vazaha miteny
21. salmo1
(
28/11/2007 13:42)
kallie:
koa anie e, afaka aseho am zavatra rehetra atao sy am fihetsika ireo
Enao afaka milaza anreo ka, fa tsy amiko.
Mialatsiny fa enao vhv, no sady malagasy rateo.
Ny tiko tenenina fotsiny aminao dia manana; fietsika hafahafa, fombafomba hafahafa, fitondran-tena hafahafa zany ianao... amin'ny zavatra hampiderainao amin'ny publik.
Dia diniho kely fa izaho bandy, fa na dia bandy aza aho, tena tsy mivaky loha amin'iza na iza, vao maika fa enao ve?
Tsy homeko tsiny ra samy manana fandrosoany ny tsirairay.
Ny sasany ndray tsy fahandrosoana intsony.. fa fampideraina ny zavatra eo amin'ny tenany, mba hampingona ny serasera.. ho hitany ny be sy ny maro.
Misy tombotsoany ve:?: mampidi-bola ve:?:
Miova aloha enao, vao tena miresaka amiko. Na dia mamaly forum fotsiny aza.
;-)
23. pisomimi
(
24/04/2008 10:48)
hihihi,
za mits no panao an'io be resaka io fa tsy voatery oe dorizine akory io.
Tena za lou tena tsotra fa rehefa andainga zay d miesona mitsy ny kofoboay,izy amn io mievitra oe tena lavo ty nefa resaka fotsny no bobaka.Ndraindray mapalaelo ahy indray rehefa tena voadona ny sentiment-ny.Aveo oe tsy napoizko,tsy napoizko!
Ny tena mapihomehy ahy,zaho efa tratra satria ny rediredy tamty rasipa talou d voaraikitra an-tsoratra ka hitan'ity vaovao dia tena alahelo be, hany ka tsy sahy nanao be resaka taminy itsony aho satria vao may manafitohina azy hoe zany mihitsy le fomba firesakao tamle exnao.
loza!!!lol

24. pisomimi
(
24/04/2008 10:58)
Fa rehefa nodinihiko koa ilay hoe:
''Hande tsara daholo ny rehetra''. Ny fahoriana dia hivadika ho fahasambarana.
* Manana hevitra aho hafahana mieritreritra.
* Manana fomba aho hanomezana vitana.
* Manana forme anarivony aho hitenenana asa.
* Manana tantara aho hanazavazavana.
Tsy fomba fitenina voyante ve ireo?