RAISE YOUR VOICE : nataon'ny MBS ho fitadiavam-bola
22. Mannou
(
07/12/2007 13:01)
Ny zavatra tena nahagaga ahy koa amin'io raise your voice io dia misy propagande eny anelanelany fandaharana, zavatra tsy tokony ho atao izany raha amiko manokana. Fandaharana lazaina fa natao hanandratana ny tenin'Andriamanitra ve dia asianao Hery Rafalimanana eny ampovoany eny ? Mahagaga le fisainana.
24. velomino
(
13/12/2007 10:07)
Hadalàn' izay mbola handany vola amin' io fifaninananaio. Raha anontaniana izao ny MBS hoe iza no commissaire de jeu @io lalao io de hanana izany veizy ? izany hoe resaka fanambakana fotsiny ilay izy. tany amboalohany dia resaka bàgasy kanefa ireo antoko mpihira tafakatra ireo misy tsy nanao bàgasy akory toy ny : ktkt toliary sy ny meva gos
RAHA TENA MADIO IO LALAO IO DIA TENENO HOE IZA NO COMMISSAIRE DE JEU E;
ASANDRATO AVO NY VOLANAO E E E E E E
RAHA TENA MADIO IO LALAO IO DIA TENENO HOE IZA NO COMMISSAIRE DE JEU E;
ASANDRATO AVO NY VOLANAO E E E E E E
25. Ilitakely
(
18/12/2007 14:31)
D'efa tsy hay tsy hay io e!Misy raha ao f'aza miasa saina amn'io fa mbola ry zareo zao n deba eto am tanana d tsis kozy alou
26. velomino
(
27/12/2007 10:30)
DIA NIALA MAINA ARY DIA NANGAINA ILAY LEHIBE'NY ANTOKO MPIHIRA MANATITRA VOLA ISAN'ANDRO TENY AMIN'NY MBS. OK E