lavin'sipa

1. baraingo ( 30/11/2007 11:38)
mbola mi insista sa on laisse tomber.
aôna ny hevitr'lisany, de ato matotra nvaliny
novalian'i jiolah ny 21/01/2008 09:07
2. Mandefitra ( 30/11/2007 12:41)
- ny valala hono tsy azo ra tsy andrin'ilika (sa andrian'helika)
- zay maharitra hono vadin'andriana

Ka raha mendrika ny hiaretana ve? sa innn lo le laviny?so de le firaisana ara-nofo? :-P
Ny sipa koa @ zao nge mailo e, hoe tena tia ve lery? haka vady sa hitsaingoka fotsiny? norme izy ra mampifila
3. xxx ( 30/11/2007 17:03)
:-D
4. ikaretsaka ( 30/11/2007 17:09)
mody mi insista aloha mandra pahita hafa... avy eo..vrooooooooom bye bye!8O
5. Veloo ( 30/11/2007 17:47)
Mandefitra :wink:
6. keyoann ( 30/11/2007 23:02)
ikaretsaka:

mody mi insista aloha mandra pahita hafa... avy eo..vrooooooooom bye bye!8O



ary enao a!:°):°):°) fa raha tsy manana fiara anaovana vroooooooom zany d ahoana?:roll:
7. ikaretsaka ( 30/11/2007 23:10)
izay samy voa ko!
atao @ vava hoe broooum bye bye
8. ikaretsaka ( 30/11/2007 23:11)
sady hihirana mafy tsara ny hiran'i mahaleo... oooooo ravorondreo ooooo
9. sitlo ( 03/12/2007 07:27)
Iareto trefla eo aloha mandra-pisokatry ny saina hoe inona koa ary no iaretako trefla eto.
10. ikaretsaka ( 03/12/2007 22:48)
izay indrindra...
vo misy miteny tout as eo dia bay bay
11. keyoann ( 03/12/2007 23:47)
sitlo marin izany rehefa tonga saina ve hoe adala miandry akoho aniry nify eo tsy ho saina tonga ihany:-D:-D:-D
12. baraingo ( 04/12/2007 08:30)
ra miafy trefla ne ka mavita kapô couleur de kobnareo nsuitiny sa aôna...?
13. ikaretsaka ( 04/12/2007 19:55)
dia tant mieux.. rehefa tsy kapoka du dent (capot dedans) ialahy dia izay no tanjona..
manangona disaines eo e
14. tendry77 ( 06/12/2007 15:53)
-mitovy ve ny lavin'sipa sy ny ampifilafilainy.
15. fek ( 07/12/2007 14:34)
efa oe mba ataovy matotra mbola laa belôty iany. tsika zany mitsy ka. ra mety mbola poinsa de ereto fa ra fotoana lany fotsiny de tanala very sampy zany e
16. tendry77 ( 07/12/2007 22:38)
fek:

efa oe mba ataovy matotra mbola laa belôty iany. tsika zany mitsy ka. ra mety mbola poinsa de ereto fa ra fotoana lany fotsiny de tanala very sampy zany e


tss kozina zany ra-fek ah:efa hoe nolaviny de zay,sady tsy hiera amn dadabe izy no tsy hieritreritra intsony.
17. Rasiligaoma ( 09/12/2007 21:43)
iareto eo aloha le 9 fa vo misy valet eo dia ataovy veloma dia angorony ny entana
18. simplex ( 09/12/2007 22:21)
Miankina @ le sipa io rakoto a,
misy ny plus ela mikafiry, plus izy tsy tia an'la. Misy ihany kou ngefany le mila insistiavana kely fotsiny. Tokony ho tsapan'la @ fomba nandavany an'la ihany zany...

Fa zao ny fika,
mi-se faire desirer :)
mety tsy marina @ sipa rehetra an, fa matetika plus ela mampiseho hoe potika be, plus ampitomboiny ny calverin'la :)
Donc, travailler-o mangina any ze zavatra mety hitiavany an'la, d mody maka tslaim fotsiny. Mi-charme :roll: manababo, discret fa tsy mila misisika be. Fa tsy miafina kou an, manjary tsy kobony akory toi.

Ny tena tombony d zao, tsy maintsy misy sipa voa-poinsa an'la foana eo en fin de compte na tsy ilay tena nokendren'la t@ voalohany aza :P;-)
19. ikaretsaka ( 10/12/2007 02:35)
hmmmmm 8) fika mahomby
20. midjoh ( 14/01/2008 09:59)
"Fatra-PANDA, fatra-PANAIKY E!". Ka raha laviny fôna ela dikany zany fa ekeny fôna koeeee ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6748