voninahitra hoan'andriamanitra

41. rijadolly ( 07/12/2007 15:07)

fijo:
ka tsy misy arahako ianareo mpino ko.samy be ziriziry ianareo de aleoko misintaka klo
isitaka ho aiza isé tsy afa-maina eto amin'ty forum ty sé raha tsy mahazo ilay anjara tsara indrindra raha tsy hoe angaha tsy miditra ity forum ity intsony.Tsy avelanay raha tsy tonga ho mpino^:^^:^^:^^:^amen!
42. fijo ( 07/12/2007 22:31)
misaotra fa ,za tsy te hiziriziry ka
43. prime ( 17/12/2007 10:41)
Ny fiziriziriana dia tsy avy amin'Andriamanitra...

Ny fijoroana amin'ny fahamarinana kosa nefa dia sitrak'Andriamanitra satria Izy mihitsy no fahamarinana...
44. LazaDaddy ( 23/12/2007 02:44)
fijo:
tokony ho "voninahitra hoan'andriamanitra "foana anie ny nanareo e
Eny, deraina ny anarany fa Azy ny voninahitra. Amena!

"You give and take away
my heart will choose to say: blessed be Your name!" Job
45. ikaretsaka ( 24/12/2007 16:47)
ary lasa nahay gloria aby nony i Ra fijo no nanome ny sosokevitra le:-D
ny sasany aza nahavita nitsimpona mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6981