Vahaolana indrindra ny tanora:Kivy sy ketraka tanteraka!

1. niryna ( 23/11/2007 12:45)
Tovovavy vao telo ambin'ny folo taona,miady amin'ny fahoriana noho ny tsy fahampiana,te-hianatra mafy kanefa tsy manam-bola hividianana ireo kojakojam-pianarana ny rar.
Nangataka vola tamin'ny rainy izy fa misy projet hataony hono,miandrasa hoy ny rainy fa efa ho avy izay ny reninao.
Afaka adin'ny iray tao aorianan' io ilay tovovavy nanantona ny tenany teo ambonin'ny tohatra.
Hafatra napetrany:ny faniriako dia hisy hanampy ny ny sekoly hoy izy @ fianarana mba hanome fitaovana hianaran'ny ankizy.:cry::cry:
Ny fahoriana dia mihantra amintsika avy,Atra dia mahafantatra izay mahasoa ny tsirairay,tsy mametraka fahoriana mety tsy ho zakan-tsika velively izy.
Hoy ny Tompo:"Mankanesa aty amiko hianareo izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izaho no hanome anareo fitsaharana." Na inona izany sioga izany...

Miangavy an-tanan-droa ho an'ireo tanora indrindra aho fa na inona olana na inona mitranga amin'ny fiainana tsy vahaolana velively ny famonoana tena.
Mivavaha,mandoliha,mitomania,manatona Azy,mifona Aminy ary tantarao an'Atra daholo izay mampalahelo anao,mangataha Aminy fa ho valiany izany rehetra izany rehefa tena mino tokoa hianao fa Ny tsy hain'olombelona,hain'Atra
With God,everything is possible ^:^
Mahereza daholo
(l)niryna
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:39
2. zamanoro ( 23/11/2007 15:24)
Tena nisy ve aloha ity eh?
Ilay fahitana film sy kilalao famonoana sy mifamono koa anie no tena manimba ny ankizy eh. Ankizy 13 taona toa izany ve dia hahay anontan-tena, fa mety efa fahitany ilay izy? Hany ka tsy sarotra ho azy ny namono tena.
Saingy tsy omeko tsiny izy fa izay angaha no lalam-piainany, anjara sy lahatra.
3. niryna ( 24/11/2007 03:30)
zamanoro:

Tena nisy ve aloha ity eh?
Ilay fahitana film sy kilalao famonoana sy mifamono koa anie no tena manimba ny ankizy eh. Ankizy 13 taona toa izany ve dia hahay anontan-tena, fa mety efa fahitany ilay izy? Hany ka tsy sarotra ho azy ny namono tena.
Saingy tsy omeko tsiny izy fa izay angaha no lalam-piainany, anjara sy lahatra.

Tena tantara nisy ka.Vao noresahin'ilay cousine-n'ilay ankizy tamiko omaly.Ary vao avy niresaka ireo tanora aho dia nozaraiko ho an'ny rehetra.
Maro tokoa aloha ny film ary maka tahaka ny ankizy e.
Tsy misy afaka manome tsiny tokoa isika.Lazaina ny rehetra fotsiny fa tsy vaha-olona velively ny famonoan-tena na inona mihantra amin'ny fiainana.:cry:

4. ikaretsaka ( 26/11/2007 18:16)
za koa mino fa anjara sy lahatra ilay izy!
i niryna iznay izay zavatra tantatraina anao dia inoanao daholo sy touchant aminao?
na mahay mampiresaka be tahaka ny inona aza ilay mpitantara fa abobo sy atsanga tsy aman'orana no lazainy dia iny fa:^):^):-D
5. niryna ( 27/11/2007 06:20)
ikaretsaka:

za koa mino fa anjara sy lahatra ilay izy!
i niryna iznay izay zavatra tantatraina anao dia inoanao daholo sy touchant aminao?
na mahay mampiresaka be tahaka ny inona aza ilay mpitantara fa abobo sy atsanga tsy aman'orana no lazainy dia iny fa:^):^):-D

:D:D Raha mitantara zavatra amiko izao hianao dia mino anao aho,iza no diso,ilay mihaino sa ilay mpandainga?
Dia azy ho azy iny fa mino izay lazainy aho.
Isaky ny mahita ahy izany hianao dia manenjika anao ny eritreritrao satria hianao nandainga zavatra tamiko,izaho kosa dia mitsiky eny foana ka farany mety hivaky vava amin'izay hianao hoe ela loatra ity lainga ity ary nino tokoa hianao.
Angaha tsy hitanao ilay lehilahy nanao film porno an-jazakely telo taona? Nandositra,nozahavina,nalefa daholo ny sariny eraky ny provinces ary farany nanatona moramora ny polisy nilaza fa tsy zakany intsony ny mandositra dia naleony nitono tena toa lolo fotsy :cry:

6. fijo ( 28/11/2007 00:09)
ato frantsa misy mopera izay,efa henoko tamin'ny radio,ny an'i le io nohitako hoe tena mety.
ireny ankizy maditra eny amin'ny fiarahamonina ireny no ampiany.
matetika ry zalahy ireny di amiaro ten ahoe "izahay mahantra ka mila mitady sns"de ny fikan'io mopera io.miorganier vakansy any amin'ny tany mahantra izy.any afrka no tena fandehanany.de entiny any amin'ireny kartier "isotry" ireny le bandy avy aty.
dia anontaniany avy eo.
inona no tsapanareo??
fa maro ry zalahy no nahatsapa fa kay tsy ry zalahy no tena mafy ady fa rah amihoatra an'ireny ry zalahy mbola laibany be.ary dia mahaova tanora maro lery io.ny olan adi atoa nangataka fanampiana tamin'ny fanjakan alery,fa nial abala daholo ny mpanao politika
7. Rasiligaoma ( 28/11/2007 03:44)
=Dizany ataon'ilay Mompera izany no tena tokony atao!
izay ilay "fifohazana" na "reality check"
8. ikaretsaka ( 28/11/2007 16:20)
izay ilay tena "waking up" lazaiko anie
taitra @ izay ny ankizy dia mahatsaoa ny manodidina azy...rehefa mivoaka ny vala...

izao ilay lazaiko foana hoe jereo @ fijery sy univers hafa ny spirituality
9. fijo ( 29/11/2007 00:11)
ny ankizy notaizan'i lery io,izao,misy lasa manana orinasa ao paris ao.
ary le bandy io"varatra"no nijoro vavolombelona nitantara izany tao amin'ny radio RMC,"ary izaho izao hozy lery,mihezaka manampy ny ankizy any afrika"

ka izay,raha te hanampy olona,dia ny faniratana ny masony toa io no tsara.
10. niryna ( 29/11/2007 06:46)
fijo:

ato frantsa misy mopera izay,efa henoko tamin'ny radio,ny an'i le io nohitako hoe tena mety.
ireny ankizy maditra eny amin'ny fiarahamonina ireny no ampiany.
matetika ry zalahy ireny di amiaro ten ahoe "izahay mahantra ka mila mitady sns"de ny fikan'io mopera io.miorganier vakansy any amin'ny tany mahantra izy.any afrka no tena fandehanany.de entiny any amin'ireny kartier "isotry" ireny le bandy avy aty.
dia anontaniany avy eo.
inona no tsapanareo??
fa maro ry zalahy no nahatsapa fa kay tsy ry zalahy no tena mafy ady fa rah amihoatra an'ireny ry zalahy mbola laibany be.ary dia mahaova tanora maro lery io.ny olan adi atoa nangataka fanampiana tamin'ny fanjakan alery,fa nial abala daholo ny mpanao politika



Misaotra anao nizara
Misy tanora vavy ireny te-hiteraka hono ry zareo kanefa tsy vady eo,ireny tanora maditraditra ireny dia omeny saribakoly ary efa mandeha amin'ny fotoana ny fitaizana azy,mitomany ilay saribakoly ary tsy mahafantatra ilay tanora na mipipy na noana na maninona ,farany leo tanteraka tsy te-hierika izany hoe te-hiteraka izany sahady.
11. ikaretsaka ( 29/11/2007 16:37)
izay ilay hoe avoaka ivelan'ilay vala nahazatra azy izy, omena ny reality ankoatran'ilay fantany sy lazainy ho reality!
izay no tsotra sady mahomby
hifohazany @ ilay "torimaso"
12. niryna ( 30/11/2007 05:49)
ikaretsaka:

izay ilay hoe avoaka ivelan'ilay vala nahazatra azy izy, omena ny reality ankoatran'ilay fantany sy lazainy ho reality!
izay no tsotra sady mahomby
hifohazany @ ilay "torimaso"


Fa angaha moa tsy misy miaina amin'ny zava-misy.Ny finoana mampiantra azy amin'ny fiainana dia efa zava-misy.Izany foana no nahatonga ahy hiteny hoe mivavaha direct amin'i kristy fa tsy tiany na iza na iza hisolo azy ho mediator,Izy irery no Mpanelana ka raha mitady valim-bavaka isika antitra eo raha tsy manankina Aminy Irery.
I kor 10 milaza izany tsy misy afaka ny hiaraka ny fanahin'Atra sy ny fanahy maloto. Cup of Lord sy ny cup of Evil. :roll:
Raha tsy mino ny devoly moa hianao dia lazao ahy hitsimponako hianao hoe aiza ho aiza izany resaka devoly izany.
13. ikaretsaka ( 30/11/2007 18:16)
betsaka ny tsy miaina @ zava misy.. tsy te hahalala afa tsy izany fantany ihany!

io ilay hoe na "ignorancy" na denial to "understand"...

betsaka ny tratran'io.. jereo ireo tanora lazain'i fijo io... eaha tsy tena entina any @ ilay extreme... izay vao:{

ireo ignorancy sy refusal ireo no mitarika any @ ilay destruction sy ilay tsy mifoha lazaiko anao atsy @ blaogiko
14. fijo ( 30/11/2007 22:11)
io resaka saribakoly,nitaizana tanora vavy io koa efa itako tamin'ny TV"toa arte" ngah aizy izay.fa tena nampisaina le ankizy vavy mihintsy.

niryna ,betsaka ny tsy miaina ao anaty fiarahamonina misy.
ohatra iray tena nalaza taty frantsa.tamin'ny andron'i chirac filohampirenena ireny,dia nanontaniana izy hoe hoatrinona ny vidin'ny mofo iray?fa toa 25ff no nolazainy.
15. niryna ( 01/12/2007 04:39)
ikaretsaka:

betsaka ny tsy miaina @ zava misy.. tsy te hahalala afa tsy izany fantany ihany!

io ilay hoe na "ignorancy" na denial to "understand"...

betsaka ny tratran'io.. jereo ireo tanora lazain'i fijo io... eaha tsy tena entina any @ ilay extreme... izay vao:
ireo ignorancy sy refusal ireo no mitarika any @ ilay destruction sy ilay tsy mifoha lazaiko anao atsy @ blaogiko

:D



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0591