Hitsangana tsy ho ela ny gvt iraisam-pirenena
1. lagoon
(
26/11/2007 18:32)
Na koa ny Nouvel Ordre Mondial.Ary efa vonona ny camps de concentration sy ny train hitaterana ireo izay mitsipaka izany NOM izany.
http://www.conspiration.cc/sujets/train_prisons/boxcar_shackles_camps.html
http://www.conspiration.cc/sujets/train_prisons/boxcar_shackles_camps.html
novalian'i fijo ny 28/11/2007 22:09
2. bazylou
(
27/11/2007 00:23)
aza mampiesona rangahay fa mandreraka, saianao koa akaman'drajeankely ???:wink::wink:
4. lehilahytsyresy
(
27/11/2007 16:38)
Isaky ny mahita an'io resaka io aho dia mahatsiaro an' ilay antokom-pivavahana iray antsoina hoe EndTime Ministries.
Izy ireo koa dia miezaka mampiseho hevitra mitovy amin' ny an' i Lagoon io.
(Azonao clickena eto :http://www.endtime.com/) (Amin' ny teny anglisy ny fanazavana rehetra)
Izy ireo koa dia miezaka mampiseho hevitra mitovy amin' ny an' i Lagoon io.
(Azonao clickena eto :http://www.endtime.com/) (Amin' ny teny anglisy ny fanazavana rehetra)
5. tezitra
(
27/11/2007 18:29)
lagoon, 3 choses:
1)L'internet est à consommer avec moderation, tout ce qui y est écrit n'est tjrs pas vrai
2) tu es intelligent(e), donc apporte ton analyse, ne nous bassine pas avec des copié-collé
3)sinon dis à ta mère, d'istaller un soft controle parentale, car tu gobes tout là; tu es un vrai gars du TIM, on gobe tout (minoa fotsiny ihany)
seuls les poissons morts suivent le courant

6. Jeankely
(
28/11/2007 09:49)
Ho an'i Bazylou dia tokony resaka fanakiviana sy famotehana ny sain'ny Malagasy ihany ve no atao betsaka? Sa tokony hanaratsy Madagasikara foana rehefa mba mahita fivoarana aty ivelany?
7. reve
(
28/11/2007 18:50)
mba tena vizana mihintsy ny sain'i bazylou sy tezitra reto ka! mbo marina e! olona tsy normal mihintsy ny fahitako azy so mba tokony alefa any am 18 reo ra jeankely a!:lol: