RAISE YOUR VOICE : nataon'ny MBS ho fitadiavam-bola
1. niainalynx
(
04/12/2007 06:49)
Nataon'ny MBS ho fitadiavam-bola ny anaran'Andriamanitra.
Totohondry sisa tsy raikitra tao amin'ny MBS tamin'ny fivoahan'ny vokatra amin'ny RAISE YOUR VOICE.
Nanomboka tamin'ny 11atoandro ny fiandrasana.... tam 2 ora mbola tsy nisy ny vokatra azo natolotra fa hoe mbola midébloqué ny serveur fa misy sms avy any tamatave tsy tafiditra?????!!!!!!!!!javascript:emoticon(':'(')
javascript:emoticon(':'(')nefa anie rayolona ka nolazaina fa nifarana tamin'ny alahady hariva tam 7 ora sy sasany ny fandefasana sms e!!!!! Tamin'ny fomba ahoana no nahafantaran'ny MBS fa ny sms avy any tamatave no bloqué raha tsy efa nisy niteny taminy hoe mbola mandefa sms be da be izahay avy aty tamatave e!!!! Mahavariana an !!!
Ny fandefasana ny hira ho tsarain'ny public isaky ny hariva moa dia nahagaga fa nisy ny an'ny antoko mpihira sasany flash kely fotsiny no alefa nefa ny an'ny sasany hira iray manontolo mihitsy no alefa ampian'ny interview ataon'ny mpitandrina manentana sy manao publicité ny antoko mpihira ao aminy !
Teo amin'ny fitsarana indray dia nahagaga tokoa satria maro ireo antoko mpihira tsy nanao bà gasy na dia indray mandeha aza taimin'ny fifaninana nefa dia nahazo naoty ambony tokoa tamin'ny mpitsara !!!!!!????
Ny naoty tamin'ny hira noforonon'i Rado moa dia tsy hita intsony zay hilazana azy satria ireo antoko mpihira tsy nanaja ny solfa indray no nahazo ny naoty ambony !!!! Santionany fotsiny ireo amin'ny zavatra tsy dia matotra loatra nitranga tamin'ny fifaninana e ! Dia miandry ny hevitra avy any aminareo e !

novalian'i velomino ny 27/12/2007 10:30
3. lembelo
(
04/12/2007 10:01)
Mampalahelo tokoa raha izany tantarainao iany no nitranga. Manala baraka ireo mpandray anjara tamin-kitsim-po.
4. lembelo

5. lembelo
(
04/12/2007 10:02)
Mampalahelo tokoa raha izany tantarainao iany no nitranga. Manala baraka ireo mpandray anjara tamin-kitsim-po.
6. velomino
(
04/12/2007 10:07)
Za koa mba toa anao izany, araka ny feo heno dia efa fantatra mialoha ireo antoko mpihira hiakatra famaranana sy ny hahazo ny loka ka terena ,hifanaraka amin' izay foana ny vokatra hatreto. Amin' ny ankapobeny koa dia ireto no fotokevitra mibaiko io fifaninanana io : Tsy maintsy antoko mpihira FJKM no mahazo ny loka sy ny laharana 3 voalohany dia ny : RFF, SLKAF, ary ny Anjomara anosivavaka.
Araka ny fijeriko koa dia tsy nifanaraka tamin' ny zava nitranga ny hira an i RADO nampanaovana ny antoko mpihira . natao fitaovana hitadiavambola i RADO sy ny zava kantony."HO GAGA tokoa NY VOLA"
Raha izaho ireo mpitsara ireo dia tsy manohy ny fitsarana intsony.Azo hitarafana ny fomba fitantanana nyn firenena ankehitriny io RAISE YOUR MONEY IO ok e

7. tiasahady
(
04/12/2007 10:48)
Misy tsy mety mihintsy lay fandaharana
Tamin'ny andro hoe hanaovana ny hiran'i Rado dé ny andro roa voalohany dé naseho ny antoko mpihira manao ny hiran'i Rado
Ny andro telo farany dé hira hafa no nataon'ny antoko mpihira ambiny
Dé am fomba ahoana no ahafahan'ny mpijery mampitaha ny fahaizan'ireo chorale ireo?
Amzay indray misy ny chorale omena fandaharana manokana lavalava mihintsy
Tsy nampitoviana ny mpandray anjara fa misy ankalazaina kokoa
ARy ahoana koa lee hoe 50% ny lanjan'ny safidin'ny mpijery dé 50% ny an'ny mpitsara, nefa rehefa novakiana ny tao anaty gazety le quotidien dé ohatra:
Anosivavaka 77 ny isa avy amin'ny mpitsara ary 6 ny an'ny mpijery dé nanome 83
dé inona no ifandraisany am le hoe 50% sy 50%?
Tsy mety koa lé hoe laharana téléphone iray afaka mandefa safidy betsaka, raisiko ohatra: izaho nifidy ny RYV _ 8, dé nandefa sms in-jato tamin'io za, dé lazaina avy eo fa olona 100 no nifidy ny RYV_8 ?
TENA MAHAMENATRA NY FIKARAKARANA INY RAISE YOUR VOICE INY, tsy misy mandeha am zay laoniny fa tena peta-toko tokoa, ka saribakolin'i MBS daholo fotsiny ny olona rehetra fa marina tokoa fa efa voaomana ny valin' ny fifaninanana

8. niainalynx
(
04/12/2007 10:50)
Tena marina zany hevitr'i velomino zany e ! Mbola apiako koa hoe nolokoina loko TIM hatramin'ny Raise your voice satria henoko tsara tamin'ny MBS alina hoe manohana ny candidat Hery Rafalimanana ny Raise Your Voice ! Mampihomehy isika olombelona matetika satria dia ny anaran'Andriamanitra no atao ho fitadiavam-bola e !!!!!!!
Tsy hivoaka amin'ny tokony hilàna azy intsony io raise your money io satria efa tsy tafakatra intsony ireo mpanakanto zay noheverina fa tena manana ny talenta hafa noho ireo lany hanao ankatoky ny famaranana ireo. Dia mahaGAGA tokoa ny zava-miseho ary mbola HO GAGA amin'izay tohiny eo !

9. booboo
(
04/12/2007 10:59)
tsy arako lay truc fa ouééééééééééé fotsiny klou ho an'Anosivavaka raha zany :°):°):°):°)
10. supersambatra
(
04/12/2007 13:16)
marina zany e, bravo marna oan ny anosivavaka, za ko ts maaraka anlé truc fa maay izy zany matou tafakatr e, sur ko za fa lé mteny teo alou reny zao lé resy daoly an, tskoi nge zany fa ny manaraka bdb e,fa tokny tsbe vava fotsn zé resy kony an
12. pissoa
(
04/12/2007 18:51)
zay ve nareo vao nahita hoe nampiasaina be ny anaran'Andriamanitra ... :-D:-D:-D
14. niainalynx
(
05/12/2007 07:01)
Tena mahay kosa aloha le Anosivavaka e ary tsy ry zareo irery fa ireo valo tafakatra rehetra ka dia arahabaina daholo ry zareo ! Fa tsy any ny olana fa tany amin'ny fanantanterahana ny délibération sy ny famoahana ny vokatra izay nandrasana adin'ny efatra vao tafavoaka ! Misy antony tao !!!
15. booboo
(
05/12/2007 07:16)
Anosivavaka efa hatr@ zay nijoroan'ny antoko mpihira tao no efa nalaza @ fomba fihiran-dry zareo :°)
16. lembelo
(
05/12/2007 12:32)
Tsy azoko rizareo : Antoko Mpihira 8 no tafakatra amin'ny dingana manaraka, ary nahoana no mifantoka amin'ny Anjomara Anosivavaka ny adihevitra ? Miavaka amin'ny hafa ? Sa misy fiangarana mibaribary ?
17. ikaretsaka
(
05/12/2007 19:44)
euh.. miavaka @ hafa amin'ny fiangarana mibaribary!
izay dia samy faly @ le choix nomen'i lembelo aby ny olona

18. jonas
(
06/12/2007 06:34)
Anisan'ny nanatrika ny famoahana ny vokatra ny tenako;
teo tokoa ny fiandrasana adiny 2 mahery tany;
za kosa tsy mino ary tsy hino fa nisy "manipulation" nataon'ny mbs t@ resultat, surtt zany hoe "efa fantatra mialoha " ny hahzo ny voalohany, raha zany tokoa tsy ny tsantan'ny Mahamasina aza ve no tafakatra tao satria ry zareo miaraka @ Mamy Robinson???
Ny azoko lazaina de zao: nisy chorale nanantena mafy ny ho tafakatra satria hoe nandany vola t@ sms, kanjo tsy izay no nitranga fa hay ry zareo latsaka tany @ note-'ny mpitsara, sady nisy olona hafa nahavita nandefa sms betsaka noho izy, de GAGA teo izy nony nahita ny notes-ny nasehon'ny mpikarakara
Teo koa ireo tsy nahatanty izay faharesena izay ka nankiana ny mpitsara hoe miangatra sns...( fomban'ny resy ihany zany n'aiza n'aiza!)..de nanao teny tsy voahevitra aza ka nahatonga ny DG-ny mbs hanao intervention mitsy aveo!
Ireo olona nimenomenona ireo ary toa tsy nahitana teny intsony rehefa nasaina nijery ny detail -ny notes sy ny sms aveo!!
Betsaka ny mbola azo lazaina e, zahay aloha de misaotra ny mpikarakara
Mbola hiezaka ny hanao tsaratsara kokoa zahay @ dingana manaraka,
Soso-kevitra ho an'ny mbs: tokony ho équilibré tsara tokoa ny faharetan'ny hiran'ny groupe tsi 11 alefa @ télé ( marina le tsikera ao ambony ao!)
Msaotra e!

19. niainalynx
(
06/12/2007 06:52)
Ahoana ny fahitan'i Jonas 'lay Ghadona artisitka izay nitarika ny asabotsy nefa lasa 3% tamin'ny farany? Lany vola be nefa tsy tafa !!!?
Ho an'ny sasany tsy tafakatra aloha ny fijeriko azy dia zarany aza satria efa tsy araka intsony ny fandaniana fa ireo nanontona vola be nefa tsy tafa no tena mampalahelo ! Sa ahoana?
Ny nahatonga ny fimenomenomana tamin'ny délibération anie dia 'lay fotoana elabe mitsiny ka nahatonga ny olona nieritreritra fa misy tsy mazava ao matoa elabe e ! Zay no fomba fijeriko azy ! Dia mirary an i jonas sy ny tariny ho tafita soa e ! Ataovy tsara ny hira e !
Tsikera ho fanatsarana no natao teto fa tsy hafa akory e !

20. jonas
(
06/12/2007 10:31)
Za aloha tsy nahita ny detail ny resultat, surtt ny an'ny Gadhona artistika, fa io araka ny efa nolazaiko teo aloha teo, mety nisy groupe hafa nge nahazo sms bdb taorianan'ny sabotsy e!!!! d normal raha niakatra koa ny an'ny sasany, de midina ho azy koa ny an'ny hafa satria sur 100 fôna le izy!!
Zay no fahitako azy!
Sady ny detail ny resultat nge aveo navelan'ny mpikarakara hojerena ko inn ndray e??
Ny fahadisoan'ny mbs fotsny kosa alou de tokony ho niala tsiny dieny mialoha sy nanazava ny antony fahataràna izy,
za zany en tt cas tsy mino mihitsy oe nisy ny manipulation des resultats e!