Ratonga... mamangy ny fahoriana

1. melody ( 26/11/2007 13:00)
Nody mandry t@ alahady 25 teo ny rain'i Ratonga...aza misosoka alahelo dia mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao.. mahereza hatrany!:-*:-*
novalian'i rvoulah ny 05/12/2007 07:37
2. booboo ( 26/11/2007 13:02)
Mirary fiononana feno sy tanteraka ho an'dRatonga sy ny fianakaviany...

:-*
3. sarobidy ( 26/11/2007 14:19)

:( :( :( vaovao mampalahelo be zany, mahereza ratonga aa! fiainana daholo zany, mahaiza mionona
4. fahamarinana ( 26/11/2007 14:24)
:arrow:Mitovy amin'ny namana rehetra,mirary fiononana tanteraka ho anao koa aho ratonga dia mahereza hatrany,ny Tompo mpampionona lehibe indrindra anie no ho eo anilanao hatrany.:-*(l)
5. cutie ( 26/11/2007 14:25)
miara ory @ ratonga sy ny fianakaviany ny tenako.
6. la ( 26/11/2007 14:31)
Mamangy amin'ny fahoriana de aza misososka alahelo intsony ary mirary iononana feno ho anao sy ny ankohonanao!
Mahereza!:-*:-*
7. hery ( 26/11/2007 14:32)
Tantely amam-bahona tokoa ny fiainana.

Mirary fiononana feno dia mahereza hatrany.

Hery
8. tracy ( 26/11/2007 14:55)
tombondalana fotsiny ny an'i dada ratonga fa isika rehetra mbola ho any daholo indray andro any; koa aza kivy fa mahereza hatrany.
9. Samoana ( 26/11/2007 15:23)
Mafy ny ilaozan'ny andrim-pianakaviana saingy tsy maintsy mitraka hamelomaso hatrany ny anarany isika. Mankahery anao izahay Ratonga no sady mirary fiononana feno koa.
10. kelly13 ( 26/11/2007 15:28)
mirary fiononnana feno anao sy ny fianakavianao :-*
11. ratonga ( 26/11/2007 15:49)
Misaotra anareo rehetra miara mizara ny halahelo, fa tena tsy ny fifaliana ihany marina no iarahan-tsika eto amin’ity serasera ity, mankasitraka sy mankatelina ary mirary soa ho anareo tsirairay avy.:-*
ratonga
12. tess ( 26/11/2007 15:59)
mirary fihononana ho an'i ratonga dia mahereza e!:-*
13. sipagasy ( 26/11/2007 16:09)
mirary fiononana feno ho anao ratonga dia aza hadinoina fa izay anie ny maha mpinamana e! entan-jaray mora zaka e! mahaiza mionona fa izay ny sitraky ny Ray ho antsika ety an-tany izany e!


mahereza hatrany :-*
14. Angie ( 26/11/2007 17:55)
:( tena mampalahelo zany fa akory atao fa zay no lahatra, mbola handalo an'izany daholo ihany isika

mahereza indrindra ny Tompo anie hanampy anao sy ny fianankavianao

:-*
15. ftma ( 26/11/2007 18:13)
Mirary fihononana ho anao sy ny fianakaviana Ratonga, mahereza fa izay no sitraky ny Tompo
16. tslem ( 26/11/2007 18:14)
Aza misosoka alahelo, dia mirary fiononana feno ho anao sy ho an'ny fianakaviana manontolo.
17. vale ( 26/11/2007 18:46)
Miray alahelo amin'i Ratonga ny tenako!:( , mahereza!!!:(:-*:-*:-*:-*
18. Aino ( 26/11/2007 21:14)
miray alahelo aminao, izahya de aza misosoka alahelo:-*:-*

hatory ampiadanana ao @tompo anie izy
19. sitlo ( 26/11/2007 21:24)
:-*
20. ikalamako ( 26/11/2007 22:27)
maniry fiononana tanteraka ho an'i ratonga sy ny fianakaviana. Mahereza an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3122