mivadika ilay fitia, fa ilay tena fitia no tsy miova
1. miraymel
(
29/11/2007 07:45)
Aza mba sendran'izao ihany.
Miaraka amina olona tena tiana.
Vonona ny tsy hivadika aminy, n'inon'inona.
Nomena azy alohan'ny fanambadiana ny entana.
Nihevitra fa tiany.
Taty aoriana, de bevohokany koa.
De kay tsy tiany.
"Je l'ai pas retenu, s'il est fait pour moi, il reviendra pour elle et moi"
Fa rehefa tsy tiana r'ireto nefa mbola tia, tsy afaka manao n'inona n'inona intsony a.
Conseil:
_ aza mba manao "effort" hitazonana olona tiana nivadika izany vao maika mampijaly bebe kokoa
_ raha miverina irery izy dia raiso raha sitrakao
Bon courage pour tout le monde

novalian'i booboo ny 05/12/2007 17:37
3. Mandefitra
(
29/11/2007 08:48)
de anaro akia ny rahavavy hoe aza omena ny entana ra mbola tsy mpivady a ... zay ihany no vahaolana @ io mahazo anareo sipa io.
4. veromahefa
(
29/11/2007 09:28)
Mandefitra:
de anaro akia ny rahavavy hoe aza omena ny entana ra mbola tsy mpivady a ... zay ihany no vahaolana
miombon-kevitra
5. bioubiou
(
29/11/2007 12:54)
za manana fanontaniana ry ireto a!
am lé hoe miverina ho azy eo foana io refa tena anjara.d ahoana zany? enao zany hiandry azy hiverina eo nefa izy efa manao ny fiainany any? nefa koa raha manohy ny lalanao énao d izy nefa nikasa ny hiverina d nefa énao lasa ndray d bla bla bla...
manao fangalam-pery eo foana zany?

6. patrick2002
(
29/11/2007 15:57)
tsy mamono antoka ny mitia ,raha entana no lasany izao fotsiny no tsarovy ,mbola ho simba sy ho bobongolo iny ,ary mbola hahazo betsaka lavitra noho iny ianao ,
9. miraymel
(
30/11/2007 07:16)
Mpandefitra:
Sûr amin'izany ve enao. Otra'ny sarotra ihany anie izany e. Izahay anie efa niaraka aman_taonany maro e. 16 taoana aho no nanomboka niaraka aminy. Angamba tsy any ny torohevitra omeko ny rahavavy kosa. Fa mba hoe aiza manao sipa mbola kely loatra. Dia aza miaraka ela be amina bandy, fa mivadia haingana raha hita hoe azo hatokisana izy, satria hitako taty aoriana hoe marina izany ela maharay roa moa? Dia mivavaha mafy.
Izay angamba raha mbola mahita torohevitra aho efa nahita dia teneniko eny ihany.

10. Mandefitra
(
30/11/2007 07:33)
- Mety tsy ho voasakana ange le hoe manao sipa mbola kely, fa ilay manao firaisana kosa azo sakanana tsara.
- ny hoe mivadia haingana refa hita hoe azo hitokisana, tsy ny sipa no maka vady fa ny bandy, ka ra milaza tsy vonona lery na mody bonaika aza ... aleo mailo.
Fa ny bandy refa tsy mahazo elaela de mipitsika e ... ra toa ka mbola tsy tena tia izy ...
Mety tokoa le hoe mivavaka, matoky ny Tompo ka manankina ny fiainana aminy

11. miraymel
(
30/11/2007 07:35)
bioubiou:
ny tsara angamba a, dia ny miova tanteraka, dia ny manaja ny olona vaovao miaraka aminao, amin'izay fotoana izay, na dia miverina ary ny taloha tsy tokony hiaraka aminy intsony ianao "Efa nomeko azy" ('Zay). Moa, raha mahandry azy ianao (izay déconseillé_ko) dia mila "patience" be tsy misy otran'izany. L'amour véritable est patient.
Fa izaho manokana aloha tsy nahandry e. Aleoko aloha mijanona amin'izao. Raha toa miverina amiko ny olona tiako dia mbola mila mametraka teboka amina i be dia be raha hifamerina na tsia. Satria entiko am_pisainana amin'izay ny ahy ny fiarahako amina olona fa tsy fitia jamba be handratrana fo isaky ny miodina intsony. Moa raha sendra ny olona iray vaovao, hitako fa tena tiako sy tia ahy indray aho, dia tsipihako tanteraka ny mombanay sy ny taloha. Fa tsy hiaraka amin'izay rehetra tonga eo sanatria, fa tena hifantina tsy misy otr'izany. Aleoko tsy misy toa izay hananan_dratsy.

12. miraymel
(
30/11/2007 07:39)
Patrick2002:
Miombon_kevitra aminao aho, saingy ny nampalahelo koa ilay zazakely. Aza mandantsa aorinan'izao famaliako izao a. Efa nahita aho aloha iny fa ny amin'ny manaraka no tsy atao intsony.

13. miraymel
(
30/11/2007 07:44)
nefza:
Et oui nefza.
Fa hainareo hoe inona ny tononkira isan'ny nampitraka ana indrindra? : "Asa enao raha hino ahy, fa any ho any misy ny mizaka folo avy heny noho ny anao izao, nefa izy tsy mitaraina, volamena ho azy ny mangina ..., samy mizaka kely fijaliana sy misotro rano tsy tiana ..." (Tsy haiko - Black Jacks) _ Tsy dia haiko be ny tonony fa oatr'izay no fandraisako an'ilay hira.
Loza marina anie ry ireto ra nivady izahay vao tena nampijaliany aho e.
Fa raha any aloha, zavatra hafa mihitsy indray ny nitondrako azy e. Mino aho fa niaritra aho raha tany. Izany hoe raha noteritereko anie izy mety nivady ihany izahay fa hitako ilay fitiavany no nihena be dia "naleoko izy ho any".

14. miraymel
(
30/11/2007 07:47)
Fa indray andro any izy mety mbola hihira "Izaho ilay bandy" ihany a :!:
16. patrick2002
(
30/11/2007 16:05)
ny fitiavana ,na ho entinao ampisainana , na ho entinao @ fo ,dia izao no tsarovy tsy science exacte io ka hoe izao no marina ,misy foana ny risque ,izaho izao tsy mbola nitia olona t@ fo fa hoentiko ampisainana foana ny ahy ary mbola voa foana izao, ka tsy dia vahaolana loatra izany amiko.
Ny teny azoko homena anao foana dia fomban-javatra izany aza mivarolavo amin'izany fa mijoroa foana mba positive @ fiainana .

17. Veloo
(
30/11/2007 16:43)
Fa ny bandy refa tsy mahazo elaela de mipitsika e
mandefitra a, ahona anefa refa tena tia azy ianao...
ahona ny fomba itazomanao azy? indrindra fa oe efa ela be no niaraka?
Ny lahy anie tsy mitovy an'i mandefitra daholo e?
mba lazao oe ny hevitrareo ny zalahy?
amin'io aho dia miombo-kevitra an'i miraymel...
20. sakaizakely
(
01/12/2007 06:33)
Nomena azy alohan'ny fanambadiana ny entana.
Tsy misy olana izany fa ny tena fadisoanareo dia ny tsy fiarovana @ fisianjaza. Lalampiainana ny mikatsaka fahafinaretana na lahy na vavy. Tsy hita ho ferana hifady "matsiro" ny olombelona fa izay mahavita mifady dia =D=D=D=D=D saingy tsy vahaolana izany
Tokony ho andraikitry ny roa tonta ny tsy hipetrahan'ny zaza raha toa mbola tsy vonona na tonga taona. Tsy misy afatsy ny preservatif ihany no afaka miaro amin'izany sady miaro @ aretina koa. Somary kamovelona sy tia tena izay moa ny lhl dia mattka tsy tia manao an'io, fa ipitsiho raha vao sendra lhl tsy mety manao preservatif fa ny vhv ihany no mizaka voalohany ny vokany raha toa ka bikina eo, na voan'ny MST :{:{:{:{
Anjaran'ny vhv izany ny manosika ny lhl handray ny andraikiny @ preservatif
Fa tsy hoe rehefa tia dia ekena daholo zao zavatra rehetra izao. Aza afangaro ny hadalana sy ny fitiavana. Izay tia tsy hoe adala.
N'inn n'inn fitiavana, aza atao ambaninjavatra ny fiainanao sy ny ho avinao. Rehefa hita fa tsy ho any, ialao na marary aza ny fo, fa rehefa sendra ny lhl kely loha toy izao, sady efa ialany no mbola mitondra takaitra, vao maika marary double
Fantaro fa manana adidy eo imason'ny lalàna ilay rainjaza na vaky nandositra aza. Azonao atao ny mitaky pension alimentaire. Olona tompon'ny tenany izy nanao zaza fa tsy noterena na natao ankeriny. Ento eo anatrehan'ny lalàna sy ny manampahefana rehefa tsy mahatsiaro saina irery ireo mpandositra adidy ireo.
Raha mahavatra miady toy izany ny vhv rehetra, mino aho fa hihena ny toejavatra toy izao.