Izany àry no tenin'n yTompo...
1. ari.malala
(
20/11/2007 13:59)
Hoantsika Katôlika (kopatanana kely hoan'i salmo1, zay ndray ny katolika sy ny fandaharany;)) rehefa avy mamaky ny vakiteny dia faranana @ hoe "Izany àry ny tenin'ny Tompo", isaorana anie Andriamanitra, fa ny tsy azoko dia izao, ohatra rehefa le taratasy nosoratan'ny apostoly ireny, izay hafatra avy @ zareo moa izany no tena marina, dia misy ilay ohatra hoe fitarainana alefan'ny apostoly dia mbola faranana @ io hoe izanyàry nytenin'ny Tompo io iany, na koa any @ testamenta taloha, ohatra izao ny tantaran'ilay 7lahy ao am Bokin'i Makabeo, tantaran'iroe 7lahy nampijaliana niaraka t@ reniny, de mbola faranana @ le izany ary ny tenin'ny Tompo, de eo no ts azoko, fa manin no ts maints faranana @ io foana ny vakiteny? Raha ny Evanjely dia tsy miady hevitra aho, fa tena Tenin'ny Tompo tokoa, satria i Jesoa Tompo no miresaka, fa ireto ambiny mahalasa saina ahy, ka mba ilàko fanazavana azafady, misaotra.
novalian'i ikaretsaka ny 05/12/2007 23:57
5. ikaretsaka
(
20/11/2007 15:05)
ka io no akaiky indrindra @ ilay 'verbus Domini' ry Ari an.. (hafatra avy amin'Atra no dikany)
raha manao hoe "Verbus Domini"
de "Deo Gratias"
fa raha hoe "izany ary no hafatra avy amin'Andriamanitra"
de hoe " Isaorana anie Andriamanitra"
dia taorianan'ny Vatican 2 dia nanomboka tsy natao loatra teny latinina intsony ny lamesa nifa tsy te hanalava teny be.. dia io ny akaiky azy indrindra.
raha manao hoe "Verbus Domini"
de "Deo Gratias"
fa raha hoe "izany ary no hafatra avy amin'Andriamanitra"
de hoe " Isaorana anie Andriamanitra"
dia taorianan'ny Vatican 2 dia nanomboka tsy natao loatra teny latinina intsony ny lamesa nifa tsy te hanalava teny be.. dia io ny akaiky azy indrindra.
6. zizi
(
20/11/2007 15:46)
Ari. araka ny fahazoako azy amin'ny maha-katolika ahy koa dia tsy raisina fotsiny amin'ilay misy olona mijaly na loza voalaza ao amin'ny vakiteny dia tsy hoe mampita ny tenin'ny Tompo fa ilay hafatra azo ampitaina entina iainana, ohatra fiombonana amin'ny Tompo na dia eo aza ny fijaliana. Ka amin'ny maha-teny notsongaina tao amin'ny Baiboly azy dia Tenin'ny Tompo io(satria nosorotana avy amin'ny fanilovan'ny Fanahy Masina). Somary sarotra ny fanazavako, asa na mazava ? :(:oops:
8. ikaretsaka
(
21/11/2007 02:58)
tantara hijerena hafatra avy any aminy angamba amiko no mahadika azy tokoa...
ohatran'ny hafahafa be kosa raha hie vakiana ny hafatra dia hoe vitaaaaaaaaa
ohatran'ny hafahafa be kosa raha hie vakiana ny hafatra dia hoe vitaaaaaaaaa
11. ari.malala
(
22/11/2007 06:41)
Fa ndremande zay tao am-piangonanay, t@ herinandron'ny fampiraisam-pinoana t@zay de le miaramivavaka moa zany ny finoana 4 tafiditra ao anatin'ny FFKM, de ts tsaroako na inona ny finoan'ilay namaky teny fa ozizy nony vitany ny vakiteniny, "tapitra ny famakiana ny vakiteny tompoko"
16. ikaretsaka
(
23/11/2007 22:56)
ari; ny ahy aloha ny fataoko dia asandratro fotsiny dia tairiko ny aleloia (rehefa vakiteny faharoa, moa ny hira setriny sy ny salamo rehefa vakiteny voalohany, rehefa evanjely dia tonga de ..Isaoranay anie, ny anaran'ny Tompo Aleloia...., na izay aleloia nanomboany teo no averiko))
17. fijo
(
23/11/2007 23:25)
izany aleloia izany ve litia tsy ry zareompitehaka ireno no mpampiasa azy?
18. ikaretsaka
(
24/11/2007 00:48)
anisan'ireo "zavatra nindramina nefa tsy naverina" satria netinety @ le reveny tsara mba hisintomana kil aby izany letsy e
