Tsy azo eritreretina mihitsy ilay loza!

1. niryna ( 10/11/2007 00:32)
Misy camion eo aloha,mandeha mora ka aleo aloha ho songonako kely fa ela loatra.:oops:
Iny fa mifindra ilay fiara kely eo an-kavia ary dia mandeha eo aloha, ary mifindra any amin'ny havanana kanjo ,tsy hitany fa efa misy fiara eo anilany.Voadonan'ilay mpitondra camion ilay fiara kely ary tsy afaka mijanona eo noho eo io camion io.

Maro tokoa no tsy hitan'ny mpitondra camion ary izay no antony mety mahatonga ilay loza amin'ny fiara lehibe eny amin'ny auto-route(express-way).

Eo amin'ny 5000 eo no isan'ny olona maty isan-taona vokatry ny loza mitranga amin'izany fiara lehibe izany.:cry:Ny 70% amin'ireo olona maty ireo dia mpandeha avy ao amin'ilay fiara madinika
Mifindra havia na havanana na eo anoloan'ilay fiara lehibe
Ny fiara madinika izay milanja 3.000lbs na 26.6 no isany = mitovy lanjana camion iray izay milanja eo amin'ny 80.000lbs
1 lb=0.45kg
Tsy azo eritreretina mihitsy ilay loza:
- Asio elanelany lavitra raha mitondra fiara hianao ka manoloana eo aminao ny camion
-Avelao izy haka ny lalana tandrify azy
-Raha mahita camion eo anoloanao hianao dia mila mitandrina tsara mba tsy hifindrafindra fa misy toerana tsy hitany mihitsy(blind spot)
Mazotoa daholo ary mitondra fiara amim-pilaminana sy fitandremana fa na ny aintsika aza dia miankina amin'ny fitondran-tsika fiara sy ny an'ny hafa.:D
novalian'i niryna ny 01/12/2007 05:37
2. deutsch007 ( 15/11/2007 09:46)
misaotra anao @ torohevitra mahasoa,sady ho avy zao ny neige,veglas ka mila mailo.
Ny zavatra hitako tany mada ndray de zao:ny tena mo tsy mba zatra miklaxon,hay zany refa midepassy enao any mada de miklaxon fôna!Za mo zany de misy midepasy,de klaxonendrizalhy:de hoy za any antsaiko hoe:efa hitako nge toi fa hidepasy anà,ka inona no hitabatabana eo?Sady efa mandefa clignontant droite no mande mora no maka sisiny tsara za.
De mba nidepassa za:eto aloha de misy tokoa ny saofera tena prô satria za de tsy mba niklaxon refa hidepasse(teny @ RN tany mada),fa vao lavitra de hitandrizaly le klignotant-ko droite miklignoté,sady za koa moa somary efa maka gauche kely ihany mba ahitany ahy eo @ retrovoseur,de nomeny lalàna za:ao ny camion,ao ny taxi brousse nationale fa tsy regionale.Ary ny mande @ alina no tena angadiko.

Fa zao nefa:sendra taxi brousse resintory oa za,ka saika nifampikasoka.Resintory satria alina ny andro,efa samy parallele eo ranga zahay de tereny ndray za.Ny jiroko mirehitra,ny clignotant gauche mande.Asa nga tsy hitany ve za satria angle mort?Sa haingana loatra za de tonga teo aminy,de noheverina fa mbola tsisy fiara tao aorinany?De ra tsy niklaxon za de notereny tao ngamba.Ilaina ihany zany le klaxon refa midepasse,fa za no tsy zatra.
3. niryna ( 17/11/2007 03:09)
deutsch007:

Tsy misy fisaorana ka.:D
Ilay angle mort kosa aloha no tena mahabe accident e.Mila mandefitra ny mpitondra ary misy tena tsy mahazaka ireny olona medameda ireny.Mila mandefitra hoy aho satria ny ain'ny olona eo am-pelantanana daholo na ilay mpitondra mandona na ilay mpitondra nodomina.Tsy vitan'ny azafady.
4. deutsch007 ( 19/11/2007 09:51)
marina mintsy fa tokony ho tadidin'ny olona tsirairay fa lahitokana ny aina
5. sarobidy ( 22/11/2007 12:43)
sady fahavaratra izao aty dago de mila mitandrina mafy mihitsy :o
6. niryna ( 25/11/2007 05:58)
sarobidy:

sady fahavaratra izao aty dago de mila mitandrina mafy mihitsy :o

Efa naheno aho hoe misy toerana misy lolo hono dia mivadika daholo ny fiara ary mahita zavatra ilay olona.Marina ve izany ry ireto?
7. deutsch007 ( 27/11/2007 12:11)
malaza be io resaka lolo io.Fa betsaka ny olona no tsy mino an'io!Ahoana tokoa mo no hinoana hoe mande tsara eo le fiara de mivadika tampoka eny andalana eny?Tsy virage,tsy dos d'ane......Fa ny fahenoko azy alo de @ alina no matetimpitranga le izy e!
8. niryna ( 01/12/2007 05:37)
deutsch007:

malaza be io resaka lolo io.Fa betsaka ny olona no tsy mino an'io!Ahoana tokoa mo no hinoana hoe mande tsara eo le fiara de mivadika tampoka eny andalana eny?Tsy virage,tsy dos d'ane......Fa ny fahenoko azy alo de @ alina no matetimpitranga le izy e!

ie,nisy olona nandalo teo amin'ilay tanana lazain'ny olona fa misy lolo Toa lasa teny ambon'ny fasana, hono izy ary nivadika ny fiara ary vaky ny varavarankely sy nandeha ra ny tanany.Niantsoantso ny olona afaka fotoana fohy ary tonga daholo ny fokonolona teo amin'ilay tanana.Ny tenin-dry zareo voalohany dia hoe maty ve izy?
Rehefa niandry fotoana adin'ny roa teo izy dia nandeha ny resaka ary nisy nilaza izany teneninao izany. Toa niverina hono izy dia nanipy vatomamy angaha ary niteny hoe avelao ny velona ho an'ny velona.
Tena tsy fantatro mihitsy izay anton'izany hoe fa maninona no anaterana vatomamy ilay fasana ary maninona izy no miteny izany teny izany?
Misy mahalala ve ny antony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5994