antso avo

1. sipagasy ( 20/11/2007 18:08)
Miarahaba e!

Ho an'Antanananrivo sy ny manodidina aza hadinoina fa hisy 'fampianarana mi-blaogy' maimaim-poana ny sabotsy ho avy izao (24/11/2007) ao @ TEKNET Isoraka manomboka @ 17h ka hatramin'ny 20h00

Tongava maro e!

http://www.gasyblog.com/2007/11/08/foko-blog-club-2/,

niaraka namboly kaky ihany isika fa tongava e!
:-*
novalian'i sipagasy ny 21/11/2007 09:22
2. ikalamako ( 20/11/2007 23:10)
njama kosa izany kle !
Tsy i Clo mahajanga moa no mihira ilay hoe "ampianaro ny zaza, mba tsy ho ambakain'ny olona o !"
Mahereza daholo na ny mpampianatra na ny mpianatra.=D=D=D
3. ravatorano ( 21/11/2007 04:56)
misaotra anao nampita ny hafatra fa efa betsaka ireo namana no mahalala ilay fotoana fa asa raha ho omby indray ny toerana amin'io e !
:x:wink:
4. sipagasy ( 21/11/2007 09:22)
tss dad'tou ravato atoseho ny rinjina fa hilay ny fiarahana e!


soa ny fiarahantsika hoy ny pub THB izay sa..... efa ela izany?? hihihih:-*(l):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.104