voninahitra hoan'andriamanitra

1. fijo ( 30/11/2007 22:36)
ny mpino rehefa mivavaka dia matetika mangataka.ny protes no tena itako fa za tsy mbola tany amin'ny katolika.
"tompo ô,homeo anay ny ....andriamanitra ô ataovy..izahay"sns.

dia rehefa sendra misy ny fifanojoanjavatra ka mitranga izay nangatahana tao,dia mailaka ery"voninahitra hoan'andriamanitra"sns.

ny fiainana nefa tsy voatery hisosa,ka raha sendra nangataka zaza lahy no terabavy,dia tsy heno le voninahitra hoan'andriamanitra.fa dia raisina mangina eny le tranga.tokony ho "voninahitra hoan'andriamanitra "foana anie ny nanareo e
2. ikaretsaka ( 30/11/2007 22:57)
za koa letsy ry fijo mba nanontany tena ny amin'io ihany!

Nisy ramatoa anankiroa izay! ngamba ireny mpiara mivavaka .. ( fa "c pas tres catholic' aloha e) niara niandry Tao @ US embassy tany Madagaskara t@ herintaona. tsy haiko hoe nisy fetin'ny inona fa resaka prot t@ izay.. zaikabe inona angaha tany Missouri tany

Dia nivaly ny visa an'ilay madama 1 dia OK, accepted .. dia faly be izy 2 hoe "naneho ny voninahiny i Jesosy fa lasa ramama!

Nivaly ny an'ilay 1 dia hoe NO, rejected .. dia lasa ohatran'ny mody fanina be izy mitsam..
maninona izao raha nanao koa hoe "Naneho ny voninahiny i Jesosy fa tsy lasa ramama?" dia faly ihany!

ko izay ary ny sitrak'Atra koa!:roll:
tsy mihomehy loza aho fa te hi make a point! hoe rehefa metimety @ tsika ihany ve izany ny ataon'Atra izay vao hoe Voninahitra ho azy?

fa tsy hoe voninahitra mandrakizay?

Tsapako @ firesaka ato koa manko izay.. azafady amin'izay mahatsiaro tena ho voatifitra!
mahazatra anay sy ry soanja izao ohatra raha mitovy fijery zahay dahy @ lafin-javatra 1 dia "namaste" , na hoe mitovy fijery!.. fa ato koa anefa misy ireo namana misy hevitra hitovizana sy tiatiana dia "ho an'Andriamanitra irery anie no lazaina... fa raha hevitra tsy hitovizana dia mody fanina aby...

izany heo tsy omena Voninahitra izany Andriamanitra rehefa tsy mifanaraka @ ilay tiana ny zavatra miseho any?

3. fijo ( 30/11/2007 23:08)
ka raha le fanina io no tiany,de aleo miditra krispijo fa ao misotro de tena fanina ka,ary ran'i jesoa no sotroina ao
4. ikaretsaka ( 30/11/2007 23:19)
tssss amiko aloha le izy fisainana tsy mety e.. lasa ohatran'ny hoe Andriamanina no forcenao hanatanteraka ny sitraponao fa tsy ianao no manao ny tenanao ho fitaovana ho an'andriamanitra hanatanterahiny ny sitrapony, sy hanehoany ny voninahiny!

Tsy "hotanteraka anie ny sitraponao" intsony no malaza .... fa lasa karazan'ny hoe "Jehova ataovy lo zao... de rehefa nety @ le tina dia Voninahitra anie ho anao"
fa raha tsy nifanentana t@ ilay tiana de :roll:8):roll:8) aby!

Fijeriko sy fanamarihako en general io! teneno aho raha diso na tsy io no zavatra mitranga amin'ny fo mahitsy!
misaotra anao!
5. cutie ( 30/11/2007 23:36)
ny fiainana nefa tsy voatery hisosa,ka raha sendra nangataka zaza lahy no terabavy,dia tsy heno le voninahitra hoan'andriamanitra.fa dia raisina mangina eny le tranga.tokony ho "voninahitra hoan'andriamanitra "foana anie ny nanareo e

ka zay le we ze mahasoa ataon'Atra koa :lol:
6. ikaretsaka ( 30/11/2007 23:39)
dia maninona le izy ra cutie rehefa sendran'ilay mahasoa tsy noeritreretina.. dia adino hatreo ilay heo an'A/tra irery ny voninahitra notabatabaina be rehefa nety ny tantana?
7. fijo ( 30/11/2007 23:39)
ka tokony hofetena izay tonga ko
8. cutie ( 30/11/2007 23:42)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-12-2007 00:39:07
Lohateny : Re : voninahitra hoan'andriamanitra
dia maninona le izy ra cutie rehefa sendran'ilay mahasoa tsy noeritreretina.. dia adino hatreo ilay heo an'A/tra irery ny voninahitra notabatabaina be rehefa nety ny tantana?

mahasoa iny matoa tonga teo na tsy araky ny nieritreretina aza :)
9. fijo ( 30/11/2007 23:46)
ka tsy izay le hita matetika
10. cutie ( 30/11/2007 23:50)
Fa?
11. fijo ( 30/11/2007 23:51)
fa le mody hadino hoe tsy ity tranga ity le nangatahako.
12. cutie ( 30/11/2007 23:52)
@ 1 ihany :-D:-D:-D:-D
13. fijo ( 01/12/2007 00:03)
ka izay le fika tsy mety ko
14. cutie ( 01/12/2007 00:05)
fa manin :roll:
15. fijo ( 01/12/2007 00:10)
ko rehefa mahazo ve de voninahitra fa rehfa tsia de mody fanina
16. cutie ( 01/12/2007 00:12)
tsy ao le finoana no mahatonga an'zany e :-D:-D:-D:-D
17. fijo ( 01/12/2007 00:15)
za aloh amino e;le lanitra io an
18. cutie ( 01/12/2007 00:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
19. soanja ( 01/12/2007 03:16)
ikaretsaka:

za koa letsy ry fijo mba nanontany tena ny amin'io ihany!

Nisy ramatoa anankiroa izay! ngamba ireny mpiara mivavaka .. ( fa "c pas tres catholic' aloha e) niara niandry Tao @ US embassy tany Madagaskara t@ herintaona. tsy haiko hoe nisy fetin'ny inona fa resaka prot t@ izay.. zaikabe inona angaha tany Missouri tany

Dia nivaly ny visa an'ilay madama 1 dia OK, accepted .. dia faly be izy 2 hoe "naneho ny voninahiny i Jesosy fa lasa ramama!

Nivaly ny an'ilay 1 dia hoe NO, rejected .. dia lasa ohatran'ny mody fanina be izy mitsam..
maninona izao raha nanao koa hoe "Naneho ny voninahiny i Jesosy fa tsy lasa ramama?" dia faly ihany!

ko izay ary ny sitrak'Atra koa!:roll:
tsy mihomehy loza aho fa te hi make a point! hoe rehefa metimety @ tsika ihany ve izany ny ataon'Atra izay vao hoe Voninahitra ho azy?

fa tsy hoe voninahitra mandrakizay?

Tsapako @ firesaka ato koa manko izay.. azafady amin'izay mahatsiaro tena ho voatifitra!
mahazatra anay sy ry soanja izao ohatra raha mitovy fijery zahay dahy @ lafin-javatra 1 dia "namaste" , na hoe mitovy fijery!.. fa ato koa anefa misy ireo namana misy hevitra hitovizana sy tiatiana dia "ho an'Andriamanitra irery anie no lazaina... fa raha hevitra tsy hitovizana dia mody fanina aby...

izany heo tsy omena Voninahitra izany Andriamanitra rehefa tsy mifanaraka @ ilay tiana ny zavatra miseho any?




Namaste!^:^^:^

Fijo> Ianao koa anie de mapimehy ahy e. Aiza moa no ahafantaranao fa tsy manome voninahitra foana ry zareo. Mino aho fa matoa ry zareo mbola tsy milavolefona na miala amin'Andriamanitra dia mbola mahatoky ny voninahiny foana na amin'ny tsara na amin'ny ratsy.
Saingy amin'ny mahaOlombelona antsika dia tsy maintsy misy ny fahadisoam-panantenana kely hoe izay no mba faniriako nefa zao no nomena ahy. Tsy natao hahakizy anefa izany raha tena Krsitinina fa vao maika aza hifikiranao amin'ilay Andriamanitra tia anao satria izahay Krsitianina dia mahalala tsara fa ny samy manana ny fandaharaha nomen'Andriamanitra azy avy ary soa lalandava izany fandaharana izany saingy ny fisehony no samihafa ka tsy tokony hampitahaina na hifampitaha sns.

Izay no mahatonga ny fitenenana hoe : " izao no fandaharan'ilay Avo idrindra, ka manaja ny sitrapony aho ary manaiky izay ampitondrainy ahy, fantatro fa fitiavana sy misy mahasoa daholo ny ambadiky ny fitiavan'Andriamanitra ka izay no fionononana tsara indrindra azoko iatrehana ity zavamisy ity." Raha io no voalaza dia efa manome voninahitra izany saingy tsy voatery hoe handihy.

Ny fanetre-tena no zavatra iray ananan'ny Kristianina ka ahafahany manohy ny fiarahany amin'Andriamanitra. Raha tsy manana izany izy dia zavapoana ny zava-drehetra satria io fitiavana sy famindram-pon'Andriamanitra dia vokatry ny fanomezana azy voninahitra sy dera. Isakarazany anefa no fisehoan'izany fanomezam-boninahitra izany!

Mahereza anefa mandinika ny toetra Kristianina fa misy mahatsara azy tokoa.



20. Rasiligaoma ( 01/12/2007 03:28)
ikaretsaka:

tssss amiko aloha le izy fisainana tsy mety e.. lasa ohatran'ny hoe Andriamanina no forcenao hanatanteraka ny sitraponao fa tsy ianao no manao ny tenanao ho fitaovana ho an'andriamanitra hanatanterahiny ny sitrapony, sy hanehoany ny voninahiny!

Tsy "hotanteraka anie ny sitraponao" intsony no malaza .... fa lasa karazan'ny hoe "Jehova ataovy lo zao... de rehefa nety @ le tina dia Voninahitra anie ho anao"
fa raha tsy nifanentana t@ ilay tiana de :roll:8):roll:8) aby!

Fijeriko sy fanamarihako en general io! teneno aho raha diso na tsy io no zavatra mitranga amin'ny fo mahitsy!
misaotra anao!


misaotra nampatsiahy, marina io ary tranga matetika miseho tokoa! misy ahatsiarovana tena e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4183