Fampianarana teny gasy
1. salmo1
(
09/11/2007 11:37)
Misy ny vazaha maniry ti hahay teny gasy, tsy nandoavam-bola fa maimaimpoana.
Zarany lay mpampianatra koa aza; mahita lay vazaha miteny gasy sy hahazo ny fomba malagasy. Ary miezaka koa lay mpampianatra, zay hampahay azy haingana fa mety hintsangatsangana any amin-le Nosy lehibe indrindra ny Afrique hono izy atsy ho atsy.
Narosony lay mpampianatra ny lesona sy ny fampiasana...
Fiarabahana:
*Manao ahoana!
*salama ve ianao?
*salamatsara tompoko
*Misaotra tompoko
*Veloma
*Mandrampihaona
*Iza no anaranao?
*Ny anarako dia .....
Mianatra manisa
Iray, roa, telo, efatra, dimy sns...
Ejemplo:
- Firy taona ianao?
- Izaho 18 taona sns...
Indray mande zay, 4 malgache izahay no niray Messenger, dia nampidirina iany koa lay vazaha, fa ti hahita ny fomba firesaka malgasy, sady hoy izy vao tafiditra:
- ny anarako dia ...........:@=D
Lay 4 malgaches tao amin'ny messenger, tsy dia tena nisy nirara an-le vazaha akory, sady tsy nisy nanao oe: -tonga soa, na faly mafantatra. Na lay bandy roa lahy aza gagaga ry zalahy nahita an-le sipa vazaha.
a+ hoy ilay sipa gasy anakiray tao am-le messenger:
- Tsy aleo ve i ............ mivoaka fa tsy misy azony ato e.:roll: dia gaga aho, kle!^:^
namantsika ato amin'ny serasera ihany anefa no niteny anio.
Farany dia tsy maintsy nodakana sy noesorina lay vazaha tao amin'ilay messenger.
Dia mba ahoana ny hevitrareo am'izany:?:
;-)

novalian'i niryna ny 17/11/2007 05:28
3. simplex
(
09/11/2007 14:03)
salmo:aza adino ilay Mianatra miteny ratsy/manopa, sy ilay mianatra mikoty bandy/sipa :P
Fiarabahana:
*Manao ahoana!
*salama ve ianao?
*salamatsara tompoko
*Misaotra tompoko
*Veloma
*Mandrampihaona
*Iza no anaranao?
*Ny anarako dia .....
Mianatra manisa
Iray, roa, telo, efatra, dimy sns...
Ejemplo:
- Firy taona ianao?
- Izaho 18 taona sns...
Teneno izy hoe tandremo ony madiditra @ zazavavy gasy fa amboarin'i ra8 any izy 8)
salmo:tsy koi zany fa bitsibitsio izy alou hoe ndao hanao pv, d aveo mody dakana d nareo mitsam rery sisa no miresaka :)
Farany dia tsy maintsy nodakana sy noesorina lay vazaha tao amin'ilay messenger.
Dia mba ahoana ny hevitrareo am'izany:?:
;-)
4. Jeankely
(
14/11/2007 12:30)
Izy aza marisika ny hampiasa ny fiteny Malagasy koa inona no manahirana ireo malgaches ireo. Na lasa rediredy hoe ampiasa teny Malagasy daholo aza ny olona rehetra eran-tany tsy tsara ve izany?
6. niryna
(
17/11/2007 05:28)
Jeankely:

:D