sipa mola

1. jimteam ( 26/11/2007 22:41)
Mampalahelo mintsy rehefa mahita sipa tianao nefa miodikodina etsy sy eroa. Araraotiny tokoa ny fahatanorana................
novalian'i sitlo ny 30/11/2007 18:32
2. xxx ( 27/11/2007 05:17)
Efa sendrany ngah enao, tantarao oe!!!
Mahereza fa tsy izy rehetra nge no miodinkodina eee, korazy fôna :-*
3. andreasr ( 27/11/2007 05:57)
ka ndraindray koa anie efa toetrany mihintsy any ka rehefa molamola izy an dia tsy tsarony akory tsy aiko na azonareo izay zavatra teneniko natsy fa sssssss et puis zut
4. kelly13 ( 27/11/2007 08:30)
sipa molamola=sipa mihodina v?
5. xxx ( 27/11/2007 08:36)
:-Dsady ny amolana ange miteraka faharatsiantsaina eh!:twisted:
6. kiadi ( 27/11/2007 08:52)
miodikodina lesy an! ity tany ntsiky ity! ka mahaiza fetsifetsy an! sô elah de mikodia :lol::lol::lol:
7. tianao ( 27/11/2007 08:57)
=)) efa haretin'ny vehivavy re io eee!!!
8. xxx ( 27/11/2007 09:17)
koa ny bandy koa aza molamola mihoatra noho ny vehivavy fa refa ny vevavy no manao de tsy mahatanty
9. pissoa ( 27/11/2007 09:25)
k'hita wa :-D:-D:-D
10. Ralay ( 27/11/2007 10:14)
Marina ny azy fa mahay manararaotra ny fiainana izy no dikan'izany refa antitra tsy hahavita intsony inona intsony:lol:
11. andreasr ( 27/11/2007 10:49)
ra vevavy dia manaiky a hoe manararotra fiainana izy,fa raha lela kosa no molamola dia pelaka izy zay amiko
12. andreasr ( 27/11/2007 10:51)
oay naika adinoko misy vevavyantitra koa anie molamole za aloa mbola tsy nahita mivantana t@masoko fa aminy filma no maite
13. sitlo ( 27/11/2007 13:08)
andreasr> noheveriko fa dia hiteny hoe za aloha anisany eh
14. naughtyboy ( 27/11/2007 15:07)
nena kalo ny tsy azoko aminy le oe molamola de zao mbo misy fitiavana ihany akotrany aranofo v ze tratrany io sa ahona marina ny fandehany?:?
15. slym ( 27/11/2007 16:01)
Le mieritreritra an'le vevavyantitra molamola alo ôtrany marikoriko be zany ehh.
16. baraingo ( 28/11/2007 10:58)
Fa le sipa môla nefa nôrma ne mba azo efina fa le mis le efa kobon'lisany le tiko lazaina, MSSP na nmjery azy ary.
17. sapepa ( 29/11/2007 01:58)
mora ita @ poziny eny foana izy fa enao v d ambakainy e
18. andreasr ( 29/11/2007 08:39)
sitlo:

andreasr> noheveriko fa dia hiteny hoe za aloha anisany eh



ka hita fa anisany mihintsy a ka inona ndray ary
19. sitlo ( 30/11/2007 18:32)
nahay nitsatoka aho izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.4452