Ligues Champions

1. salmo1 ( 29/11/2007 11:05)
O. Lyon 2 - 2 FC Barcelona Barcelona efa tafakatra.

Werder Breme 3 - 2 R. Madrid Mbola tsotsofina vao tafakatra i Real.

Sevilla 3 - 1 Arsenal Sevilla efa tafakatra

Valencia 0 - 0 Schalke De efa nanao baibay ny Champion 07-08 ny Valencia.


Resy ndray ny ekipany ronaldo09 ^:^
novalian'i salmo1 ny 29/11/2007 18:28
2. Rojoukel ( 29/11/2007 18:21)
Ronaldo iza alou ity tenenin'i salmo1 ity e ! Ronaldo @ Bresil ve ? iny nge @ AC Milan e ! sa i Christiano Ronaldo le portugais ? iny indray @ M. United, fa enao ve alou maharaka tsara ny fizotran'ny lalao sy ny joueur rehetra any ivelany any e ?
3. salmo1 ( 29/11/2007 18:28)
Rojoukel: elah no tena tsy maharaka!!!!!^:^

Ato @ serasera koa misy ronaldo.

ronaldo mbola madrileno le ato @ sera2, ra tsy fantatry elah http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=ronaldo09 :-D

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2717