Vitesse de connexion internet any dago ..

1. lemenakely ( 09/11/2007 15:48)
Mbà mampanontany tena ihany ry zareo hoe inona loatra no tena olana mbola mahatonga ny vitesse de connexion internet miadana be any @ tanàna sady lafo en plus ...raha mbà manao contrat ao @ moov ianao ka illimitée dia efa ho 500.000/mois aiza no ahatakarana an'izany ? raha mankany @ cyber izany moa ianao ka handefa fichier mavesabesatra dia eeee ...
novalian'i kent ny 04/01/2008 05:25
2. patrick2002 ( 10/11/2007 01:28)
mbola tsy vita ny fibre optique lemenakely ah! tsy mazaka haut debit ny an'i dago ,fa ligne telephonique no ampiasana ,ka ireny tsy mazaka haut debit .
3. tafita ( 10/11/2007 09:45)
Io tsy mahagaga e, na ny firenena aza ve mbola miadana be ka ahoana no tsy hiadana koa ny vitesse de connexion ... asa e
eritreritra nandalo iny ny anay
4. xxx ( 18/11/2007 16:28)
Raha CDMA ny TELMA kosa dia azo ihafiana toy izay mankany @ cyber fa sady afaka manao any antrano ianao. Michat sns, email,sns
5. bazylou ( 04/12/2007 21:16)
reveo fa ra8 e!! andana aloh amankany amini lery fa ny olona tsy hanamboatra izany, rentabilité izao no priorité
6. bazylou ( 04/12/2007 21:17)
au pays des moramora non??!!! :-D^^
7. kent ( 04/01/2008 05:25)
O pays du moramora fa moramora koa ny net,, mijaly iany nger ny internaute eto Dago e,,sady rlerony mamorona an'ity hoe hO Dby, otran'freedsl en exemple,, nefa ina koa ny hO Dby eoo, raH vO manao partage fichier ngoza, D.......voa e,,backbone konecT fa mbola tsy relié @international D voa,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2545