Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vavolombel, milahatra araka ny daty
vavolombel
(
08/10/2007 18:40)
fa maninn ny lehilahy sasany no malemy rehefa manao pretra?
rehefa atao ny analyse dia hita fa faible kokoa ny pretra eo anatrehan'ny rapasy, satria tsy mahazaka mampirafy asa amin'ny fiangonana ny pretra,tsy am-panambadiana izy fa sao de tsy ahazaka sy tsy ah...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/10/2007 03:37
vavolombel
(
20/09/2007 10:02)
mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombelllllllll!
tsy manana reny Jehovah A/TRA ary tsy nivoaka avy amin'ny valahan'iza!
-inty aho ankizivavin'ny Tompo aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao,io no voalaza ao amin'ny baiboly(lioka1:38),fa tsy...
tohiny
novalian'i piton ny 08/11/2007 09:07
vavolombel
(
08/09/2007 12:07)
hatraiza ny fahalalam-pomba-na pretra?
zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako f...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/09/2007 16:20
vavolombel
(
10/08/2007 15:58)
ry katolika havako ario ny sampinao!
betsaka ny andininy avy ao amin'ny soratra masina izay mandrara ny fampiasana ireny sary vongana ireny , ary tsy misy verset izay maniraka an-tsika mba hivavaka amin'ATRA par intermediera-na sary vong...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/08/2007 17:45
vavolombel
(
16/07/2007 17:02)
afaka manao asa soa ve ny demony??
miarahaba ny mpandinika rehetra,
gaga be zaho satria tampoka amiko ilay izy, tena fifanojoan-javatra angamba ny filazana azy na ahoana fa saika hanokatra dinika vaovao manko aho io mikasika ny tromba...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 11/08/2007 14:33
vavolombel
(
15/07/2007 07:13)
ho an'ny mpanamasina ny lavenona!
miarahaba ny mpandinika rehetra!
zao ny ahy ny fanontaniako: moa fampianarana ara-pivavahana kristianisma marina nampianarin'ny TOMPO ve ny mikasika ny alarobian'ny lavenona? aiza ao amin'ny soratra ...
tohiny
novalian'i piste ny 23/07/2007 22:51
