Fandrosona?

1. Fody ( 09/11/2007 19:29)
Misy moa no milaza fa nalain'ny kristiana,norobainy, nosandohany, sns... ho azy avokoa ny hatsarana rehetra. Tsy olana izany fa andeha àry mba jerena kely ny zava-misy! Dia aza be fofon'aina eo am-pamalina na mangovongovotra fa mahaiza mandinika tsara.

Nofoanana tsy misy Andriamanitra mba hahafahana manao izay tiana hatao. Mba hahafahanareo mamerina indray ny fanjakan'i baroa, izay asehonareo amin'ny endrika vaovao, dia ny fanjakan'ny be vola.Izay no voalohany indrindra.

Dia mba jereo ny ataonareo hoe fandrosona: fitiavana firaisana ara-nofo. Ny mitady hafinaretana ny amin'izany. Izay manda an'io, sy milaza fa tsy izay no tena fahasambarana dia lazaina fa tery saina sy tsy mba mivelatra.

Beazinareo ho irresponsable ny olona amin'ny acte izay ataony:
- Eo ny resaka kapoty
- Eo ny resaka fanalan-jaza izay tena famon'olona mahatsiravina tokoa. Nefa inianareo hamarinina fa tsy famon'olona izany.

Mamono tsikelikely ny maha olona ny olona ianareo, ary miezaka mampitovy azy amin'ny biby izay baikon'ny filana fotsiny. Ary tsy menatra miray amin'ny biby, satria izany no fandrosona!

Dradradraina ny hoe: zo maha olona, manan-jo ny tsirairay, nefa misy ny tsy avelanareo hiaina akory, ekenareo ho lalana ny famon'olona, sns...

Dia izay sy izay koa samia mandinika izay nataony, sy izay lazainy!
novalian'i fijo ny 13/11/2007 23:58
2. xxx ( 09/11/2007 20:04)
euuhhh famonoana oul , mmhhh nga iny mbola olona??? tss tahaka izay tsy namaly akory, ka ianao ary ve aloha ny hamelona azy raha tonga teo e! hihihi
3. booboo ( 09/11/2007 20:11)
Tsy azo tsy araka tsy mazava mihtsy ny tian'ny mpanoratra lazaina. Sa resaka IVG ihany ? Sa inona lay tena sizé kay ?
4. rabilabila ( 09/11/2007 20:14)
Be clichets loatra ka aleoko tsy miresaka sao i Fody lasa be fofon'aina sy mangovingovitra indray raha mamaky ny valinteniko, ka tsy te-ho responsable amin'izany aho.

Tapitra ny an-dRabilabila eto.
5. tsimiandravola ( 09/11/2007 21:34)
Fody:
...fitiavana firaisana ara-nofo...
Tsara ny firaisana ara-nofo.
Indro aho mijoro ho vavolombelon'ny fahatsaràn'izany,ary na ny Reniko na ny Raiko dia samy nankafia izany daholo fahavelony.
'Izay koa no mba intervention-ko mamaly ny sujet n'i Fody dia tapitra.
6. fijo ( 09/11/2007 23:25)
tsotra fotsiny e,izay te hijanon atoa ny taloh amijanona ao.alavao ny volombava de manaova le aknjo rebareba be ireny.de miverena mihinana amin'ny tanana sady tsy manimba tontolo iainana no tsy manasa vilia maro amin'izay.de aza mampiasa fanafody fa vokatry ny fandrosoanakoa ireny.
de ny vady rehefa mba ann iny aza avela tonga ny azy fa nenao ihany fa hofaly tokoa izy
7. soanja ( 10/11/2007 04:23)
Fody a> Ny antsoina hoe Fandrosoana dia ny fitsinjovana ny rehetra na amin'io fotoana io na amin'ny ho avy.
Zany hoe Responsable amin'izay atao ny tsirairay. Koa raha mbola misy ny tsy fisian'io; zaza mijaly tsy manana mpiahy, fahantrana, tsy fahampian'ny fanabeazana, fanimbazimbana ny safidin'ny hafa fa manao teny kofehy lehibe sy manao adin'ny be sandry sns dia tsy maintsy mbola hiaina ao anatin'io LALANA apetraka hitsinjovana ny hafa io ny fiarahamonina.

Raha tsy zay de mivarina ankady aby isika mianakavy.
Anjaranao anefa ny misafidy raha te hadio alohan'ny mariazy ianao, tsy hiaraka raha tsy amin'ny vadianao irery ihany ary tsy hanao firaisana aminy raha tsy efa hoe anamboatra zaza. Raha mahavita an'izay ianao dia arahaba soa arahaba tsara. Ny hafa tsy havita an'izay satria nahoana MIAINA IZY fa tsy manonofy!
8. soanja ( 10/11/2007 04:45)
Saika hadinoko kely fotsiny dia hoe IZAY MOPERA SY FRERA ARY EVEKA/MASERA SNS nanokan-tena dia tokony tsy hanana zo hilaza ny heviny momban'ny firaisana sy ny forongony satria izy efa nisafidy tsY hikasikasy ka aoka na mangataka mba tsy hanimba kosa ny fahafinaretan'ny hafa izay tsy nisafidy hanaraka izany LALANA SAROTRA izany.

Aleo isika any amin'ny JEROSALEMA VAOVAO MIHAONA samy fanahy.:-*:-*:-*
9. cutie ( 10/11/2007 05:29)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 10-11-2007 05:45:57
Lohateny : Re : Fandrosona?
Saika hadinoko kely fotsiny dia hoe IZAY MOPERA SY FRERA ARY EVEKA/MASERA SNS nanokan-tena dia tokony tsy hanana zo hilaza ny heviny momban'ny firaisana sy ny forongony satria izy efa nisafidy tsY hikasikasy ka aoka na mangataka mba tsy hanimba kosa ny fahafinaretan'ny hafa izay tsy nisafidy hanaraka izany LALANA SAROTRA izany.

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mpanabe hono koa, zay ny asany :-D
hoy'zizy masera aty aminay zay :)
10. Fody ( 10/11/2007 09:47)
Ireo milaza azy ho athée eto dia tsy mis alahatra. Ao ny mamilivily resaka, ao ny tsy misy fanazavana azo omena satria matahotra sao hitan'ny olona ny haratsina vohizina etsy sy eroa.

Nolazaina fa nangalarin'ny kristianisme ny hatsarana rehetra. Fa mba jereo kely: ny resaka fijanganjangana dia tena noraraniny mihitsy. Nefa mba jereo fa io no vohizinareo hoe: tena tsara. De takinareo ho zo ny firaisan'ny lahy sy lahy, vavy sy vavy, izay mifanohitra amin'ny lalan'n natiora, ary indrindra mifanohitra amin'ny lalan'Andriamanitra. Ary vao maika loza fa mbola ekenareo ho zo koa ny miray amin'ny biby. Ary vao maika tena loza, fa mbola ekenareo ho zo koa ny famonoana an'ilay tsy manan-tsiny, izay tsy afa-mamaly sy tsy afa-manohitra akory, izay considere-nareo ho toy ny parasy, na zavatra tsy misy dikany, nefa olona satria efa misy aina avy amin'ny olona ao aminy.

Vita!
11. xxx ( 10/11/2007 11:30)
okay rabilabila a =))=))=))=))
12. cutie ( 10/11/2007 17:11)
Ary vao maika loza fa mbola ekenareo ho zo koa ny miray amin'ny biby.

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
misy raha la terre
13. fijo ( 13/11/2007 23:58)
hoy soanja:"MIAINA IZY fa tsy manonofy"io ra fody dia mahavaly ny rehetra an.ise mbola variana manonofy ka tohizo ao ,fa aza rarana ny olona hivelona e

toa nodiana tsy hita io valinteny io,fa ny tsy mpino no nanalana vonkona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568