Ratonga... mamangy ny fahoriana

21. tywa68 ( 27/11/2007 05:53)
mamangy @ fahoriana d mirary fiononana feno ho anao sy ny fianakaviana malahelo :cry::-*:-*
22. sakaizakely ( 27/11/2007 08:07)
ratonga

tsy dia mahay miteny loatra, mahaiza mionona :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
23. xl ( 27/11/2007 08:29)
fa ny fanahy tsy mba ho levona...
@ anaran'i J K tompo
Mahereza ny fianakaviana,
(l)
24. ratonga ( 27/11/2007 09:31)
Dia mbola mamerina ny fisaorana anareo tsirairay avy.
melody, fasaly, rabilabila, cutie, ari.malala, booboo, sakaizakely, tracy, ftma, sarobidy, fahamarinana, la, hery, sitlo, Samoana, tywa68, kelly13, sipagasy, Angie, tslem, vale, Aino, ikalamako, xl ary diams.
:-*:-*:-*
25. Ralay ( 27/11/2007 10:07)
Dia mahaiza mionona ratonga ianao sy ny fianakavianao fa tombondalana ny azy.^:^
26. mbaliana ( 27/11/2007 10:17)
aza misosoka alahelo intsony ratonga...dia ho lasa zay ny ratsy rehetra fa ho fifaliana indray no atrehan'ny fianakavianao amin'ny manaraka
Mbaliana
27. diamondra27 ( 27/11/2007 11:56)
fanampin'zay efa voalazako dia:
ny hananana ny namana dia izarana ny alahelo sy hafaliana koa raha malahelo na te-hitomany ianao dia aza tazomina izany fa manjary mampisy aretimpo.
Any andro any taona dia mbola hahatsiaro azy ianao,aza adinoina fa eto foana izahay vonona ny hiara-hitondra sy hizara zany alahelo izany.
28. fahamarinana ( 27/11/2007 12:26)
:arrow:oui manamafy ny tenin'ny Diam's sy manamafy ny teninao iny ratonga hoe tsy fifaliana fontsiny no iaraha ntsika eto na ny fifamaliana aza ndraindray fa miaraka ory koa,izay ilay namana na dia hoe virtuels aza,mahereza hatrany.(l)
29. Valala ( 28/11/2007 04:54)
Mirary fiononana feno ho an'i ratonga sy ny fianakaviny, d enga anie mba ho lazan'izay ny ratsy rehetra. Mahereza hatrany :-*:-*
30. rurik ( 28/11/2007 12:31)
Dia mamangy ny fahoriana , aza misosoka alahelo tsony , tombondalana ny azy ,
Dia miraray fiononana tateraka ho anao sy ny fianakaviana.
mahaiza mionona.
31. diamondra27 ( 28/11/2007 14:46)
ratonga:araka ny fomba malagasy moa izany izay tsy hita ny maharatsy azy dia mba te-hamangy anao ny namana ka manontany anao izahay hoe: afaka mamangy anao ve izahay sa ny solontenanay no manatitra ny solon-damban'ny maty any aminao?

Ho an'ny namana!
Raha manaiky ny hovangiana i ratonga dia
Asa na miray hevitra isika na ahoana fa izaho izany mahita fa tsy ny fifaliana ihany no ilaina ny namana eto fa miara-ory aminy ihany koa na iza izany na iza rehefa hoe: namana serasera, ka asa izay hifanarantsika namana @ izay organisation tokony atao fa mba tiako izany mba hoe: raha azo atao dia mba hi-participer @ famangiana ny namana, tsy misy we zao fa izay foy, de asa na iza no tokony hanomezana ilay izay, sosokevitra ny ahy fa samia milaza ny heviny.
32. ratonga ( 28/11/2007 15:40)
Dia mbola mamerina ny fisaorana anareo rehetra amin'ireo teny mamy sy fampiononana, tsara levenana ny maty araky ny vaovao izay azo farany, misaotra an'i diamondra amin'ny sosokevitra famangiana, fa fafantatsika ihany mo ny fiainana mirotoroto aty fa aza misahirana fa efa bé izay nataonareo izay.
Mirary soa anareo tsirairay avy dia enga anie ka ho lasan'izay ny ratsy rehetra.
ratonga
33. rakaroka ( 29/11/2007 22:23)
'Ndriiiiy
Lalam-piainana ny fisarahana @ havan-tsy foy : maharary tokoa ary @ izany matetika vao tsapa ny hasarobidin'izy ireny, dia mbola hitrakana koa fa
tohiny isika . Dia ny soa anie no hamiratra @ andro ho avy.
34. rvoulah ( 05/12/2007 07:37)
Mirary fiononana feno ho anao Ratonga , mahereza hatrany . Mivavaka ho anao aho:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3311