Rehefa tonga ny fotoana,iza no hitsara Atra sa J.K?
1. niryna
(
20/11/2007 14:02)
Mba afaka manka sary an-tsaina ve hoe iza no hitsara ny tsirairay rehefa tonga ilay fotoana?
novalian'i niryna ny 24/11/2007 04:57
3. bosista
(
20/11/2007 14:37)
izy 2 ahoana? fa lasa 2 indray Andriamnitra!!!zay le lazaina matetika mitovy @ i JEHOVAH ve i JESO-K sa ahoana!!?!
i JEHOVAH no hitsara satria izy no mahay ny daty sy ny ora,satria raha tompon'ny fitsarana i Kristy DIA TOKONY HO FANTANY ny daty hitsarany satria eo am-pelan-tanany,Izy no tompon'ny safidy,saingy indrisy tsy fantany ilay izy,de tsy izy izany no hitsara fa Jehovah Andriamnitra! it ok?

4. ikaretsaka
(
20/11/2007 15:08)
fanina @ trinitology indray i niryna.. resaka mystique an'ilay trinite Masina izany izany.. ilay sady 3 no 1
---> izy Telo nefa Iray no mitsara!
+@ anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy masina + io no mitsara
---> izy Telo nefa Iray no mitsara!
+@ anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy masina + io no mitsara
5. xxx
(
20/11/2007 17:06)
Efa voalaza ao anatin'ny Soratra Masina kosa fa i Jesoa Kristy no Mpitsara. Afaka manampy angamba i Niryna momba izany fa izaho aloha tsy mpanao quotation biblique fa mpamaky fotsiny dia ny hevitra ao no entiko miaina fa tsy manao tsianjery aho.
6. rabilabila
(
20/11/2007 19:30)
Nataoko ihany ny tsy hihomehy fa :-D mampe ahy ianareo .
Aza mifampindrana boky intsony rankizy a!! :-D
Efa azoko eto amin'ity post ity ny valin'ny fanontaniako ary ambadika ary : Tsy mitovy ilay andriamanitra .
Aza mifampindrana boky intsony rankizy a!! :-D
Efa azoko eto amin'ity post ity ny valin'ny fanontaniako ary ambadika ary : Tsy mitovy ilay andriamanitra .
7. ikaretsaka
(
20/11/2007 19:44)
fa entre pas.. inona no mampa lasa saina @ izany sahady e?
aoka tsy hatahotra na hangorohoro..
"ny olona ts'isy atao eto an-tany no mieritreritra izany sahady" ho'zy le rangahy olomasina solaloga mandringa izay, ao @ fampiasam-panahiny!
aoka tsy hatahotra na hangorohoro..
"ny olona ts'isy atao eto an-tany no mieritreritra izany sahady" ho'zy le rangahy olomasina solaloga mandringa izay, ao @ fampiasam-panahiny!
8. tywa68
(
20/11/2007 19:51)
mitovy hevitra @ Ika ! izy 3 miarak ireo no mitsara satria 1.
rabilabila : aza laozanao miomehy moa e:-D:-D
rabilabila : aza laozanao miomehy moa e:-D:-D
10. majakely
(
20/11/2007 20:19)
sady aiza mo no tena hoe hahalanao an'izany? mbola ts yany tsika izao fa eto aloha ataovy mahametipety ny fiananao de izay aloha no fahendrena!!!
11. fijo
(
20/11/2007 22:37)
tsy misy mitsara izany fa aza matahotra e.
ny eto aloha atao tsara de ita eo ihany izay any ambadika any avy eo.fa tsssss,ny eto tsy tratra ny any hamakian aloha.
ny eto aloha atao tsara de ita eo ihany izay any ambadika any avy eo.fa tsssss,ny eto tsy tratra ny any hamakian aloha.
12. ikaretsaka
(
21/11/2007 03:06)
ka izay.. ataovy lo ny entrainement fa ny baolina mbola roviana ny eliminatoires dia efa ny arbitre @ finalina sahady no hivakiana loha
14. niryna
(
21/11/2007 05:22)
bosista:
izy 2 ahoana? fa lasa 2 indray Andriamnitra!!!zay le lazaina matetika mitovy @ i JEHOVAH ve i JESO-K sa ahoana!!?!
i JEHOVAH no hitsara satria izy no mahay ny daty sy ny ora,satria raha tompon'ny fitsarana i Kristy DIA TOKONY HO FANTANY ny daty hitsarany satria eo am-pelan-tanany,Izy no tompon'ny safidy,saingy indrisy tsy fantany ilay izy,de tsy izy izany no hitsara fa Jehovah Andriamnitra! it ok?
Bosista,marina tokoa izany teninao izany fa tsy mahalala izay andro faran'i Kristy.Andriamanitra,Ray ihany no mahalala izany fotoana izany
15. niryna
(
21/11/2007 06:01)
bosista:
izy 2 ahoana? fa lasa 2 indray Andriamnitra!!!zay le lazaina matetika mitovy @ i JEHOVAH ve i JESO-K sa ahoana!!?!
Toy izao no fahalalako an'io.Ray,Zanaka ary Fanahy Masina dia iray ihany.Io ilay trinity resahina foana.
Satria i Kristy tonga tety an-tany niaina toa antsika,lasa nofo izy izany.Nitory sy nampianatra ny tenin'Atra ary nijaly sy nahita ny fahorian'ny olona ihany koa ary dia nitory ny tenin'Atra izy ka izay mino sy atao batisa no voavonjy ary izay izay tsy mino dia ho heloina.
Tonga tety an-tany Izy mba hamonjy izao tontolo izao fa tsy hanameloka izao tontolo izao.
Noho ny fitiavan'Atra antsika izany dia nomeny antsika Izy (kristy,ny zanany mba hamonjy ny rehetra.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=3&andininy=16-17&dika=
Raha manaraka ny sitrapon'i kristy isika ,izay hiraka avy amin'ny ray dia manaraka ny sitrapon'ny ray koa izany isika.
Raha tsy mandray an'i Kristy ao am-po izany dia tsy afaka ny hihaona an'Atra.Satria iray ihany Izy ireo,avy amin'ny alalan'i Kristy no varavarana hihaonana amin'Atra.
Kanefa tsy hiditra ny fanjankan'ny lanitra mihitsy raha tsy miova fo(born again).(Jaona 3:3)
Izay mivavaka amin'Atra izany dia tsy maintsy mivavaka amin'i Kristy satria Kristy ao amin'Atra ary Atra ao amin'i Kristy.
Satria i Kristy norahiny hamonjy ny olona(Izay no nahatonga ny anarany hoe Emmanuel na Mpanavotra.Nomen'ny Ray azy ny fahefana ety an-tany sy any an-danitra.
Izy no mitalaho amin'ny ray rehefa mivavaka isika.
Kristy izany no lalana sy fahamarinana ary fiainana mandrakizay.
Hoy Atra :"Raha ny zanaka no hanafaka dia ho afaka hianareo."
Fa satria i kristy maty namonjy antsika.Rehefa hiala tety an-tany Izy dia nilaza fa tsara ho antsika no andehanany ho an'ny an-danitra satria Izy angataka amin'ny Rainy ny FM hiaraka amintsika ho mandrakizay.
Io Fanahy Masina io izany no miaraka amin'ny Kristiana rehetra,tsy ny rehetra fa izay mino an'i Kristy ihany.:cry: "If you don't believe in Christ your are not be saved and the Holy Spirit will not be with you,either." :oops:
***
Hoy i kristy "Tsy ny mofo irery ihany no hiainan'ny olona fa ny teny rehetra izay avoakan'Atra."
Misy vatana sy fanahy isika ary ireo izay miaraka sy mino an'i Kristy dia omeny FM hiaraka amintsika .
Vatana izany dia mijaly vetivety foana,satria Atra efa niteny hoe eto amin'izao tontolo izao no ahitana fahoriana fa Kristy efa nandalo izany.Tokony tsy ho kivy ny olona,mandalo fitsapana sy adi-piainana
Rehefa tonga izany ny fitsarana dia efa ao anaty bokin'ny fiainana(Book of life) daholo ny zavatra nataontsika.
Kristy eo an-kavanan'Atra izay (Mpanavotra na lawyer na Mpanafaka).Andriamanitra (Ray) eo am-povoany,ary Satana eo amin'ny havia.
Sa ahoana ? Dia ahoana no tohiny?:D
16. niryna
(
21/11/2007 06:24)
xxx:
Efa voalaza ao anatin'ny Soratra Masina kosa fa i Jesoa Kristy no Mpitsara. Afaka manampy angamba i Niryna momba izany fa izaho aloha tsy mpanao quotation biblique fa mpamaky fotsiny dia ny hevitra ao no entiko miaina fa tsy manao tsianjery aho.
Efa nolazaiko eo ambony eo ny fanazavana sy ny zavatra kely mba fantatro .
Fa ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny fitsarana rehetra dia nomeny ny ZanakaJaona 5:22
Mety ho izay koa ve no nahatonga an'i Kristy niteny ny olona hoe tsy anao ny famaliana fa Ahy?
Izany hoe tsy afaka mamaly ratsy ny ratsy isika fa Atra no hitsara azy ireny :oops:
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. Jaona 5:24
xxx a> araka ny voalazan'ny soratra masina izany dia tsy Atra Ray no hitsara fa ny Zanany. :roll:
17. niryna
(
21/11/2007 06:25)
rabilabila:
Nataoko ihany ny tsy hihomehy fa :-D mampe ahy ianareo .
Aza mifampindrana boky intsony rankizy a!! :-D
Efa azoko eto amin'ity post ity ny valin'ny fanontaniako ary ambadika ary : Tsy mitovy ilay andriamanitra .
Afaka mba hanazava aminay ve i rabilabila azafady :D
18. niryna
(
21/11/2007 06:33)
tywa68:
mitovy hevitra @ Ika ! izy 3 miarak ireo no mitsara satria 1.
rabilabila : aza laozanao miomehy moa e:-D:-D
Anaka, izany zavatra izany no soratako aminareo mba tsy hanotanareo. Ary raha misy manota, dia manana Solovava ao amin'ny Ray isika, dia Jesosy Kristy, Ilay Marina; IJn 2:1
Kristy izany Mpisolo vava.Manameloka izany satana dia mitantara ny zavatra natao rehetra ary dia mamaly i kristy hoe efa nifona tamiko izy,ary efa navelako ny helony. :oops:
Raha Izaho ihany, dia tsy mahay manao na inona na inona; araka izay reko no itsarako; ary marina ny fitsarako; fa tsy mitady ny sitrapoko Aho, fa ny sitrapon'Izay naniraka Ahy. Jaona 5:30
Eto indray i kristy dia miteny fa Izy no mitsara.
19. niryna
(
21/11/2007 06:34)
ikaretsaka:
fanina @ trinitology indray i niryna.. resaka mystique an'ilay trinite Masina izany izany.. ilay sady 3 no 1
---> izy Telo nefa Iray no mitsara!
+@ anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy masina + io no mitsara
misaotra ika a :-*
20. niryna
(
21/11/2007 06:35)
ikaretsaka:
fa entre pas.. inona no mampa lasa saina @ izany sahady e?
aoka tsy hatahotra na hangorohoro..
"ny olona ts'isy atao eto an-tany no mieritreritra izany sahady" ho'zy le rangahy olomasina solaloga mandringa izay, ao @ fampiasam-panahiny!
misaotra anao :D