Mony efa sitrana mamela marika,inona no atao?

41. sarobidy ( 20/11/2007 07:50)

ilay ranona ravina orchide sy vanille manala holatra aloha dia tena mandaitra tokoa.
maka raviny vitsy2 dia totoina @ laona dia iny no ahosotra ilay toerana miaraka @ tantely dia afaka.
tsy mbola nandramako t@ tarehy aloha e

nisy fotoana aho kiaka be fa nazeran'ny moto, dia io no nanalana ilay holatra





Oay, de am fotoana ôtry ny aôna no hanaovana azy, am le refa matory ve sa le fotoana mipetrapetraka iny?
42. bida ( 14/04/2008 19:53)
Sao dia mba monim-pitiavana kosa aza ny any Sarobidy?
43. niryna ( 18/04/2008 22:04)
bida:

Sao dia mba monim-pitiavana kosa aza ny any Sarobidy?



:roll: =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2746