Kshoukeliko- Ny angolam-pitiavana
1. soanja
(
09/11/2007 04:27)
Betsaka amin'ny namako lehilahy no manontany hoe ahoana ny fomba fitazomana ny fifandraisan'ny mpifankatia hisy filirony sy tselatselatra.
Ny valiny rea dia ny fampiasana ny angolam-pitiavana sy ny kadoa kely indraindray na antsoratra na tena zavatra mivaingana tsy lehibe na lehibe raha manana ianao, na amin'ny alalan'ny asa tianao hovitaina manamaivana ny stress-ny sy ny fasahiranany.
Raiso toy ny namana akaiky anao indrindra tsy misy fetra ilay olon-tianao dia izarao izay mahaliana, mahasoa, nofinofy na fantasme ary ny tanjonao mangina tsy nisy nahare hatramin'izay.
Anisan'ny angolam-pitia dia ny fanomezana anarana miavaka ilay olon-tianao refa eo ampandriana eo ianareo na any amin'ny dosy na ao andakozia lavitra ny sofin'ankizy sy ny manodidina. Dia afaka mifampiantso an'iny eo ianareo. Omeko ohatra izao dia hoe " bitrokely amby anie aty omeko bonbon!" sns sns na hoe "nounoursa mavitrika" , ny lehilahy moa afaka antsoina hoe tigre, sakabeloako, bibilava manaitra, fitimatanjaka sns e.
Anisan'ny teknika mampaharitra ny fiarahana tokoa io sady mampirelax ny tsirairay indrindra amin'ny fotoana sarotra somary efa samy reraka iny.
Anisan'ny angolam-pitiavana koa ny kapoka kely, daka kely na tsongokely sanatria tsy haharary akory sns mandeha refa mifanena eny antenantenan-dalana eny. Ohatra refa ho any an-dakosia izy moa ianao hamonjy dosy sns... sady miaraka amin'iny ny tsapa moa ny saina efa manomana ilay fotoana lehibe dia ilay firaisana.
Mahereza daholo mampiseho angolam-pitiavana. Raha misy any de mba zarao aminay o.

novalian'i bonbongasy ny 15/11/2007 18:21
4. Kwasi
(
09/11/2007 12:56)
Manao surprise madinidinika. Fantarina (fa mody tsy henoina) izay zavatra tadiavin'ilay olontiana, dia omena azy @ fotoana tsy ampoizina. Tsy voatery hoe zavatra vidiana foana io akory.
Lazaina ampitsikiana ny zavatra nahafa-po nataony, dia somary safoina ny hatony (na tazonina ny saokany), no jerena somary misompirana any anaty masony izy.
(mbola hitohy)

6. soanja
(
10/11/2007 04:14)
Kwasi> Misaotra nanampy.
Ronaldo > Tsy misy fisaorana fa ampitiavana hatrany.
Saika hadinoko koa dia hoe aza hadino mba mitondra anle malalanao mijery tany e. Io dia anisan'ny mampiakatra points be mihitsiny. Miova rivotra, miova loko, mampamirapiratra.

7. reve
(
10/11/2007 10:49)
de ampitiavana be daholo zany rehetra zany fa tandremo so de sanatria calcul no atao an!
sambtra izay manome fa izay mandray koa mbola deux fois an zay ny hafaliany calin, mots doux,sns ......be dia be tsy ho voatanisa eto e!fa ny tena important de ny mifanome teny mamy miampy fihetsika!
vita tompoko!(l):*:-*:P:lol:8):}

8. soanja
(
10/11/2007 11:54)
HS kely fotsiny hoe efa nandinika ny fiainan'ny rajako sy gidro ary ny gorila zah ary nahita fa tsy mifanalavitra amin'ny an'ny olombelona io fanehoam-pitiavana io saingy ny antsika be filirony be satria malalaka be ny tontolo manodidina iriariavana sy ny tosika mifandraika amin'izay.
Tongavasoa amizay adventura tsara mahaliana e fa ny araka io lazain'i Reve io ny fitiavana no ataovy be dia be!:-*:-*:-*:-*

10. soanja
(
14/11/2007 01:44)
Ka ny tiako lazaina anie ry Reve tsy opinions fa tena facts e! Rehefa malalaka ianao dia mamangia ireny primatology department ireny amin'ny oniversite akaiky anao dia hanontanio ao ny momba izany; indrindra ny resaka behaviors hoe!
11. reve
(
14/11/2007 08:59)
soanja: mba vazivazy ny ahy iny e! tena marina fa ry zareo ara to mahay lavitra no tsika olombelona ra io resaka calin io! hi!hi!:lol::-*