tsyhitakozeataolohateny

1. kelly13 ( 27/11/2007 09:57)
http://www.dailymotion.com/video/x21ytx_accident-motovoiture-violent_auto

http://www.dailymotion.com/video/x20ihr_accident-aux-peage_auto

moramora iany refa mba mahazo volant fa tsy playstation akory ny autoroute :-D:-D
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 15:36
2. Ralay ( 27/11/2007 10:12)
Ilay voalohany aloha dia tena tsy fisainan'ilay mitondra moto asa mamo angaha sa ahoana.
Ilay faharoa indray dia mety nitsoaka pra dia nipanik.
Aza manody ny goavy manta :P
3. deutsch007 ( 27/11/2007 11:39)
Tsy playstation alo ny eny andalana.Ny eny andala mantsy ain'olona no en jeu.Playstation tsy misy an'izay.
Ny hoe moramora ndray aloha de marina.Efa mba mihatsara aza izao ny conduite n'ny olona ra oharina @ taloha.
Fa ra ny autoroute allemande ndray aloha de tsisy hande moramora zany e!Na mande 160KM/H aza enao de mbola voadepasin'ny fiara maro be.

Na izany de aleo mitandrina ihany e!
4. kelly13 ( 27/11/2007 12:04)
Na izany de aleo mitandrina ihany e!


nefa na mitandrina aza ianao d

Na mande 160KM/H aza enao de mbola voadepasin'ny fiara maro be.


satria heverinin'ny sasany fa milalao playstation izy ka tsy ho voan'ny loza.
5. ikaretsaka ( 27/11/2007 18:30)
indraindray ilay tsy fisainana no mahatonga ilay izy ko.. nyan'ilay moto aloha dia tena hadalana ko
ilay miala toll indray dia tsss..

deutsh.. indrindra any aminareo! :wink:fa za matahotra foana hoe raha vao misy anankiray mifople izany @ ireny autobahn ireny dia izay no izy!

soa fa ny ahy tato ho ato dia ny accident ana bisikleta no mpahazo ahy, ilay misy mitsirara be ao aloha ao dia voa aby ny peloton!
6. deutsch007 ( 28/11/2007 15:59)
ikaretsaka: vao misy anak1 mifople tokoa aloha de zay no nataony e!
Fa tena hafa mintsy nge hono ny conception nanamboarana ny autobahn e!
7. sarobidy ( 03/12/2007 15:36)
le nitondra moto kosa mihitsy no tena tsy misaina fa mivalampadapatra b ko aiza no tsy ho voadona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2246