vazaha miteny

1. salmo1 ( 18/11/2007 00:18)
Ra efa ozy ny sipa amin'ny bandy oe:

''Hande tsara daholo ny rehetra''. Ny fahoriana dia hivadika ho fahasambarana.
* Manana hevitra aho hafahana mieritreritra.
* Manana fomba aho hanomezana vitana.
* Manana forme anarivony aho hitenenana asa.
* Manana tantara aho hanazavazavana.
Mijery anao, no tena tsara indrindra. Tsy ho hadinoiko maintsy, fa enao no ambony indrindra. Fa zay hoteneniny sasany any aleo hoteneniny sasany any.

:@

Misy sipa gasy mahavita anzany ve?

;-)
novalian'i pisomimi ny 24/04/2008 10:58
2. salmo1 ( 18/11/2007 00:34)
Hazavaiko kely. tsy ny ahy no tena niteny anio, fa matetika ny joba vazaha no efa manana anio fomba io, ka...
Misy sipa gasy mahavita anzany ve?
3. xxx ( 18/11/2007 09:18)
izaho sipa gasy mahavita mihoatra lavitra bdb nono ireo voalazan'i sipan'i salmo ireo:?
4. hanta77 ( 18/11/2007 15:07)
tsy azoko
5. ikaretsaka ( 18/11/2007 15:39)
belabelaro tsara ilay tenin'ilay sipa mba hamakafakanay azy lalina!
fa sarotra be ny manome valinteny an'ialahy
6. melody ( 18/11/2007 16:00)
'
'Hande tsara daholo ny rehetra''. Ny fahoriana dia hivadika ho fahasambarana.
* Manana hevitra aho hafahana mieritreritra.
* Manana fomba aho hanomezana vitana.
* Manana forme anarivony aho hitenenana asa.
* Manana tantara aho hanazavazavana.
Mijery anao, no tena tsara indrindra. Tsy ho hadinoiko maintsy, fa enao no ambony indrindra. Fa zay hoteneniny sasany any aleo hoteneniny sasany any.


mety HS kely za fa matetika ny lehilahy no miteny ireo teny ireo @ vehivavy. Mandangolango tsara dia tara ny sipa @ izay

Fa rah ianareo lhl kosa no hino izany dia tena voa inareo izanykou inn:lol:
7. salmo1 ( 18/11/2007 18:28)
melody: tsy HS enao ka :-D:-D

Fa taraiky be kosa enao am-le taona moderne.
Ny vhv ndray zao no tena mpanao anio fa tsy ny lahy foana.

Matoa enao zay, tsy mahavita manao anio fomba io dia mety misy zavatra tsy hananao entina hanaovana azy ao angamba. ohatra fotsiny
* Manana forme anarivony aho hitenenana asa.
Manana forme anarivony ve i melody?

;-)
8. xxx ( 18/11/2007 18:31)
salmo: inona aloha ilay forme anarivony tiana lazaina eto e!
9. melody ( 18/11/2007 18:39)
xxx: eny wa inn tokoa io?:idea:

Fa taraiky be kosa enao am-le taona moderne.
Ny vhv ndray zao no tena mpanao anio fa tsy ny lahy foana.

Tsy hoe mihaina @ taona moderne dia hiteny an'ireo...non kosa. Ny fazahoako azy dia tia be rasipa dia manambitamby be an le bandy dia miteny ity sy iry hisintonana azy...tsy izaho mihintsy izany, ny ahy ry slamo dia ny 'body language' no hisintonako azy fa tsy resaka mihintsy.Mandany fotoana fotsiny ireny be resaka ireny na lhl na vhv:°):°) tsy hainao anga ilay ohabolany ntaolo hoe izay mangina volamena?:D
10. xxx ( 18/11/2007 18:42)
xxx: sady molony ny masony ny volony
ny nifiny ny sofiny ny atiny sns........
juska 1000^:^
11. heidi ( 18/11/2007 19:39)
xxx:

xxx: sady molony ny masony ny volony
ny nifiny ny sofiny ny atiny sns........
juska 1000^:^


tsy misy olona tonga lafatra izany leitsy ah!


12. koffman ( 19/11/2007 09:14)
tsy haiko aloha za na bandy laozan'ny taona fa tena marina mintsy fa ny bandy no tena mpanao an'zany. Fa rah sipa no manao an'zany an'lah de tadidin'lah fa sipa tsy tia an'lah izy zany na gasy io na vazah;
Sady rah nandinika ny dinika apetrakao eto zah h@ zay Monsieur Salmo de bandy hampiesoninà sipa reny fôna enao;
Diniho kely zany ra-Salmo fa tena marina zany!
Tandremo fa ny sipa rah tena tia tsy hahateny anao an'ireo teny mamy ireo akory. Mety ahateny "mot tendre" izy fa tsy be bla bla bla be hoatr'io.
13. salmo1 ( 19/11/2007 09:39)
koffman:
Rehefa tsy mino azy elah, de hataovy an-le fikan-gasy iny izy. Hitsapahana ny tena marina.

Ohatra: (ity fitsapahana ity le hataony gasy matetika, le oe: hatsangano aza ny tanana raha tena marina tokoa izany)

Elah: Tena ti ahy tokoa ve enao?

Izy: Ie, tsy mino anga elah?

Elah: Antsangano aza ny tanana. (io lay fikan-gasy lazaiko an-lah)

Izy: Ok ( de nanangana tokoa)

Elah: Tsy ny fanangananao tanana akory no tena marikiny fitiavanao ahy.

De inona aza ozy elah no tokony ho hataony ho marikiny fitiavany an-lah:?:

Ohatra fotsiny ireo ah
;-)
14. suzuki ( 19/11/2007 10:43)
xxx:

izaho sipa gasy mahavita mihoatra lavitra bdb nono ireo voalazan'i sipan'i salmo ireo:?


mba omeo sombotsombiny a@zany hoe za e!!!:@:@:@
15. salmo1 ( 19/11/2007 11:18)
suziki: aza izy no hendrasana hanome fa tonga de omeo azy ny hafatra.
;-)
16. sakaizakely ( 20/11/2007 07:31)
saika nimeme za vo namaky an\'i salmo satria misy tsy azoko

* Manana fomba aho hanomezana vitana.
* Manana forme anarivony aho hitenenana asa.
* Manana tantara aho hanazavazavana.



kanefa misy marina ihany le volazan\'i salmo

Tsy @ mahagasy na ny mahavazaha anefa fa aza domelin\'ny mahavazaha fotsiny salmo, fa amin\'ny maha olombelona mieritreritra, misaina, nahazo fanabeazana ampy dia 50/50 ; na lahy na vavy miteny an\'ireo. Zany hoe mifanohantohana e !

zany hoe rehefa misy olana kely ka kivikivy kely iny dia misy anankiray miteny hoe tsy maninn, ça va aller mampiakatra morale n\'ny iray

matetika ny lhl tena lhl (fa tsy sarimbavy) no tena mpiteny hoe aza mikorapaka fa mitonia aloha dia andao hieritreritra tsara fa ahita vahaolana foana.

Za ko taloha mpanao an\'izay hoe atsangano ny tanana izay, dia ampiako hoe raha midina io dia mandainga ianao izany :-D:-D:-D

Fa tsy ilana fianiavana ny fitiavana fa ze iainana andavanandro ihany dia efa porofony. Raha hitanao fa tsy ampy izany dia tokony tonga saina ianao.

Tsy fampiesonana mihitsy ny fifanohantohanana toy izany, lesoka avy @ fanabeazana azo no mahatonga io fisainana io. Fanomezana toky sady marimpitiavana ny fitenenana hoe ianao sy ny zanatsika no tanamasoandroko, mahita anareo mitsiky dia ampy ho fahasambarako, nareo no ambony indrindra

Dia hoy aho hoe mahavita manome toky sy manao teny mamy daholo na lahy na vavy, na vazaha na gasy, arakaraky ny fanabeazana sy ny kolotsaina voarainy. Tsy ny fanenjehana vazaha akory no antoka 100% ahazahoana teny mamy hoatr\'izao. Fidio tsara fotsiny ny olona iarahana
17. kallie ( 21/11/2007 14:34)
Dia hoy aho hoe mahavita manome toky sy manao teny mamy daholo na lahy na vavy, na vazaha na gasy, arakaraky ny fanabeazana sy ny kolotsaina voarainy. Tsy ny fanenjehana vazaha akory no antoka 100% ahazahoana teny mamy hoatr'izao. Fidio tsara fotsiny ny olona iarahana

Eka ouz

fa tsy votery miteny an'ireo
'Hande tsara daholo ny rehetra''. Ny fahoriana dia hivadika ho fahasambarana.
* Manana hevitra aho hafahana mieritreritra.
* Manana fomba aho hanomezana vitana.
* Manana forme anarivony aho hitenenana asa.
* Manana tantara aho hanazavazavana.
Mijery anao, no tena tsara indrindra. Tsy ho hadinoiko maintsy, fa enao no ambony indrindra. Fa zay hoteneniny sasany any aleo hoteneniny sasany any.

koa anie e, afaka aseho am zavatra rehetra atao sy am fihetsika ireo
18. karinah ( 27/11/2007 17:24)
koffman:

tsy haiko aloha za na bandy laozan'ny taona fa tena marina mintsy fa ny bandy no tena mpanao an'zany. Fa rah sipa no manao an'zany an'lah de tadidin'lah fa sipa tsy tia an'lah izy zany na gasy io na vazah;
Sady rah nandinika ny dinika apetrakao eto zah h@ zay Monsieur Salmo de bandy hampiesoninà sipa reny fôna enao;
Diniho kely zany ra-Salmo fa tena marina zany!
Tandremo fa ny sipa rah tena tia tsy hahateny anao an'ireo teny mamy ireo akory. Mety ahateny "mot tendre" izy fa tsy be bla bla bla be hoatr'io.

:{:{:{:{


19. ikaretsaka ( 27/11/2007 20:31)
ayayay maty indray salmo le
20. karinah ( 28/11/2007 00:45)
:-D:-D:-D:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869