ahoana ny hevitrareo,

21. ari.malala ( 12/11/2007 06:57)
Ralay, tena sahirana b amzany metsaravelatsihy zany za kty! ts haiko zany! za refa ts tiko d hita eny iany we ts tiko...

niryna, ny mamela anie efa ela ah no namela anzareo e, fa n tsitiko d le we miarahaba nefa ts vokatry ny fo, ts aleo v ts mteny e! na izy mivindavinda aza v ts mba reraka?:-D:-D:-D otran'ny hoe ito ndray ty d ts maints iarahaba anty zao... za refa ts tiko na mahasorena ana ts arahabaiko d zay...
22. Kwasi ( 12/11/2007 10:39)
ari> Marina fa tsy tsara ny mihatsaravelatsihy fa raha @ ity tranga iray ity dia mila mihatsaravelatsihy ihany ianao. Eo ihany koa ange ny mba hoe hitandrovana ny ambiansy ao ampiasana e. Jereo fa raha vao tsy mamaly ianao dia tonga dia lasa misy tension ary hoatry ny mavesabe ny atmosphere ao ampiasana ao.
Fa raha ohatra hoe tena manahirana anao ihany ilay izy, maninona moa raha miresaka aminy dia manao carte sur table e.
23. Valala ( 12/11/2007 10:53)
ari.malala nareo mifankahita foana isan'andro mety handreraka be raha tsy mamaly njy fa refa miarahaba izy d valio fotsiny fa aza tsy mamaly izany fa manjary lasa otrany hoe njy no tena miavona, sady raha ao ampiasana izany akia mila mandefitra kely foana ny hambom-po fa na toeram-piasana aiza tsy hilozanzany an! courage
24. ikaretsaka ( 13/11/2007 03:42)
arahabao.. tsy misy maty na velon'arahaba e
25. ari.malala ( 15/11/2007 07:13)
pff, k zareo aza efa ts miteny tsony zao ko! d samy amzao! fa ny ten amandreraka ana d misy asa mifampiankina, d refa mila anle service d migonongonona otran'ny lalimanga ftsn fa ts miteny mafy, asa za nga heverindry zare fa mpaminany... za ts miteny hoe za tokony isolelafana, fa mba tokony kosa hoe refa mila service aman'olona enao d mba miteny mafy e! ts mahafaty nge zany koa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3735