Ratonga... mamangy ny fahoriana
1. melody
(
26/11/2007 13:00)
Nody mandry t@ alahady 25 teo ny rain'i Ratonga...aza misosoka alahelo dia mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao.. mahereza hatrany!:-*:-*
répondu par rvoulah le 05/12/2007 07:37
3. sarobidy
(
26/11/2007 14:19)
:( :( :( vaovao mampalahelo be zany, mahereza ratonga aa! fiainana daholo zany, mahaiza mionona
4. fahamarinana
(
26/11/2007 14:24)
:arrow:Mitovy amin'ny namana rehetra,mirary fiononana tanteraka ho anao koa aho ratonga dia mahereza hatrany,ny Tompo mpampionona lehibe indrindra anie no ho eo anilanao hatrany.:-*(l)
6. la
(
26/11/2007 14:31)
Mamangy amin'ny fahoriana de aza misososka alahelo intsony ary mirary iononana feno ho anao sy ny ankohonanao!
Mahereza!:-*:-*
Mahereza!:-*:-*
8. tracy
(
26/11/2007 14:55)
tombondalana fotsiny ny an'i dada ratonga fa isika rehetra mbola ho any daholo indray andro any; koa aza kivy fa mahereza hatrany.
9. Samoana
(
26/11/2007 15:23)
Mafy ny ilaozan'ny andrim-pianakaviana saingy tsy maintsy mitraka hamelomaso hatrany ny anarany isika. Mankahery anao izahay Ratonga no sady mirary fiononana feno koa.
11. ratonga
(
26/11/2007 15:49)
Misaotra anareo rehetra miara mizara ny halahelo, fa tena tsy ny fifaliana ihany marina no iarahan-tsika eto amin’ity serasera ity, mankasitraka sy mankatelina ary mirary soa ho anareo tsirairay avy.:-*
ratonga
ratonga
13. sipagasy
(
26/11/2007 16:09)
mirary fiononana feno ho anao ratonga dia aza hadinoina fa izay anie ny maha mpinamana e! entan-jaray mora zaka e! mahaiza mionona fa izay ny sitraky ny Ray ho antsika ety an-tany izany e!
mahereza hatrany :-*
mahereza hatrany :-*
14. Angie
(
26/11/2007 17:55)
:( tena mampalahelo zany fa akory atao fa zay no lahatra, mbola handalo an'izany daholo ihany isika
mahereza indrindra ny Tompo anie hanampy anao sy ny fianankavianao
:-*
mahereza indrindra ny Tompo anie hanampy anao sy ny fianankavianao
:-*
15. ftma
(
26/11/2007 18:13)
Mirary fihononana ho anao sy ny fianakaviana Ratonga, mahereza fa izay no sitraky ny Tompo
16. tslem
(
26/11/2007 18:14)
Aza misosoka alahelo, dia mirary fiononana feno ho anao sy ho an'ny fianakaviana manontolo.
18. Aino
(
26/11/2007 21:14)
miray alahelo aminao, izahya de aza misosoka alahelo:-*:-*
hatory ampiadanana ao @tompo anie izy
hatory ampiadanana ao @tompo anie izy
20. ikalamako
(
26/11/2007 22:27)
maniry fiononana tanteraka ho an'i ratonga sy ny fianakaviana. Mahereza an !