Mony efa sitrana mamela marika,inona no atao?

1. niryna ( 11/11/2007 22:10)
Raha misy mony ka mamela marika maity ohatra,misy fomba atao manala an'io tsikelikely ve? Mony efa sitrana izany a.
Misaotra mialoha.:D
novalian'i niryna ny 18/04/2008 22:04
2. ikaretsaka ( 12/11/2007 03:46)
dermato
3. xxx ( 12/11/2007 08:10)
mivavaha !!!
4. pissoa ( 12/11/2007 09:00)
aza kitikitihina fotsiny d tsisy an'le faritra mijanona iny ... :lol:
5. niryna ( 12/11/2007 11:07)
xxx:

mivavaha !!!



^:^=D Misaotra anao,ny Tompo anie hanampy anao hatrany koa.
6. niryna ( 12/11/2007 11:11)
pissoa:

aza kitikitihina fotsiny d tsisy an'le faritra mijanona iny ... :lol:


Misaotra aky pissoa :D.Tsy izaho ilay izy fa olon-kafa,andraso fa hafarako izy.Nokitikitiany tokoa angamba ka,tsy misy intsony aloha fa ilay faritra mijanona no mba tiany esorina.:oops:

7. arialy ( 12/11/2007 12:02)
nyrina
8. sarobidy ( 12/11/2007 14:31)
ny ahy aloha tsy kitihako mihitsy de afaka hoazy eo iany e:P
9. xxx ( 12/11/2007 14:32)
hosory sperma
10. xxx ( 12/11/2007 15:05)
afaka ho azy ireny tache ireny fa aza manosotrosotra zavatra izany sao vao maika mihombo ity tache....
11. Rojoukel ( 12/11/2007 21:47)
nyrina
12. niryna ( 12/11/2007 22:41)
[quote=arialy]
nyrina
13. niryna ( 12/11/2007 22:43)
sarobidy:

ny ahy aloha tsy kitihako mihitsy de afaka hoazy eo iany e:P

Hoy aho hoe misotroa rano betsaka,mety ve izany?Tadidiko nisy nanoro hoe colgate na dentifrice no hosorana kely rehefa misy mony vao mitsiry.Fa ilay marika no tsy hitako raha mba nisy niteny.

14. niryna ( 12/11/2007 22:45)
xxx:

hosory sperma

Ahoana no hitenenako an'izany ilay tanora,sady tsy mahamenatra ve izany,toa tsy mbola naheno an'izany aho an.Tsy ho tapitra horesahiny eo ny mpiara-miasa.:roll::D

15. niryna ( 12/11/2007 22:47)
[quote=Rojoukel]
nyrina
16. niryna ( 12/11/2007 22:48)
ikaretsaka:

dermato


Misaotra ika a.Tsy dia tena grave be ilay izy fa mba manontany ilay fomba gasy ireny aho mba omeko azy raha misy manasitrana
17. ikaretsaka ( 13/11/2007 00:43)
tandemo fotsiny manaonao foana fa miovaova araka ny toetr'oditra ireny fomba gasy ireny
18. niryna ( 13/11/2007 05:41)
ikaretsaka:

tandemo fotsiny manaonao foana fa miovaova araka ny toetr'oditra ireny fomba gasy ireny

misaotra

19. xxx ( 13/11/2007 06:44)
Refa kitihinao le izy an de esory h@ fotony mitsy hiala le fotsifotsy fa raha mbola misy anle fotsifotsy ao de iny le mivadika maintimainty be.
Andramo moa.
20. Veloo ( 13/11/2007 13:19)
nyrina ampiasaivo ny "PRO ACTIVE" tena efficace beuuuuu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3277