ahoana ny hevitrareo,

1. ari.malala ( 09/11/2007 06:04)
raha misy olona tsy miavonavona ve, (atao zany hoe mpiaramiasa), d ts miresaka aminao izy, fa refa am maraina kosa nefa miarahaba, ts vokatry ny fo an, fa otran'ny hoe contrainte satria mpiaramiasa sady miarahaba ny olona rehetra eo izy d ts hiarahaba ilay olona iavonavonany ve, diso v le olona iavonavonany raha tsy mamaly ilay arahaba tsy vokatry ny fo.
2. xxx ( 09/11/2007 06:14)
mazava ho azy! tsy azo atao mihitsy no maniky ho tsinrina aleo tsorina ny tiana hatao! raha misy zavtra tsy azony afaka mametraka fanotaniana izy dia milamina
3. bozyboleta ( 09/11/2007 07:18)
Na tsy miresaka aza tsy maninn mitsy ny mifampiarahaba.
Tsy voatery mifankatia nge vao mifampiarahaba e. Le mifampiarahaba moa efa fomba lasa fahazarana koa ndraindray de eo ngamba no mipetraka le hoe tsy vokatry ny fo.
Fa valio ihany ny arahabany na mahasosotra aza izy.

Io miarahaba io tokoa tena mba mahagaga ana @ gasy sasany. Za mande birao na mpivarotra de arahabaiko ny olona hitako eo, de ny sasany mamaly tsara fa ny sasany - indrindra moa any @ ireny biraom-panjakana ireny - avy de manao hoe "inn ny anao", tsy mahay manao manahoana akory :evil::evil:
4. XxxX ( 09/11/2007 08:08)
normaly ra tsy mikozy @nao izy k!izy aza mbola mahalala fomba miarahaba k!normaly raha tsy mikozy @nao ra ito http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c5488ee3d70
5. endrika01 ( 09/11/2007 10:40)
Arabao foana izy é,Mety hitany ianao metimety noho izy fomba fitafy.Ny
6. endrika01 ( 09/11/2007 10:41)
Arabao foana izy é,Mety hitany ianao metimety noho izy fomba fitafy.Ny
7. endrika01 ( 09/11/2007 10:58)
Inona anefa no nahatonga azy hiavona é?Mpiara-miasa zany, mila mifanakalo hevitra , tsisy mahavita tena anié e.Ampisehoy azy fa olo-mendrika ianao!!!
8. mpanera ( 09/11/2007 11:02)
Mety hoe maniry anao ko ange izy na matilolo no ts mapiresaka zy aminao.fa diso enao ra arbainy ka ts mamaly
9. endrika01 ( 09/11/2007 11:02)
Inona anefa no nahatonga azy hiavona é?Mpiara-miasa zany, mila mifanakalo hevitra , tsisy mahavita tena anié e.Ampisehoy azy fa olo-mendrika ianao!!!
10. endrika01 ( 09/11/2007 11:06)
Marina miits akia zay hevitr'i[mpanera]zay a.Mahereza é!!!
11. ari.malala ( 09/11/2007 11:16)
XxxX:

normaly ra tsy mikozy @nao izy k!izy aza mbola mahalala fomba miarahaba k!normaly raha tsy mikozy @nao ra ito http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c5488ee3d70

aleo ts miteny toy izay miatsaravelatsihy fa ratsy b zany metsaravelatsihy zany! fa manontany za, http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c5488ee3d70 hoy enao, anananareo porofo nga hono izany zavatra zany???
12. Kwasi ( 09/11/2007 12:00)
Valio foana ny arahabany fa ianao indray no lasa miavonavona raha tsy mamaly.
13. XxxX ( 09/11/2007 12:16)
ari.malala:

aleo ts miteny toy izay miatsaravelatsihy fa ratsy b zany metsaravelatsihy zany! fa manontany za, http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c5488ee3d70 hoy enao, anananareo porofo nga hono izany zavatra zany???
eka!ratsy ny miatsaravelatsihy k!fa nga misy kozy oe manana porofa fa ra io mpiara-miasa io no miavona d normaly oa!satria ra izy io nanendrikendrika anao t@ io dinika io d normaly ra ts mikozy @ nao izy e!

14. achrafhanna ( 09/11/2007 12:19)
Marina miits akia zay hevitr\'i[mpanera]zay a.Mahereza é!!!
15. ari.malala ( 09/11/2007 12:54)
k za zany aleoko ts miteny toy izay miatsaravelatsihy e!
16. mbaliana ( 09/11/2007 14:17)
valio ny arahabany fa tsy mahafaty zany e...
ny ahy indray ny au contraire no niseho.. rehefa ao amin'ny birao dia tena momba ahy foana le vhv zay...mifanakalo hevitra tsara, mivazivazy matetika ecc... fa rehefa mifanena eny amin'ny arabe na eo akaikin'ny fiasana aza dia juste hoe mifampiarahaba zahay roa...:roll::roll:
17. ari.malala ( 09/11/2007 14:37)
ts mahafaty, fa za zany ts tiko b le mifampiatsravelatsihy e! d aleoko ts mamaly...

d momba le we metimety, tsia d tsia ny valiny!! za aza no tsotra fitafy indrindra ato aminay, tsisy resaka faniriana iany koa satria olona manambady izany olona izany.
18. mbaliana ( 09/11/2007 14:42)
za aloha en meme temps tsy miatsaravelatsihy e...na olona tsy fantatra ery' aza arabaina koa maika fa ny fantatra...arabaina amin'ny fo tsotra sy madio... izy no aleo hiatsaravelatsihy any...
19. Ralay ( 09/11/2007 14:46)
ari>:Tsy maintsy misy fiatsarambelatsiny kely foana ny fiainana ary tsy voatery hiresaka aminao daholo akory ny olona miarahaba anao rehetra ka raha tsy mamaly ny arahabany ianao dia ianao no lasa miavonavona en plus mpiara-miasa ianareo.(cf: voalazan'i kwasi eo ambony io).Na arahaba ambava na mandray tanana izy dia tokony ho valiana foana eny na manoroka koa aza.:-*
20. niryna ( 11/11/2007 22:33)
Ralay:

Marina izany sady mampianatra antsika ihany koa ny handefitra amin'ny fiainana.Tsy ho voatery hiresaka akory hianao,miarahaba izy dia valio amin'ny fo feno fitiavana.Mamela olona no tena zava-dehibe eo amin'ny fiainana,na ny tenanao aza dia efa tafiditra amin'izany. Avelao ny lasa homban'ny lasa fa ny ho avy indray no tsinjovina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6351