mivadika ilay fitia, fa ilay tena fitia no tsy miova

21. bioubiou ( 01/12/2007 06:54)
Amen :lol:
22. miraymel ( 02/12/2007 05:29)
23. Mandefitra ( 03/12/2007 09:32)
Veloo:
mandefitra a, ahona anefa refa tena tia azy ianao...
ahona ny fomba itazomanao azy? indrindra fa oe efa ela be no niaraka?
Ny lahy anie tsy mitovy an'i mandefitra daholo e?
mba lazao oe ny hevitrareo ny zalahy?

Ka tsy siora ange ry Veloo fa raha omenao izy de ho voatazona.
Hoy ry zalahy hoe "ny dobo tsy hita no mahamanina fa rehefa mikobana iray ihany"
Ny vao tsy manitra no ratsy fa rehefa tonta iray ihany...
Ka tsy aleo misoroka toy zay mitsabo ary ve?
24. Veloo ( 03/12/2007 15:36)
Ka tsy siora ange ry Veloo fa raha omenao izy de ho voatazona


tsssssssss za tsy mba mino an'io , na omenao ary izy, iny fa lasa azony nahita ny akanga tsara soratra... sarotra be io eeeeee
25. Mandefitra ( 04/12/2007 04:46)
zay indrindra ange. Tsy io zany no vahaolana, fatiantoka aza no betsaka ...
f'izany hoe rehefa ankafizina aloha le izy dia mba ankafiziny toy zay koa zay ho vokany :-P
26. tsiafoi1 ( 05/12/2007 14:23)
Miraymel : Ataovy point de départ vaovao eo @'ilay point de séparation. Point de départ vaovao miaraka @'Andriamanitra fa izy manana hevitra heverana ny fiainantsika tsirairay avy de hevitra tsy hitondra loza fa hitondra fiadanana.
Kolokoloy ny tenanao (saina-tena-fo-fanahy)ho mahate ho tia, tsarovy mandakariva fa tempolin'ny fanahy masina ianao, ka ciblén'ny devoly ho rendrika ao anatin'ny déception sns... Aza manaiky ho resy
Misy hira izay we : Il faut repartir à zéro
27. miraymel ( 05/12/2007 16:37)
merci:-*
28. booboo ( 05/12/2007 17:37)
Miombon-kevitra mitsy mitsy @ Sakaizakely zà ( comme d'hab hihihihihi )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583