Rehefa tonga ny fotoana,iza no hitsara Atra sa J.K?
21. niryna
(
21/11/2007 06:45)
rabilabila:
inona no mampa lasa saina @ izany sahady e?
Za mbĂ´ gaga!!
Mizara ny tenin'Atra ho an'izay te handray azy aho.Voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny mpino an'i Kristy. Ary ho an'ireo izay tsy mino dia efa voapanga sahady,indrindra moa fa efa notoriana ny filazantsara kanefa tsy mety mandray na manohitra ny tenin'Atra foana.
Eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin'ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy:
Tsy misy Mpanavotra afatsy Kristy mantsy ary tsy misy Atra ambony ahazoana famonjena. 2Tim 4:1
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin'izao androny izao. ITim 2:5-6
Samy andalo fitsarana daholo izany isika.
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray [Na: ateraka avy any ambony.] ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra. Jaona 3:3
22. niryna
(
21/11/2007 06:49)
majakely:
sady aiza mo no tena hoe hahalanao an'izany? mbola ts yany tsika izao fa eto aloha ataovy mahametipety ny fiananao de izay aloha no fahendrena!!!
::cry:
Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, 2 Tim 3:16
23. niryna
(
21/11/2007 06:55)
fijo:
tsy misy mitsara izany fa aza matahotra e.
ny eto aloha atao tsara de ita eo ihany izay any ambadika any avy eo.fa tsssss,ny eto tsy tratra ny any hamakian aloha.
=))=)):miam::miam:
Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin'ny fitsaran'i Kristy, mba handraisan'ny olona rehetra izay zavatra nataon'ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara ny ratsy.
Kristy hono no hitsara fa mila mihomana isika ry fijo.
Io voasoratra ao anatin'ny 2 Kor 5:10
Nangetaheta aho dia tsy nomenareo rano.
Noana aho dia tsy nomenareo sakafo
Nangatsiaka aho tsy mba notafianareo lamba
Tany am-ponja aho tsy mba novanginareo.
Ireny fanampiana ny mahantra rehetra ireny notantarain'i kristy avokoa,ary nataony ho fanoharana mba ho ataontsika. 8-)
Iza nataontsika tamin'ireny madinika ireny hoy Izy no efa nataontsika taminy ihany koa.
24. rabilabila
(
21/11/2007 08:20)
Ary ho an'ireo izay tsy mino dia efa voapanga sahady,indrindra moa fa efa notoriana ny filazantsara kanefa tsy mety mandray na manohitra ny tenin'Atra foana.
Aza adino ilay mikopa-mosoara ry Niryna a!!:-D
25. tywa68
(
21/11/2007 09:07)
fa tsy mitady ny sitrapoko Aho, fa ny sitrapon'Izay naniraka Ahy. Jaona 5:30
niryna : sitrapon'Izay naniraka azy hono ! :lol::-*
26. ikaretsaka
(
21/11/2007 15:12)
fa aza maika hoa fa io maimaika io ihany ny tsy nampanidina ny akoho
28. niryna
(
22/11/2007 08:24)
rabilabila:
Ary ho an'ireo izay tsy mino dia efa voapanga sahady,indrindra moa fa efa notoriana ny filazantsara kanefa tsy mety mandray na manohitra ny tenin'Atra foana.
Aza adino ilay mikopa-mosoara ry Niryna a!!:-D
Angaha vitan'ny mikopa mosara fotsiny! Mety ho voafidy hiaraka amin'i Kristy eo amin'ny fitsarana an'ireo izay tsy mino koa aza kou. =D=D
Ireo olona izay mino an'i kristy anie tsy ho tsaraina rabilabila e.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYPSY&toko=20&andininy=4-8&dika=
Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro aman-alina mandrakizay mandrakizay ireo. Apo 20:10
http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYPSY&Toko=20&andininy=12&dika=
29. niryna
(
22/11/2007 08:31)
ikaretsaka:
fa aza maika hoa fa io maimaika io ihany ny tsy nampanidina ny akoho
Ika ity tantara marina.Nisy tovolahy mbola tanora ary dia niady ny rar-dreniny foana izy fa reraka ny fivavahan'izy mivady hono izy.Efa nolazaiko ity raha tsy tadidinao fa ataoko fohy.:? Nisy namana namporisika izy ary dia tena nino tokoa.Rehefa ho vita ny fianarany dia nody tany amin'ny rara izy kanjo voan'ny accident.
Tsy nahalala nifona tamin'Atra mihitsy izy hatramin'ny andro nialany aina.
Ny tiako tenenina dia efa niteny i kristy fa mila mihomana isika,isan'andro.Mila mivavaka,mila mifona fa tsy fantatra tokoa izay mahazo antsika na dia vao mivoaka ny varavarana fotsiny aza.
Mahereza,aza atao kivazivazy ny fivavahana fa zavatra marina io,tsy misy na iray aza afaka hanavotra ny fanahintsika(une fois maty isika dia izany no nataony).Na voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana na tsy voasoratra ny anarantsika dia mitsingidingidina any amin'ny afobe,sanatria anie izany.
31. niryna
(
23/11/2007 06:21)
fijo:
tsy misy mamaly le fanontaniana le
Aleo aloha izahay hieritreritra tsara fa tsy fantatra izay ho avy rahampitso.
Fa raha samy maminany izy rehetra, ary miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan'ny anatra ataon'izy rehetra izy sady hotsarain'izy rehetra;
Ikot 14:24
Asa aloha ireo hitsara ry fijo.
Na ny maty aza mbola ho tsaraina ihany koa tamin'izay zavatra nataony tety ambonin'ny tany.:roll:
http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYPSY&toko=20&andininy=12-12&dika=
32. tywa68
(
23/11/2007 08:31)
Fijo : efa io napetrak'i niryna io ny valin'ilay fanontanianao !:lol:
Ary ho an'ireo izay tsy mino dia efa voapanga sahady,indrindra moa fa efa notoriana ny filazantsara kanefa tsy mety mandray na manohitra ny tenin'Atra foana.
33. ikaretsaka
(
23/11/2007 18:37)
niryna:
fa aza maika hoa fa io maimaika io ihany ny tsy nampanidina ny akoho
Ika ity tantara marina.Nisy tovolahy mbola tanora ary dia niady ny rar-dreniny foana izy fa reraka ny fivavahan'izy mivady hono izy.Efa nolazaiko ity raha tsy tadidinao fa ataoko fohy.:? Nisy namana namporisika izy ary dia tena nino tokoa.Rehefa ho vita ny fianarany dia nody tany amin'ny rara izy kanjo voan'ny accident.
Tsy nahalala nifona tamin'Atra mihitsy izy hatramin'ny andro nialany aina.
Ny tiako tenenina dia efa niteny i kristy fa mila mihomana isika,isan'andro.Mila mivavaka,mila mifona fa tsy fantatra tokoa izay mahazo antsika na dia vao mivoaka ny varavarana fotsiny aza.
Mahereza,aza atao kivazivazy ny fivavahana fa zavatra marina io,tsy misy na iray aza afaka hanavotra ny fanahintsika(une fois maty isika dia izany no nataony).Na voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana na tsy voasoratra ny anarantsika dia mitsingidingidina any amin'ny afobe,sanatria anie izany.
34. ikaretsaka
(
23/11/2007 18:43)
io lazain'i niryna io no nahazo ahy fa za tsy maty fotsiny...
tsy mbola izao aloha ho'zy le rangahy:wink:
ny ahy ny raibeko pasitera fa za tsy nanaiky azy mihitsy hatramin'izao fa lasa katolika. Reraka ny fivavahan'i Dadabeanay aho
nody aho de accidente.. fa tsy lasa nanaraka an'i dadabeanay aho!
Ny ahy tsy ny fifonako loatra fa ny fahatsapako ilay Atra ao anatiko. Za tsy mi culpabilier tena, fa mikarakara ny tenako ho mendrika io maha temppoliny azy io!
efa lazaiko atsy ambadika atsy le hoe spirituality means waking up! za tsy eo @ stagen'ny mivadi-mandry intsony!:wink:

35. rabilabila
(
23/11/2007 18:59)
Ika>>>
Avy any amin'i Dadabe io :wink:
Ny dadabeako koa mantsy pasitera mpilaza matetika an'io :)
Avy any amin'i Dadabe io :wink:
Ny dadabeako koa mantsy pasitera mpilaza matetika an'io :)
36. rabilabila
(
23/11/2007 19:01)
fa mikarakara ny tenako ho mendrika io maha temppoliny azy io!
Adinoko ilay quote fa io no tiako lazaina
37. ikaretsaka
(
23/11/2007 19:14)
izay mihitsy.. tsy hoe satria izao aho dia force ho izao... fa ny ahy tena comparative religion be manadala, napetraka daholo aloha, dia naleha daholo, dia izao lasa izaho izao.
fa tsy hoe satria i dadabe izao dia obliged ho izao aho!
jereko aloha ny fa maninona sy ny fa nahoana sy ny apetraho eo ambony latabatra aby ny cards, tsy ankanafina....
ty ary no mety fa ty no hitako feno indrindra, tsy hatreto fotsiny :wink:!

38. fijo
(
23/11/2007 22:46)
ny anay izahay mianakavy no samy malalaka raha io finoana io.
dadanay tsy mbola nisy nahita azy niditra fiangonana,ka tsy hay na mino na tsia,fa izahay tsy tiany raha misangy resaka finoana.
mamanay protes le mpanompo fiangonana ireny.de ny zokiko vavy koa protes.
ny zokiko lahy matoa katolika"fopla"le tsy mahay teny jiosy.toa ny 80%ny katolika;le ato an trano koa katolika.fa tsa mba ahako an.
ny zokiko iray silamo taloha fa izao toa izany sekta jiosy izany,fa tsyhaiko hoe aiza izany ao tana ao,fa misaroboaly ny vadiny sy ny zanany vavy.
za moa dia krispijo eto ihany
ka iza no hitsara an'iza amiany ohatra

39. niryna
(
24/11/2007 04:57)
rabilabila:
Ika>>>
Avy any amin'i Dadabe io :wink:
Ny dadabeako koa mantsy pasitera mpilaza matetika an'io :)
Dia misaotra an'Atra izany hianao fa nahazo fahasoavana ny taranaka aman-jafy.:D