Mika sy Davis
1. Rakotomangafeo29
(
27/11/2007 05:34)
manakory!
Izhao aloha dia amerikana avy nipetraka tany madagasikara nabdritry ny roa taona. Nividy CD anakiray tena mahafinaritra antsiona hoe Mika sy Davis. Tsy azoko ny ankamaroan'ny zavitra tenenina satria teny merina ihany no ianarako. Misy aminareo zay manana ny tonokalony ve? Tena mahafinarita ahy raha ohatra ka azoko vakiana ny zavitra teneniny. Mitaotra eh!

novalian'i Rakotomangafeo29 ny 28/11/2007 05:44
2. minnoa
(
27/11/2007 08:21)
ka zareo tsinona ts miteny merina ngamba d zay no mahatonga azy sarotra be ny tononkirany, za tia ny hirany fa d tena ts mis haiko mits na ny mihira azy aza sarotra be :(
4. zoubelou
(
27/11/2007 18:13)
Inty ny takelaka manokan'ny artista sady ahitana ny tononkira: http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=980
Mazotoa
Mazotoa
5. Rakotomangafeo29
(
28/11/2007 05:44)
misaotra anao zalahy fa izay mihitsy no tadiavako. mazotoa eh!