hanambady !

21. malaky ( 16/11/2007 08:18)
d fisaorana no atolotra antsika rehetra nirary soa eh! de mirary antsika rehetra hahita izay mahasoa avy ato amin'ity takelaka ity eh!
22. ari.malala ( 16/11/2007 11:37)
na izany aza tongava iany miserasera e, maharena tokantrano d mirary soa bedabe d miteraha izay zaka e
23. tslem ( 16/11/2007 17:16)
Dia tongava soa lé andromalaza e!! d mahareta hatram farany, d miterah fito lahy fito vavy ,d ho tokantrano irin'oul fa tsy haniry oul ané ny tokantranonareo roa, d refa vita soa d ampidiro ao am vavolombelona e:P
24. sarobidy ( 17/11/2007 07:17)
aza adino ny sary refa vita le izy eee :D
25. xxx ( 17/11/2007 17:33)
Kay le
Ay misy serieux ihany ato
26. soanja ( 18/11/2007 20:33)
Ho ela velona anie ny serasera!

Maharena tokatrano e! Tongava amin'ny tsara indrindra ianareo roa kely!
27. sasa ( 19/11/2007 04:29)
maharena tokantrano sambatra izany d mahareta hatram farany
28. Angie ( 20/11/2007 18:22)
tena vaovao mahafaly

mirary soa indrindra

dia ankino @ Atra ny fiainana sy ny tokantrano dia handeha ho azy ny rehetra

dia ato ihany avy eo fa sao nahazo dia tsy hita an hihihi
29. kofbay ( 26/11/2007 17:48)
Tandremo ary sao tsy avelan'i lery hiserasera eto intsony fa hoe kay tato tu no natsaka an! LOL
Tsara be izany e! sady tena chance be mihintsy fa na tsy nahita teny an-dalana, fiasana, fiangonana, bus, sns aza dia kay tsy taiza ilay anjaranao fa teo....amban'ny masonao teo ihany (ecran)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2373