hanambady !

1. malaky ( 15/11/2007 07:03)
Efataona lasa izay no nifandraisko tamin'ny olona iray tato am serasera eh! atao mariazy amin'ny desambra izao izahay any madagasikara! d mirary soa antsika rehetra eh, ataovy matotra tsara ny serasera oh!
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 17:48
2. menalamba ( 15/11/2007 08:05)
Maharena tokan-trano ary é,Dia lamban'akoho an(l)
3. vakiniadiana ( 15/11/2007 08:09)
Aza ela fery e
4. kiadi ( 15/11/2007 08:11)
de lasan'elah lesy iz ! :cry::cry::cry:
:-D:-D:-D vazivazy lesy zany fa de maharena tokantrano an! :wink:
5. sarobidy ( 15/11/2007 08:47)
Mirary soa eee :-*
6. Ralay ( 15/11/2007 09:15)
Arabaina izany dia ataovy lamban'akoho.
Saingy tsy mba tokony hanasa namana serasera vitsy² ve @ zany satria mba tato ihany no nahitanao ny soa.Efa mba fanaon'ny namana toa anao teto ihany mantsy izany. Sosokevitra ny ahy fa ianao ihany no mahita izay tinao atao.
Miteraha izay isa irina e :lol:
7. booboo ( 15/11/2007 09:26)
Arabaina dia mirary soa ho an'ny tokantranonareo . harahin-jazalahy sy zazavavy kounkou ô !
8. melody ( 15/11/2007 09:32)
dia arabaina izany ianareo mitsam kely dia mirary soa ihany koa:-*
9. stephane197 ( 15/11/2007 09:42)
Manja izany!!! dia mahareta hatramin'ny farany ô!!:-*
10. ravatorano ( 15/11/2007 09:55)
miarahaba anareo aho ho tonga amin'izay tanjon'ny fanambadiana izay
iza aloha izany lasany izany e :-D:-P:-P
maharena tokatrano dia arahin jazalahy sy zazavavy arak'izay mety é
:-*
11. rrnatacha ( 15/11/2007 10:03)
Tsara kosa izany! mahorena tokan'trano de mahareta h@ farany e!!
12. Valala ( 15/11/2007 10:25)
mahareta hatramin'ny farany d miteraha izay zakan'ny tsena =D=D=D
13. mbaliana ( 15/11/2007 11:11)
arabaina e.. dia mahareta hatramin'ny farany =D=D=D
14. bitrokel ( 15/11/2007 12:21)
dia harabaina izany e! dia nihaona impiry ianareo vao tapa-kevitra ny hivady????
15. mandy ( 15/11/2007 12:47)
Arahabaina izany ! D mahareta hatr@ farany ! indro kely : ahoana no nataonareo nahatonga anareo @ izao tanjona izao ?
16. sipagasy ( 15/11/2007 12:52)
tena mahatsara zavatra sy fiainana nys erasera kannn

dia arahabaina izany aloha i..... sy i malaky e! mba omeo kosa ilay ps n'ny ankilany e! hihih
Maharena tokan-trano dia arahin-java-vavy sy lahy e!

:-*(l):-*
17. koffman ( 15/11/2007 13:40)
Mirary soa e! Soa ho fitaratra e!!!(l)
18. tsiafoi1 ( 15/11/2007 14:27)
BONNE NOUVELLE, mahareta hatramin'ny farany. Ankino amin'Andriamanitra ny fiainan-tokantrano. Andriamanitra atao loha-laharana eo amin'ny fiananareo isan'andro isan'andro de haharitra tokoa izany. Mirary ny soa rehetra ho anareo roa!
19. poker ( 15/11/2007 14:36)
mandy:

Arahabaina izany ! D mahareta hatr@ farany ! indro kely : ahoana no nataonareo nahatonga anareo @ izao tanjona izao ?



mifankatia fotsiny re e , tsy misy hoe nahoana ? sa tsy izany moa a ? Izaho koa anie mba miandry anao e ? Efa hatry ny elabe !
20. bonbongasy ( 15/11/2007 15:34)
Ho tanteraka soa amantsara anie izany ary mahareta hatramin'ny farany:D
Efa nandalo teo ihany koa izahay koa ity no torohevitra ho an'ise: aza tsinotsinoavina ny serasera ao antokatrano
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1616