Mitovy ihany kay

1. xxx ( 29/11/2007 12:46)
Nisy fotoana mba nandeha tany am-pitan-dranomasina tany ny tena ka nahita zavatra tsara maro be. Ary indray andro dia mba nentin'ny olona nitsangatsangana nijery tanana, ka akory ny hagagana nahita an'ireto vorona matavy (gisa sy gana ary voromahailala) tsy misy mikitikitika mameno ny tanana, ny trondro miriaria soa aman-tsara anaty rano tsy misy manjono, na manihika, na manarato.
Dia hoy aho hoe: "raha itony no tany an-tanana velona ny gasy".
Iray volana tato afara dia nisy cousin-ko iray hafa,vao tonga, ary sambany koa mba tany an-dafy. Nentiko nitsangatsangana leiry, ary dia tena nitovy tamin'ny reaction-ko mihitsy ny reaction-leiry saingy ny azy indray de hoe: "tsaky vita leitsy itony raha tany an-tanana le"
novalian'i RyAnona ny 17/12/2007 12:40
2. xxx ( 29/11/2007 15:18)
"Mila ovaina ny toe-tsaina" :wink::-D:-D:-D
3. ikaretsaka ( 29/11/2007 20:35)
ary maninona raha amboarina en cachette mihitsy e?
asiana vovon-trondro tsy ankiteniteny ohatra de sitomina isa-maraina
ny gana sy ny petahana @ flesy tsy ankiteniteny rehefa le divadiva hariana iny!
ny vorombelala manatona eo @ tabilio eo dia aholana ny lohany!
4. kiadi ( 01/12/2007 15:14)
zahay aza efa saika nanedaka lambo tao anaty zoo hanaovana tsaky tôka ko !barbeque be raha azo :-D:-D:-D
5. Stretch ( 02/12/2007 17:07)
de nitohy ve le operaka Rakiady ? sa nijann saika fotriny , misy an reny biffalo be reny mintry any am zoo ko :-P
6. RyAnona ( 17/12/2007 12:40)
Toa misy mamandrika ihany izy ireny fa @ fotoanany hoe. Fa ny volombolony sisa no hitako talohan'ny ririnina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3637