao dia efa fantany,fa hianao no mety tsy te-ahalala Azy.Manaova hoy aho fanandramana.
Lazain'ireo mpino anao hoe fa tena misy hianao.Porofoy amiko ny fisianao.Omeo famantarana aho ahalalako fa mihaino ahy tokoa hianao.Mandeha,manaova fanandramana
31. niryna
(
07/11/2007 06:20)
LazaDaddy:
niryna:niryna> Zaza kambana io saingy tsy nisy loha ilay iray. Mampalahelo ilay zaza sy ny fianakaviany, ny fidirambolany rahateo koa voalaza fa 50p isan'andro ka tsy misy nanaiky nanao operation azy ny dokotera afa-tsy izao vao haingana izao. Mampalahelo koa ny manodidina tsy misy manampy @ io operation io noho ilay "finoany".
na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny minoino foana izany Atra maro-ratsaka izany ka dia nasehony tao amin'ity firenena iray tokoa ny maha lafiratsiny an'izany.
Na inona na inona anefa zava-mitranga dia aoka ho lavitra ny saintsika ny mandatsa fa olona tahaka antsika daholo ireny ary mitovy ny fitiavan'Andriamanitra azy sy isika.
Misaotra nanome ny vaovao.Izao vao nivoaka ilay vaovao ary io fa misy milaza ilay eritreritro.Mino hono ny olona ao amin'ilay village fa hoe "People in little girl's village believe she is the reincarnation of a goddess"
http://www.cnn.com/2007/HEALTH/11/06/india.girl/index.html
http://www.sou.edu/BIOLOGY/Faculty/Jessup/kali.jpg
Kali, the Hindu Goddess of
32. niryna
(
07/11/2007 06:46)
Vaovao farany!CNN no misy azy!
When Lakshmi was born into a poor, rural Indian family, villagers in the remote settlement of Rampur Kodar Katti in the northern state of Bihar believed she was sacred. As news of her birth spread, locals waited in line for a blessing from the baby.
Her parents, Shambhu and Poonam Tatma, named the girl after the Hindu goddess of wealth who has four arms. However, they were forced to keep her in hiding after they were approached by men offering money in exchange for putting their daughter in a circus.
Ireo olona ao amin'ilay tanana nisy ilay zaza dia nino fa olomasina ilay zaza(she was sacred) ary dia nitandrozotra milahatra nanatona an'ity zaza ity daholo ny olona mangataka fitahiana.(locals waited in line for blessing from the baby)
Avy amin'ny anaran'ilay Atry ny Hindu ,Atra ny harena izay manana tanana efatra(goddess of wealth who has four arms)no nanaovana ny anarany .Noho ny finoan'ireo tanana kely ireo fa masina ilay zaza dia noterena ny rar hanafina ilay zaza.Nisy rangahy iray mpanankarena saika hanome vola ny rar mba hataony fampisehoana any amin'ny cirque ilay zaza.Ary teo no mety nahatonga ny tantara nivoaka.
Tsy nahafantatra ireo vaovao ireo aho raha tsy vao izao ka izany no hizarako azy aminareo.Fantatro fotsiny fa misy Atra maro tanana hay ilay izy nitombona ny eritreritro na dia nametraka fanontaniana aza aho fa nataon'ny olona hivavahana ilay zaza noho io ratsana maro io sy noho ny finoan'ny hafa.

33. ikaretsaka
(
07/11/2007 16:25)
niryna:
ika > toa mitady ho very fotsiny ity ny volampanjakana raha izao no mitohy koa.Mandehana amin'izao tontolo izao hoy i kristy hitory ny filazantsara. koa ahoana hianao no tsy manao fa lasa mamalana.Lasa ireo namana maromaro miresaka ny tenin'Atra ,tapitra tohiranao daholo.
Izany ny fomba fitoriako, izhao miaina amin'izao tontolo izao rehefa mitory amin'izao tontolo izao fa tsy mitsingevana, Raha manaraka ny ohatra nataon'i jesoa ange dia izy koa nitafy ny fombatsika olombelona mba hahafahany mitory amintsika e...
Mbola tsy novalianao ny fanontaniako,aza menatra .Inona tokoa no hinoanao?
Atra,sa kristy sa misy hafa?
Hay ve ny anao 2 fotsiny e? nefa avy eo ianao milaza fanahy masina.. aiza ary ianoa izany?
Izy anakitelo Ray Zanaka fanahy masina, fa ny fitadiavako azy no samihafa amin'ny fitadiavanao, ny ahy tsy miatsara ivelantsihy ohatranao fa rehefa manota dia manota dia mahatsapa dia miteny hoe diso fa tsy tsy manaiky mihitsy ohatran'ny anao sy tsy mahatsapa tena mihitsy.
Za mandini-tena
Zahako mi analize fa tsy minomino foana ohatranao, hoe vao misy zavatra tsy
hay dia herin'ny maizina sy herin'ny devoly!
Ny fitadiavako an'Andriamanitra ny ahy dia amin'ny alalan'ny zavatra rehetra fa tsy tsimpotsimpona ao anaty baiboly fotsiny!
Kivy aho ranadahY ,tena kivy tanteraka.Soa ihany fa misy ilay Atra ,miambina antsika ka miandry antsika hiverina hatrany.
Ahoana no alalanao fa misy FM miaraka hianao?
Kivy ve ianao satria ny fombako tsy mitovy @ fombanao? (ary tsy anadahinao aho aloha :-D) tsy ianao koa no handeha tonga de hamaritra ilay Andriamanitra hoe ny fombanao no approuve-ny! (eo koa ianoa dia efa diso indray)
Misy Fanahy Masina miaraka amiko mahatonga ahy miteny sy hahananatra anao sy hahatonga anao ho tonga saina fa tsy hinohino fotsiny @ na pas!
ary tsy misy antony tokony hidiranao ny Fanahy Masina ato amiko anie: ahy sy Izy izany, fa ny anao jerevana!
34. bosista
(
07/11/2007 16:48)
ka rehefa misy zavatra sampontsampona ve dia sarin'Andriamnitra sahady no tonga ao an-tsainareo? fangah aminareo Andriamanitra sampona? fa tsy lavorary?
mba tsy hisian'ny fifangaroan-javatra otran'io ange no nandraran'Andriamnitra ny fampiasana ireny sarivongana ireny ao ampiangonana e!ary fahalotoana eo anatrehan'i JEHOVAH ireny araka ny soratra masina!
jereo izao ny sary asehon'niryna http://www.sou.edu/BIOLOGY/Faculty/Jessup/kali.jpg
fa sary vetaveta mihintsiny satria manambany ny lohan'olombelona,satria dia loha daholy no manodidina ny.....!!!efa tsy haiko mihintsy izay lazaina!

35. ikaretsaka
(
07/11/2007 16:57)
tsy norarany izany ry bosista a izy ary nikomandy ko raha ilay A/Tra inoako sy ry niryna no lazaina an:-D:wink:
(Ex 25:18-22), (Ex26:1,31); (Nom 21:8-9) (1Mpanjaka 6:23-29, 35, 7:29)
(Ex 25:18-22), (Ex26:1,31); (Nom 21:8-9) (1Mpanjaka 6:23-29, 35, 7:29)
37. fijo
(
07/11/2007 21:43)
niryna an,le fomba folazndry le finoany no nahatonga ahy hilaza hoe manambany andry zareo ndry.satria araka ny filazandry dia sazy io.
resaka fahadisoan'ny fivoaran'ny sela io.
resaka fahadisoan'ny fivoaran'ny sela io.
38. ikaretsaka
(
07/11/2007 23:11)
ka nen\'i niryna raha vao le @ le tsy mifanaraka @ ao an-tsainy dia sampona e
40. ikaretsaka
(
08/11/2007 03:30)
rabilabila.. izhao koa anie ato mitazona be e fa aza mijery aty fotsiny fa tsy aritro intsony eo koa